FJKFF Jesosy Kristy no Famonjena sy Fanantenana

FJKFF Jesosy Kristy no Famonjena sy Fanantenana πŸ’«JΓ©sus christ le sauveur et de l'espoirπŸ’«

09/08/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–1 Petera 5:7
πŸ“–Salamo 55:22
πŸ“–Matio 6:26
πŸ“–Lioka 12:7
πŸ“–Jaona 11:35
πŸ“–Matio 11:28

⚑ APETRAHO AMINY NY FANAHIANAO REHETRA; FA IZY NO MIAHY ANAREO⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
1/ TSY NOFORONIN'ANDRIAMANITRA HITONDRA IRERY NY ENTA-MAVESATRA IANAO.
πŸ‘‰ Misy ady tsy hesoriny...
Fa omeny hery handresena azy
πŸ‘‰Avelao amin'Andriamanitra izany!
Tsy natao hitondranao irery izany

2/ ZAVADEHIBE NY ANTONY AMETRAHANTSIKA NY FANAHIANA AMIN'ANDRIAMANITRA, SATRIA IZY NO MIAHY ANTSIKA.
πŸ‘‰Izany no mampiavaka an'Andriamanitra.
Tsy mijery lavitra fotsiny Izy...
Fa **miraiki-po amin'ny fiainan'ny zanany

**Apetraho Aminy ny fanahianao rehetra!**

πŸ—£οΈSatria Izy no Ray tia, Mpamonjy mahatoky,
ary Mpiandry tsara izay miahy ny zanany
mandrakariva
---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

02/08/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–Ohabolana 3:5–6
πŸ“–Ohabolana 16:9
πŸ“–Genesisy 12:1–4
πŸ“–Romana 8:28
πŸ“–Salamo 37:23

⚑ MANEKE AZY AMIN'NY ALEHANAO REHETRA, FA IZY HANDAMINA NY LALANAO ⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
1. NY FANEKENA AN'ANDRIAMANITRA no MANALA NY FITARIHAN'NY TENA KA MAMETRAKA NY FITARIHAN'ANDRIAMANITRA

πŸ—£οΈTsy ny fahafantarany ny lalana no nitondra
azy*fa ny fanekeny Ilay Mpitarika.*
πŸ—£οΈNy finoana tsy hoe mahita vao mino.
*Fa mino ka dia mahita.*

2. REHEFA ANDRIAMANITRA NO MANDAMINA NY LALANA DIA NA NY SAKANA AZA AVADINY HO LΓ€LANA MITONDRA FITAHIANA

πŸ—£οΈAndriamanitra mahita izay tsy hitan'ny
masonao.

πŸ—£οΈRaha Izy no mitarika,
dia tsy very ny ranomasonao
tsy very ny fiandrasanao,tsy very ny fivavahanao.Fa samy ampiasainy hanamboatra ny lalana tokony hizoranao izy rehetra.

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

26/07/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–Isaia 49:14–16
πŸ“–Genesisy 39:2
πŸ“–Habakoka 2:3
πŸ“–Jaona 20:27
πŸ“–Romana 8:32

⚑ " TSY MANADINO ANAO ANDRIAMANITRA"⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
1/ NY FAHANGINAN'ANDRIAMANITRA DIA TSY MIDIKA HOE TSY EO IZY, FA EO AM-PANATANTERAHANA NY DRAFITRANY.

πŸ—£οΈAo amin'ny Baiboly, matetika
Andriamanitra dia mangina, nefa tsy
mitsahatra miasa.

2/TSY HOE TSAROAN'ANDRIAMANITRA
FOTSINY IANAO, FA VOAFATOTRA AO
AMIN'NY FANEKENY SY NY FITIAVANY
MANDRAKIZAY.

πŸ—£οΈMbola manan-kery aminao ny
faneken'Andriamanitra

πŸ—£οΈTsy misaraka amin'ny asan'Andriamanitra
ny fiainanao

πŸ—£οΈAry mbola voatahiry ao amin'ny
fon'Andriamanitra ny tantaranao

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

19/07/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–2 Korintiana 7:10
πŸ“–Lioka 15:17
πŸ“–Romana 8:28
πŸ“–Hebreo 12:5–6

⚑ "Ny FAHORIANA: ANTSON'ANDRIAMANITRA ho AMIN'NY FIBEBAHANA"⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
1. MATETIKA NY FAHORIANA NO LAKOLOSY MAMPIFOHA NY FANAHY MATORY

πŸ—£οΈrehefa tsy mihaino ny feon'Andriamanitra ny olona ao anatin'ny fiadanana sy ny fahombiazana, dia matetika ny fahoriana no lasa lakolosy manaitra azy hiverina Aminy

2. NY FIBEBAHANA MARINA NO MANOVA NY FAHORIANA HO FAMONJENA

πŸ—£οΈMaro ny olona mandalo fahoriana, nefa tsy ny rehetra no voavonjy. Misy ny olona vao mainka tezitra amin'Andriamanitra, manome tsiny ny hafa, na mihamafy fo. Fa misy kosa ireo manaiky hibanjina ny tenany, mibebaka ary miverina amin'Andriamanitra. Izay no mahatonga ny fahoriana hiova ho lΓ lan'ny famonjena.

3. REHEFA MIBEBAKA MARINA IANAO DIA AVADIKY NY TOMPO HO FITAHIANA NY FAHORIANA

πŸ—£οΈ"Rehefa mibebaka marina ny olona, dia tsy mijanona ho ratra intsony ny fahoriana, fa lasa vavolombelon'ny fahasoavan'Andriamanitra

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

12/07/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–Isaia 41:10
πŸ“–2 Timoty 1:7
πŸ“–Daniela 3:24-25
πŸ“–Genesisy 50:20
πŸ“–Genesisy 22

⚑ "NY TAHOTRA DIA FEON'NY TOE-JAVATRA, FA NY TENIN'ANDRIAMANITRA DIA FEON'NY FAHEFANA."⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’

I. NY TAHOTRA DIA MANALEHIBE NY OLANA, FA NY FANATREHAN'ANDRIAMANITRA DIA MANALEHIBE AN'ANDRIAMANITRA AO ANATIN'NY OLANA.*
πŸ—£οΈNy zavatra nirahin'i Satana handrava
anao dia mety ho lasa fitaovana
hanafahan'Andriamanitra anao.
πŸ—£οΈzay hitan'ny olona ho fiafarana dia
hitan'Andriamanitra ho fanombohana
🫴Ny olana tsy voatery ho famantarana fa
tsy eo Andriamanitra; matetika aza, ny
olana no sehatra isehoan'ny voninahiny.*

II. NY TANAN'ANDRIAMANITRA NO MITANTANA NY FIAFARANA NA DIA TSY AZONAO AZA NY FIANDOHANA.
πŸ—£οΈNy finoana dia mandeha alohan'ny
fahitana.*
πŸ—£οΈNy finoana dia tsy hoe mahita ny lalana
manontolo, **fa matoky ny TΓ nana izay
mitarika

πŸ™"Tsy hatahotra aho, satria momba ahy Izy. Tsy ho kivy aho, satria Izy no mampahery ahy. Tsy ho lavo aho, satria mitantana ahy amin'ny tanany ankavanan'ny fahamarinany Izy!πŸ™
---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

05/07/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–Efesiana 6:12
πŸ“–Matio 16:23
πŸ“–Jaona 10:10
πŸ“–Efesiana 6:13–18,1 Jaona 4:4
πŸ“–1 Tesaloniana 5:17,Romana 8:37
πŸ“–Matio 4:1–11

⚑"FANTARO NY TENA FAHAVALO, DIA HO FANTATRAO NY FOMBA HANDRESENA." ⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
I. FANTARO ALOHA NY TENA FAHAVALO
Ny devoly dia mahay miafina. Tsy tonga milaza hoe: "Izaho no Satana." Fa mampiasa:

β–ͺ️fahatezerana,
β–ͺ️fialonana,
β–ͺ️lainga,
β–ͺ️fireharehana,
β–ͺ️fahakiviana,
β–ͺ️fakam-panahy

II. NY TANJON'NY DEVOLY DIA NY
HANDRAVA NY FIAINANAO.
Hangalatra ny:

β–ͺ️ finoanao,
β–ͺ️ fifalianao,
β–ͺ️ fanantenanao,
β–ͺ️ fiadananao,
β–ͺ️ antson'Andriamanitra eo amin'ny
fiainanao.

Rehefa tsy afaka mamono anao izy dia ezahiny hahakivy anao.

Rehefa tsy afaka mampijanona anao izy dia ezahiny hampiady anao amin'ny olona
III. AHOANA NO HANDRESENA?

1. Miakanjo ny fiadian'Andriamanitra

β–ͺ️ fehin'ny fahamarinana,
β–ͺ️ akanjon'ny fahitsiana,
β–ͺ️ ampingan'ny finoana,
β–ͺ️ satroboninahitry ny famonjena,
β–ͺ️ sabatry ny Fanahy izay
Tenin'Andriamanitra.
2. Mivavaha tsy mitsahatra

Ny vavaka no mampifandray antsika amin'ilay Mpanjaka mandresy.

3. Mitoera ao amin'ny Tenin'Andriamanitra

Ny Tenin'Andriamanitra no fitaovam-piadiana mahery indrindra
IV. EFA NOMEN'I KRISTY ANTSIKA
NY FANDRESENA.

Tsy miady mba hahazo fandresena isika.

🀲Miady avy amin'ny fandresena efa azon'i Kristy teo amin'ny hazo fijaliana.

πŸ™Aza matahotra!Aza kivy!Aza mihemotra!Ny ady dia ara-panahy...
Fa ny fandresena dia efa an'i Jesosy!Ary raha an'i Jesosy ianao... dia mpandresy ianao.πŸ™
---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

28/06/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–Hebreo 11:6
πŸ“– Jakoba 2:19
πŸ“–Jaona 14:15
πŸ“–Jeremia 29:13
πŸ“–Salamo 34:10,,1 Petera 1:7
πŸ“–Matio 17:20,2 Korintiana 5:7

⚑ NY FINOANA NO LALANA MANKANY AMIN'NY SITRAK'ANDRIAMANITRA SY NY VALISOANY⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’

I. NY FINOANA NO HANY MAMPAHAZO
SITRAKA AN'ANDRIAMANITRA.
Mety tsy mbola hitanao ny vahaolana.
Mety tsy mbola niova ny olana.

Kanefa raha mbola mino ianao dia mbola eo am-piasana Andriamanitra

II. NY TENA FINOANA DIA MINO FA MISY
ANDRIAMANITRA

πŸ—£οΈNy finoana marina dia miteraka fankatoavana.
IV. TSY NY HAKELIN'NY FINOANA NO
OLANA FA NY FIALANA AMIN'NY
FINOANA.
πŸ—£οΈMety tara amin'ny olona ny valiny.

Fa tsy tara amin'Andriamanitra.
IV. TSY NY HAKELIN'NY FINOANA NO
OLANA FA NY FIALANA AMIN'NY
FINOANA
β–ͺ️Ny finoanao koa mety mbola kely.

πŸ—£οΈFa raha velona dia hampihetsika
tendrombohitra.

V. NY SEDRA NO MANAPOROFO NY
FINOANA
πŸ—£οΈFa izay maharitra dia hahita ny
voninahitr'Andriamanitra.

πŸ™Aza miala amin'ny finoana.πŸ™
---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

21/06/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“–1 Jaona 4:19
πŸ“– Jaona 3:16
πŸ“–Efesiana 6:4
πŸ“–1 Jaona 3:18
πŸ“–Salamo 133:1
πŸ“–Jaona 15:13,Josoa 24:15

⚑ TAHAKA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA NY OLONY NO TOKONY HITIAVAN'NY RAY NY ANKOHONANY ⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’

I. ANDRIAMANITRA TIA NY OLONY NA DIA TSY MENDRIKA AZY AZA
🫴"Ny tena fitiavana tsy mitady antony hitia
fa mitady olona hotiavina!"

II. NY RAY DIA TOKONY HO TARATRY NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA AO AN-TRANO
🫴"Ny ankizy mety anadino fanomezana nomenao azy, fa tsy hadinony mandrakizay ny fitiavana nasehonao azy."

III. NY FITIAVANA MARINA DIA ASEHO AMIN'NY ASA FA TSY AMIN'NY TENY IHANY

IV. REHEFA AO NY FITIAVANA
DIA AO NY FIOMBONANA
🫴"Ny trano lehibe tsy mahasambatra raha tsy misy fitiavana; fa ny trano kely feno fitiavana dia lasa paradisa ety an-tany."

V. JESOSY NO OHATRA LEHIBE INDRINDRA AMIN'NY FITIAVANA
🫴"Ny hazo fijaliana no porofo lehibe indrindra fa tia antsika Andriamanitra."

⚑"Ny ankohonana tsy velomina amin'ny m**o ihany fa amin'ny fitiavana sy ny fanatrehan'Andriamanitra."⚑
⚑"Ny ray matahotra an'Andriamanitra dia fitahiana ho an'ny ankohonany, ary ny ankohonana feno fitiavana dia lasa vavolombelon'ny voninahitr'Andriamanitra."⚑

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

14/06/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“– Romana 1:20
πŸ“– Jaona 4:24,Hebreo 11:27
πŸ“–Salamo 19:1,Salamo 121:7-8
πŸ“–2 Korintiana 5:17,Ezekiela 36:26
πŸ“–Isaia 43:2,Jaona 3:16
πŸ“–Romana 5:8

⚑ β€œNA TSY HITA MASO AZA ANDRIAMANITRA DIA TSAPA FA MIASA EO AMIN’NY FIAINAN’OLONA SY NY TONTOLO MISY AZY. ⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
I. TSY HITA MASO ANDRIAMANITRA, NEFA EO FOANA IZY.
πŸ‘‰Andriamanitra dia Fanahy
πŸ—£οΈMety tsy hitanao androany ny
tΓ nan'Andriamanitra...
β–ͺ️Fa raha mbola velona ianao...
β–ͺ️Raha mbola mifoka rivotra ianao...
β–ͺ️Raha mbola voatahiry ianao...
DIA POROFO IZANY FA EO IZY!
II. TSAPA AMIN’NY ZAVA-BOAHARY NY FISIAN’ANDRIAMANITRA
"Ny lanitra maneho ny voninahitr'Andriamanitra."
🌞Jereo ny masoandro.
πŸŒ›Jereo ny volana.
🌊Jereo ny ranomasina.
⭐Jereo ny kintana
III. TSAPA AMIN'NY FIAROVANY NY ASAN'ANDRIAMANITRA.
🀲Impiry ianao no saika tratran'ny loza?
🀲Impiry ianao no saika nianjera?
🀲Impiry ianao no narary mafy nefa mbola
velona?
Misy fotoana isika tsy mahafantatra akory ny loza nesorin'Andriamanitra tamin'ny lalantsika.
Tsy hitantsika Izy.
Fa tsapantsika ny fiarovany.
IV. TSAPA AMIN'NY FANOVΓ€NY FIAINANA NY ASAN'ANDRIAMANITRA.
πŸ‘‰Raha misy ao amin'i Kristy dia olom-baovao izy
V.TSAPA AMIN'NY FOTOANA SAROTRA INDRINDRA NY FANATREHANY
MARIHO TSARA:
πŸ—£οΈTsy nilaza Andriamanitra hoe tsy handalo
rano ianao.
πŸ—£οΈTsy nilaza hoe tsy hisy afo.
πŸ—£οΈFa hoy Izy:
"Homba anao Aho."
VI. POROFO LEHIBE INDRINDRA: JESOSY KRISTY.
Ny porofo lehibe indrindra fa miasa Andriamanitra dia Jesosy Kristy.
β–ͺ️Tsy nandefa hafatra fotsiny Izy.
β–ͺ️Fa nanolotra ny Zanany.

⚑ TSY HITA MASO IZY...
FA EO!
TSY HITA MASO IZY...
FA MIASA!
TSY HITA MASO IZY...
FA MAMONJY!
TSY HITA MASO IZY...
FA MANDRAY AN-TANANA NY FIAINANAO!⚑

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

07/06/2026

πŸ…“πŸ…”πŸ…‘πŸ…πŸ…˜πŸ…πŸ… πŸ…πŸ…¨ πŸ…£πŸ…žπŸ…œπŸ…ŸπŸ…ž
πŸ…ƒπŸ„΄πŸ„½πŸ…ˆ πŸ…‚πŸ„ΎπŸ„° πŸ„ΌπŸ„°πŸ„·πŸ„°πŸ„΅πŸ„°πŸ„»πŸ…ˆ

πŸ“– β€” Galatiana 5:22-23
πŸ“– β€” Matio 7:16
πŸ“– β€” I Jaona 4:8
πŸ“–β€” Ohabolana 16:32

⚑ β€œβ€œNY VOKATRIN’NY FANAHY DIA TSY MISY LALΓ€NA MANOHITRA IZANY.”” ⚑
β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’β€’
I. NY VOKATRY NY FANAHY DIA POROFON'NY FISIAN'ANDRIAMANITRA AO ANATINTSIKA.
πŸ—£οΈMety hilaza olona hoe: "Kristiana aho."
Fa raha feno fankahalana, feno lolompo,
feno hatezerana, feno ady foana...
πŸ‘‰dia misy zavatra tsy mety ao anatiny.
πŸ‘‰Satria rehefa mitoetra ao amintsika ny
Fanahy Masina dia miteraka vokatra hita
maso Izy.
II. NY FITIAVANA NO VOALOHAN'NY VOKATRY NY FANAHY

🫢Tsy kisendrasendra ny nametrahan'ny Baiboly ny "fitiavana" ho voalohany.
Satria Andriamanitra dia fitiavana.

πŸ“’Tadidio:
Ny hazo paoma dia tsy mamoaka manga.
Ary ny Fanahy Masina tsy mamoaka fankahalana.

Raha mitombo ao anatintsika ny Fanahy Masina, dia mitombo ao anatintsika koa ny fitiavana!
IV. TSY MISY LALΓ€NA MANOHITRA NY VOKATRY NY FANAHY
πŸ‘‰Tsy misy lalΓ na manohitra ny fitiavana.
πŸ‘‰Tsy misy lalΓ na manohitra ny faharetana.
πŸ‘‰Tsy misy lalΓ na manohitra ny
fahatsaram-panahy.
πŸ‘‰Tsy misy lalΓ na manohitra ny
fahononantena.
🎯Fa nahoana?
πŸ—£οΈSatria rehefa manjaka ireo zavatra ireo
dia mihena ny ratsy rehetra.
--------------------------------
Ry havana,
β–ͺ️Maro ny olona mitady fahagagana.
β–ͺ️Maro no mitady famantarana.
🎯Fa ny fahagagana lehibe indrindra dia ny
fiovan'ny toetra.
β—ΎRehefa lasa fitiavana ny fankahalana.
β—ΎRehefa lasa famelan-keloka ny lolompo.
β—ΎRehefa lasa fiadanana ny korontana.
β—ΎRehefa lasa fahononantena ny
filan-dratsy.
πŸ˜‡Izany no asan'ny Fanahy Masina.

πŸ—£οΈKoa anio:
πŸ‘‰ Aza mifantoka amin'ny
fanomezam-pahasoavana ihany.
πŸ‘ΌFa jereo koa ny voa entinao isan'andro!
🌿Satria ny hazo tsara dia fantatra amin'ny
voany.
πŸ˜‡Ary ny olona tarihin'ny Fanahy dia
fantatra amin'ny vokatry ny Fanahy.

πŸ—£οΈ ⚑Ho amin'ny fanahinareo anie, ry
rahalahy, ny fahasoavan'i Jesoa Kristy
Tompontsika. Amena
β€” Galatiana 6 : 18⚑

---------------------------------

βœ¨π‘°π’›π’‚π’ 𝒏𝒐 π’π’‚π’›π’‚π’Šπ’Œπ’ π’‚π’Žπ’Šπ’π’‚π’: π’•π’“π’‚π’“π’‚π’π’•π’Šπ’•π’“π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’,
π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’‚π’π’Šπ’† 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‚π’π’Œπ’π’‰π’π’π’‚π’π’‚π’, π’‚π’“π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐
π’‚π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 ✨

✨ π‘»π’‚π’›π’π’Žπ’š 𝒉𝒐 π’‚π’Šπ’π’‚ π’”π’š 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂𝒐
π’π’š π‘»π’†π’π’Šπ’'π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ !✨

πŸ’«π‘¨π’Žπ’‘π’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒐 π’‚π’π’‚π’•π’Šπ’π’‚π’ π’‚π’π’Šπ’† ny
𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏'π‘±π’†π’”π’π’”π’š π‘»π’π’Žπ’‘π’ πŸ’«

𝑯𝑨𝑺𝑨𝑡𝑫𝑹𝑨𝑻𝑹𝑰𝑡'𝑡𝒀 𝑨𝑽𝑢 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢 πŸ™

Address

Morondava Centre Siègent Lot 240 AMB
Morondava
619

Telephone

+261320670728

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKFF Jesosy Kristy no Famonjena sy Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FJKFF Jesosy Kristy no Famonjena sy Fanantenana:

Shortcuts

Share

Category