Club de Danse Rock-Star Vangaindrano

Club de Danse Rock-Star Vangaindrano Danse

Tongava maro e
14/03/2025

Tongava maro e

Ho antsika eto Vangaindrano.Misokatra ny fandraisana mpikambana sy mpandihy vaovao ato @ Club Rock-Star taona 2024.Ankiz...
10/02/2024

Ho antsika eto Vangaindrano.
Misokatra ny fandraisana mpikambana sy mpandihy vaovao ato @ Club Rock-Star taona 2024.
Ankizy : +4ans
Tanora.
Toerana: maison de jeune Ambalatsimo Vangaindrano.
Ora sy andro andihizana: Alarobia, Sabotsy ary alahady 14h-16h30.

Ampatsiahivina isika rehetra mpandray anjara na ny mpijery fa amin'ny alarobia ho avy izao ny fotoan-tsikaChampionnat ro...
21/12/2022

Ampatsiahivina isika rehetra mpandray anjara na ny mpijery fa amin'ny alarobia ho avy izao ny fotoan-tsika
Championnat rock'n'roll de menagnara

Tongava maro🙏

05/04/2022
30/12/2021
26/08/2021

Akoraby aby. Amin'ny Alatsinainy 30Aout ny 1er vague n survêtements sika alefa. Ny farany fandignasa e volan izay hanatratra anio 1er vague io dia ny Alahady 29 Aout.
Atero ny taille sy ny mesure nareo am io alahady io. ( Manatona mpanjaitra sy mpanaja.

Tongava maro
03/12/2020

Tongava maro

Sombisombin'ny t@ alahady
06/10/2020

Sombisombin'ny t@ alahady

05/10/2020

Faly miarahaba asika rehetra.
Makasitraka, makatelina omba-mpisaorana asika rehetra tonga nanotrona sy nanampy anay t@ hesika natao tao @ las palmas ny omaly tolakandro.

Address

Vangaindrano

Telephone

+261346011013

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club de Danse Rock-Star Vangaindrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category