18/08/2026
๐๐จ๐ง๐ ๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ ๐!
Notontosaina anio ny ๐๐๐ง๐จ๐ค๐๐๐๐ง๐ ๐จ๐๐ข๐ฌ๐ข๐๐ฅ๐ฒ ny "๐๐ก๐จ๐ฉ ๐๐
๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ ๐๐ ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง e๐ญ๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ง๐"
Faly izahay LFL Madagascar manohana hatrany ny fiompiana aty amin'ity faritra ity!
Ity toerana ity dia toeram-piofanana ho an'ny mpiompy rehetra. Ao ihany koa anefa ny toeram-pivarotana "shop LFL" ahitana ireo vokatra LFL rehetra mahazatra anao hatrizay.
๐ค Toerana hianarana, hifampizarana ary natao hampandroso ny rehetra.
Tanjona iray no iombonana :hampandroso ny fiompiana sy hanohana ny toe-karena eto an-toerana.
"LFL, Sakafom-biby azo antoka"