Talakeso-Libanona-Beach Bar

Talakeso-Libanona-Beach Bar Lieu incontournable de Fort Dauphin, nichant sur l'une des plus belles plages de l'ile: Libanona.

Karaoké Party andriaky eee. Tsy annulé intsony ity fa soa gny andro. Manomboka 15h tsika manomboka. 5.000 ar ny fidirana...
22/02/2024

Karaoké Party andriaky eee.
Tsy annulé intsony ity fa soa gny andro.
Manomboka 15h tsika manomboka. 5.000 ar ny fidirana.
Misy sy tsakitsaky spécial amin'io

❤️ 🌺Manao zavatra tsy mora koa noho ny antony manokana mahakasika ny toetr'andro "conditions météorologiques" 😐😮 dia nah...
13/02/2024

❤️ 🌺Manao zavatra tsy mora koa noho ny antony manokana mahakasika ny toetr'andro "conditions météorologiques" 😐😮 dia nahemotra Jeudi le 15 février 2024 ny soirée saint Valentin n'tsika 😁 mba hanatsarana hatrany ny fiarahana!❤️🌺🙏 Ny toerana sy ny ora dia tsy miova tompoko🤗
Les billets sont toujours valides même si c'est marqué le 14 février 2024. On vous remercie pour votre compréhension !!!

09/02/2024

" Pour la Saint valentin 2024, faites ressortir votre côté romantique en emmenant votre moitié au Talakeso-Libanona-Beach Bar. Assistez à un couché de soleil inoubliable dans une ambiance romantique. On vous accueillera avec une rose rouge et un cocktail de bienvenu. Une soirée qui promet pour un tarif imbattable : 30 000ar à deux et 15 000ar en solo! Alors venez et réservez vite votre place 😉 "

Rouge jaune vert ❤️💛💚io gny them sika amin'ny Sabotsy hoavy zao ho fankalaza ny tsingeritao nahaterahan'i Bob Marley. Ts...
05/02/2024

Rouge jaune vert ❤️💛💚

io gny them sika amin'ny Sabotsy hoavy zao ho fankalaza ny tsingeritao nahaterahan'i Bob Marley.

Tsisy vidipidirana.

Hifandaloro @ Talakeso-Libanona-Beach Bar  eny.
01/02/2024

Hifandaloro @ Talakeso-Libanona-Beach Bar eny.

22/11/2023

Andriaky letsy eee

Sao gny andro.
17/11/2023

Sao gny andro.

Nohon'ny haratsian'ny andro Dia tsy ho tanteraka ny hetsika anio. Ialana tsiny.
31/10/2023

Nohon'ny haratsian'ny andro Dia tsy ho tanteraka ny hetsika anio. Ialana tsiny.

Tsy ta sasy...Misaotra lahireo. Masaky masaky. Tazomin-tsika amin'igny gny ambiansy sady manatsara.
22/10/2023

Tsy ta sasy...
Misaotra lahireo. Masaky masaky.

Tazomin-tsika amin'igny gny ambiansy sady manatsara.

Bien glacé: Cocktails, Bière, Jus
22/10/2023

Bien glacé: Cocktails, Bière, Jus

Weekend Beach PartyTalakeso-Libanona-Beach Bar
21/10/2023

Weekend Beach Party
Talakeso-Libanona-Beach Bar

21/10/2023

An-driaky letsy eeee!!!!

Address

Libanona Beach
Tôlanaro
614

Telephone

+261386436850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talakeso-Libanona-Beach Bar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Talakeso-Libanona-Beach Bar:

Share