11/05/2019
Amin’ity taona ity dia “Arovy ny vorona: Meteza ho vahaolana manoloana ny fandotoana avy amin’ny akora plastika!” no lohahevitrin’ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an’ny Vorona Mpifindramonina
🤔 Inona ary no afaka ataoko manoloana izany hoy ianao ❓ Ireto ary misy sosokevitra vitsivitsy atolotray ho anao:
💡Fero, Ahenao 📉, Ivereno ampiasaina ary Ahodino ho zava-baovao ♻️ ny akora plastika rehetra ampiasainao
💡Mandraisa anjara amin’ny asa fanadiovana rehetra
💡Ampitampitao ary ny hafatra e 😉
🕊 🦅 🐦 🦆🕊 🦅 🐦 🦆🕊 🦅 🐦 🦆
This year the theme of World Migratory Bird Day is “Protect Birds: Be the Solution to Plastic Pollution!”
🤔 What to do to fight plastic pollution ❓
💡Reduce 📉, reuse and recycle ♻️
💡Clean up Join clean-up activities in your area
💡Spread the word 😉