Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA

Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA Développer de plus en plus et de mieux en mieux grâce au sport.

FISAORANANy Club ETAA dia maneho fisaorana feno avy ao am-po ho an’ireo rehetra nanohana anay sy ny fianakavian’i Fifali...
12/01/2026

FISAORANA

Ny Club ETAA dia maneho fisaorana feno avy ao am-po ho an’ireo rehetra nanohana anay sy ny fianakavian’i Fifaliana tamin’ny nahalasany.

Mankasitraka manokana izahay:

🙏 Ny Federasiona Malagasin’ny Taekwondo FMTKD
🙏 Ny Ligy rehetra manerana ny Madagasikara
🙏 Ny Club Taekwondo rehetra eto Madagasikara
🙏 Ny mpampiofana, mpanazatra, mpikatroka rehetra ary ny mpikambana rehetra ao anatin’ny taekwondo Malagasy

🙏Misaotra ihany koa izahay ho an’ireo sakaiza, namana, mpiray tanàna, sy rehetra tonga nampahery, nanotrona, nandefa hafatra, nivavaka ary nizara hery tamin’izao fotoan-tsarotra izao.❤️🙏

Tena nanampy sy nampahery anay ary ny fianakavian’i Fifaliana ny firaisan-kina sy ny fitiavana nasehonareo.

🙏 Ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie amaly fitia ho anareo tsirairay avy🙏

🙏 Misaotra betsaka tompoko.

11/01/2026

À jamais dans nos cœurs❤️

Repose en paix, championne🕊️

C’est avec une immense tristesse que nous annonçons le décès de Fifaliana, l’une de nos jeunes membres du club de taekwo...
11/01/2026

C’est avec une immense tristesse que nous annonçons le décès de Fifaliana, l’une de nos jeunes membres du club de taekwondo.😭💔

Elle a marqué notre club par son sourire, son sérieux, sa gentillesse et son amour du taekwondo.

🕊️ Même si elle nous a quittés trop tôt, elle restera pour toujours dans nos cœurs et dans la famille du club ETAA.
Son souvenir continuera de nous inspirer à chaque entraînement.😭

🙏 Repose en paix, Fifaliana.

Tu feras toujours partie de nous. ❤️

Antsirabe Décembre 2025   🥇🏅🏆
30/12/2025

Antsirabe Décembre 2025

🥇🏅🏆

Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA Dia manasa antsika rehetra ho Tonga anatrika ny   🥇🥈🥉  🥰
13/08/2025

Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA
Dia manasa antsika rehetra ho Tonga anatrika ny 🥇🥈🥉
🥰

🥇🇲🇬 Alefa Madagascar 🥇🇲🇬
26/04/2025

🥇🇲🇬 Alefa Madagascar 🥇🇲🇬

Alefa Fitia RM ❤️ 🥇🇲🇬Bonne Chance 🇲🇬🇲🇬🇲🇬  🇲🇬
24/04/2025

Alefa Fitia RM ❤️ 🥇🇲🇬

Bonne Chance 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🇲🇬

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soamatsara ny fotoana taminy 02/03/25🎉🎉🫶Fifampiarabana nahatratrarana ny t...
06/03/2025

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soamatsara ny fotoana taminy 02/03/25🎉🎉

🫶Fifampiarabana nahatratrarana ny taona 2025❤️
Ho taona Zina ho antsika rehetra anie ity taona ity
🫶 Nandraisana sy niarabana ny Presidente ny section Ambohidratrimo natrehany membres des Bureaux ❤️
Miahaba tompoko dia mirary soa anao izahay CLUB ESCAPARA sy CLUB ETAA @ asa sy andraikitra izay napetraka aminao❤️
🫶Passage de grades ❤️

❤️
Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA

 Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA eto Dia maneho fisaorana antsika rehetra izay  nanohana s'y nanampy...
06/11/2024



Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA eto Dia maneho fisaorana antsika rehetra izay nanohana s'y nanampy taminy fanatrenahana iny championnat iny🥇❤️😊
Tsara ny vokatra ho an'i Club satria Téo @ laharana faha 6 no nisy ny club taminy 24 nandray anjara 🥇🥋

Isaoranay manokana ny Président an'i Club anay sy ny maître de salle anay RheaRheal NjevaBesaBesaotra Rakotomanampymanana mpitarika tokoa izahay manana anzareo 👍👍 tsy adino ny Ray amandreny s'y ny ireo nanampy rehetra👍
Mankasitraka indrindra tompoko❤️👍

Izahay Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA Dia maneho fisaorana ho an'i rehetra izay nkarakara ny Champi...
08/10/2024

Izahay Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA Dia maneho fisaorana ho an'i rehetra izay nkarakara ny Championnat Analamanga 2024 :
👍Ny FFMTKDsy ny ekipa rehetra
👍Ny LiLigue Analamanga Taekwondo WT LATK Ny SecSection Taekwondo WT AmbohidratrimoIsaoranay manokana koa ny président ny Club RheRheal Njevasy adino ny maître BesBesaotra Rakotomanampy DinDina Andritianay ny parents Tonga nanohana...Mankasitraka anareo tompoko

Ny résultats mo dia azou lazaina tsara satria 18 no tafiakatra anao Championnat de MADAGASCAR any Majunga raha 24 izy ireo no nanao Championnat Ligue Analamanga 🥇😊👍

🥇🥇 Félicitations à notre Lova Fitia Junior fille -44Kg meilleurs combattante du championnat Analamanga 2024❤️👍

👍🥇 Ny ankizy rehetra kou tsy adinoooo...🤣🤣👍
🥋🥉 Majunga rendez vous 🥱🥱🥱🤣🤣❤️

Address

Tsilazaina Ankadindravola
Ivato
105

Telephone

+261345292958

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ecole de taekwondo Ambohijanahary Antehiroka - ETAA:

Share

Category