Tropical Lounge Bar - Toamasina

Tropical Lounge Bar - Toamasina Drink - Food - Dance - karaoke - Disco - Cabaret - location de salle Sady isika tsy tapaka jiro koza e!

Izahay mihezaka manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa rehetra mba ho toerana fandehanana, maha tamana, hanal'azy miaraka amin'ny namana sy ny fianakaviana e!

Mirary krismasy sambatra anareo jiaby izahay ato Amin tropical lounge bar 🎉🎊
25/12/2025

Mirary krismasy sambatra anareo jiaby izahay ato Amin tropical lounge bar 🎉🎊

Aresaka fety ty e Cabaret mafana Sady miavaka iarahagna amn Masova Unity ao Amin'ny Tropical bar ny 25 Décembre 2025 zao...
22/12/2025

Aresaka fety ty e
Cabaret mafana Sady miavaka iarahagna amn Masova Unity ao Amin'ny Tropical bar ny 25 Décembre 2025 zao à partir de 21h
Io fotoagna antsika, hiaraka agnano fety antsika
Joyeux Noël en avance olo jiaby e 🙈🎉🎊
#

Courage lesy Mama tsara! ! Fomban fiainagna io. Ko te hanala sorisory ano tongava amn Tropical bar aty fa hanomia fifali...
21/12/2025

Courage lesy Mama tsara! !
Fomban fiainagna io. Ko te hanala sorisory ano tongava amn Tropical bar aty fa hanomia fifaliagna ano Zahay✊ akato antsika magnano karaoké hagnalana le marary
Zay fa mandigny ano Zahay, mandigny anareo Zay misy sorisory koa 🙏
Lalambaovao mangarivotra aty rdv ntsika

Aza mandry e 😂 vo mandry ano d'efa taraika Ariva ny Fotoagnantsika miaraka amn mi-kiff music Show case mahoraka be ao am...
20/12/2025

Aza mandry e 😂 vo mandry ano d'efa taraika
Ariva ny Fotoagnantsika miaraka amn mi-kiff music
Show case mahoraka be ao amn tropical bar
Paf : 0 Ar , ano le tia Raha bojo regny , io fa bojo e
Anareo sisa andrasagna 😂😂

Hafa koa ty e 😁Show case mafana be 🥵izay karakain Nicola's Production iarahana amn Artiste Telo izay efa managna n'y laz...
16/12/2025

Hafa koa ty e 😁
Show case mafana be 🥵izay karakain Nicola's Production iarahana amn Artiste Telo izay efa managna n'y lazany eo amn sehatra misy azy

📍N'y toerana efa fantantsika : Tropical bar lalambaovao mangarivotra
🗓️Fotoagnantsika Amin'ny zoma 19 Décembre Zao manomboka amn 21h 🕒
👉Vidim-pidirana : 5.000 Ar na 25.000 fmg
Ambiance koa iarahantsika amn'io e, aza Tonga fogna fa ano tsy Tonga fogna manenigna 🙈🥵

Vava oa manafo aza ato bé eh 😂Sod oe makafoka de tsy isotro toaka koza za nefa tsy dignino maregny fofon toaka io 😂😂    ...
15/12/2025

Vava oa manafo aza ato bé eh 😂
Sod oe makafoka de tsy isotro toaka koza za nefa tsy dignino maregny fofon toaka io 😂😂

14/12/2025

Misaotra betsaka anareo Tonga nanontrogna nomaly 🙏
Hisaoragna betsaka ireo artiste Telo nanafana ny piste
Amn weekend Zao ndrek fotoagna ntsika
Artiste hafa koa ho AVY amn'io

Anniversaire ny konka 😂Miarahaba anao Zahay Dj Moustique I Dj moustique mo zany dia dj an'ny Tropical lounge bar, izy ma...
13/12/2025

Anniversaire ny konka 😂
Miarahaba anao Zahay Dj Moustique
I Dj moustique mo zany dia dj an'ny Tropical lounge bar, izy mampandihy sy mandefa karaoké anareo regny
Mirary soa Dj Moustique ah 🎊🎉aresaka tropical ariva

Show case magnaraka. Iarahagna amn'ny artiste Telo bé Zao       Amn 13 décembre Zao fotoagna antsika e ao amn tropical l...
10/12/2025

Show case magnaraka. Iarahagna amn'ny artiste Telo bé Zao

Amn 13 décembre Zao fotoagna antsika e ao amn tropical lounge bar manomboka 19h
Prix d'entrée 3.000 Ar

Aza baikon'ny calendrier ndraha  io zalahy e🤣🤣 kofa te isotro ano, Tongava amn tropical bar mangarivotra 🥵
03/12/2025

Aza baikon'ny calendrier ndraha io zalahy e🤣🤣 kofa te isotro ano, Tongava amn tropical bar mangarivotra 🥵

Ty Ary le bar mahagaga 🎊🎉🤩Manasitrana n'y aretin-tenda maina 🍻🍺Manala ny aretin-sorisory 💆Manasitrana ireo mangatsia-dav...
01/12/2025

Ty Ary le bar mahagaga 🎊🎉🤩
Manasitrana n'y aretin-tenda maina 🍻🍺
Manala ny aretin-sorisory 💆
Manasitrana ireo mangatsia-dava 🥵
Mampihetsika ireo malazolazo 💃🕺
Mampihira ireo kamokamo 👨‍🎤👩‍🎤

N. B: ano mividy toaka sy mitantara problème de Zay mitandregny sy mankahery 🤣🤣🙈

30/11/2025

Mankasitraka antsika jiaby nanotrogna
Misaotra an'ireo organisateur nametraka fitokisagna an Tropical lounge bar

.0

Address

Mangarivotra
Toamasina
501

Opening Hours

Tuesday 16:00 - 03:00
Wednesday 16:00 - 03:00
Thursday 16:00 - 03:00
Friday 04:00 - 03:00
Saturday 16:00 - 03:00
Sunday 16:00 - 03:00

Telephone

+261346332197

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tropical Lounge Bar - Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share