Festival Tsakaraka à Vohémar

Festival Tsakaraka à Vohémar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Festival Tsakaraka à Vohémar, Festival, Vohemar.

24/02/2026

Akory ma atsika ato.
Paré!!
Avy è 🔥

Misaotra atsika vahoaka jiaby na ny teto antoerana na ny vahiny nanotrona na ny manampahefana isan-tsokajiny Ary ny spon...
23/08/2025

Misaotra atsika vahoaka jiaby na ny teto antoerana na ny vahiny nanotrona na ny manampahefana isan-tsokajiny Ary ny sponsors jiaby izahay mpikarakara ny Festival Tsakaraka fa hafapo izahay tamin'ny fandraisantsika anjara,
Manambara izahay fa ny 13-14-15-16 Août 2026 ny fakalazana ny faha 20 Taona nyTSAKARAKA Vohémar.

Fanadiovana faobe notanterahin'ny Zanak'iharana Tonga saina tao amin'ny kianja izay nanatanterahana ny Festival Tsakarak...
23/08/2025

Fanadiovana faobe notanterahin'ny Zanak'iharana Tonga saina tao amin'ny kianja izay nanatanterahana ny Festival Tsakaraka

23/08/2025
Vohémar koa mifampitsakaraka ayy!!!
11/08/2025

Vohémar koa mifampitsakaraka ayy!!!

Arrivage farany ay tsao tara mba tyoh.
11/08/2025

Arrivage farany ay tsao tara mba tyoh.

Jeudi 14 Août 2025 à 15h départ carnaval-ntsika croisement Diego Vohémar .
11/08/2025

Jeudi 14 Août 2025 à 15h départ carnaval-ntsika croisement Diego Vohémar .

Androany ny anjaran'ny Vohémar amin'ny éliminatoire Miss, Míster Tsakaraka
09/08/2025

Androany ny anjaran'ny Vohémar amin'ny éliminatoire Miss, Míster Tsakaraka

Tournoi Basket-Ball Tsakaraka 2025 11au17Aout 2025 à Vohémar
05/08/2025

Tournoi Basket-Ball Tsakaraka 2025
11au17Aout 2025 à Vohémar

Programme ny Artistes - ntsika amin'ny Tsakaraka 14-15-16-17 Août 2025 à Vohémar
30/07/2025

Programme ny Artistes - ntsika amin'ny Tsakaraka 14-15-16-17 Août 2025 à Vohémar

Milamina ny fiharaha-miasa eo amin'ny YAS Madagascar sy ny organisateur-ny Tsakaraka.Samia samby  takatrin'ny Tsakaraka ...
29/07/2025

Milamina ny fiharaha-miasa eo amin'ny YAS Madagascar sy ny organisateur-ny Tsakaraka.
Samia samby takatrin'ny Tsakaraka atsika jiaby.14-15-16-17 Août 2025.

Address

Vohemar

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Festival Tsakaraka à Vohémar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category