11/12/2023
Nisy lehilahy araiky nahazo vatosoa Sarobidy no sady lafo vidy
Nandeha tamin'ny mpividy vato araiky izy, nivolagna io mpividy vato io fa tsy afaka hividy io vato io izy satria tsy ampy ny volany ka naniraka an'i rah lehilahy izy andeha amonjy mpividy hafa
Nahita mpividy hafa ndraika izy ke nitovy fo raha nivolagnin'irô,
Nandeha tamin'ny mpividy hafa ndraiky izy avtiô, fa nivolagna tamin'azy ilay mpividy vato hoe mandehana anao makany amin'i Mpanjaka fa izy raiky ndrô mbo haiko tokony havidy vatonao io😊
Refa tônga tamin'i Panjaka i lehilahy io de vita antsafa... Nambarany fa hivarotra vato soa izy fa tsisy nahavidy azy irô mpividy iaby irô, hoy Mpanjaka io tamin'azy hoe: n'a zah koa tsy mahavoavidy vatonao Itô..., fa mandehana anao mandeha amin'ny hefi-bolamenako ao mangala zay tianao ao anao mandritry n'y folo minitra (10min) de nandeha tao izy, refa Tonga tao izy nahita fandriana volamena mamirapiratra be de nivolagna izy hoe: alô zah mbô hatoritory amboniny fandriagna tô fô tsy ary nisy taminah no fahasambaragna be aminah matoro eto
Indrisy nefa fa resintory teo ralelahy ke tapitra fehipotoagna namen'i Mpanjaka anazy, nagniraka mpiambigna Mpanjaka angala izy ao amizay,
Nody foagna tsy nahazo ino ino raha lehilahy satria naleony nifidy fafiny toy zay Angala ilay tsara sady mateza
Niverina nangataka tamin'i Mpanjaka izy hoe mbô amegna iray minitra farany mbô Angalany raha mba tiany ao nefa efa tsisy fika satria efa Nomena fotoagna lava izy no namegna safidy nalalaka
: Fagnahinao
vato : karazana sampy maro samy hafa
: Andriamanitra izay nanorina n'y tany s'y ny Lanitra
vola mena : Rendrarendrantsika ambony tany atô le azahoanatsika fafiny be s'y tsirony
: vavaka fagnampiana ho anao s'y ireo soa maro vitanao s'y Fitahian'Andriamanitra
nivarotro vato soa. : Antsika olombelogno mihegny ambony tany
NB : Dian'ny mbôla nameny fotoagna anao mba hanompoana s'y hanavotanao fanahinao ety ambony tany dia araraoty fa aza variagna loatra mirendra fa antsika jiaby io samy misy fetrany ambony tany atô, mbola tsy tara anao raha zao mifoha 🙏Mivavaha, manompoa Anandriamanitra, manaova soa, meteza ho soa❣️mba tsy ho very fanahinao amaray lerany anao miala ambony tany atô😍🙏
raha mba liana anao mba ho anatra ny hafa namanao