Wisa โ˜ฏChrist ato anatiko ary zaho ao @ christ โ˜ฏ
๐Ÿ”ฅSQNQ Fรฆรปstรฎรฑ๐Ÿ”ฅ

Ao anatiny aizina no misy ny fanazavana๐Ÿซถ๐Ÿ˜    Mitombina vรฉ! Izany maรฎtre ๐Ÿคฃ
18/07/2025

Ao anatiny aizina no misy ny fanazavana๐Ÿซถ๐Ÿ˜

Mitombina vรฉ! Izany maรฎtre ๐Ÿคฃ

Mp tompoko ze Mila fanazavana bรฉbรฉ kokoa๐Ÿ”ฅ
24/05/2025

Mp tompoko ze Mila fanazavana bรฉbรฉ kokoa๐Ÿ”ฅ

Ianaro tahaka ny fianana andavanandro ny kung-fu wisaโ˜ฏ๏ธ
08/01/2025

Ianaro tahaka ny fianana andavanandro ny kung-fu wisaโ˜ฏ๏ธ

-------AKANJON'NY SHEQUAN-QI --------โ˜ฏ๏ธSHEQUAN-QI akanjo mena sy fotsy๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Alahady 31 mars 2024 no  daty farany hanovan'i...
08/01/2024

-------AKANJON'NY SHEQUAN-QI --------

โ˜ฏ๏ธSHEQUAN-QI akanjo mena sy fotsy

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Alahady 31 mars 2024 no daty farany hanovan'ireo EFA MPIKATROKAโ˜ฏ๏ธ ny akanjony, ny Maรฎtre misoratra amin'ny Club ara-dalร na ao anaty lisitra avy amin'ny โœ…โ˜ฏ๏ธSECTIONโ˜ฏ๏ธโœ… no mandray ny commande sy ny fandaminana rehetra Mahakasika izany.

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ NY SECTION REHETRA MIFANDRAY MIVANTANA AMIN'NY LIGUE.
๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ NY MAรŽTRE MITANA CLUB REHETRA MIFANDRAY MIVANTANA AMIN'NY SECTION

๐‘ต๐’š ๐’—๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’•๐’†๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’š ๐’‰๐’ ๐’‚๐’›๐’š ๐’‚๐’๐’‚๐’โ˜ฏ๏ธ    ๐‘บ๐‘ธ๐‘ต๐‘ธ ๐’‡๐’‚๐’–๐’”๐’•๐’Š๐’๐Ÿฅฐ
10/12/2023

๐‘ต๐’š ๐’—๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’•๐’†๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’†๐’”๐’š ๐’‰๐’ ๐’‚๐’›๐’š ๐’‚๐’๐’‚๐’โ˜ฏ๏ธ

๐‘บ๐‘ธ๐‘ต๐‘ธ ๐’‡๐’‚๐’–๐’”๐’•๐’Š๐’๐Ÿฅฐ

Mandria apiadanana SILOUCHE๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ขMirary fiononana ho any fianakavin' GM pierra mizael sy GM avoko amizao veloma silouche Fa...
09/11/2023

Mandria apiadanana SILOUCHE๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข
Mirary fiononana ho any fianakavin' GM pierra mizael sy GM avoko amizao
veloma silouche Fanilo

10/09/2023

Miarahaba antsika rehetra hoanizay manarak an page ๐Ÿค๐Ÿค

Izao tsika dia mba hanaraka ny fanazavana ny momba izany kung fu wisa izany izay iaraha tsika @ Grand maitre Avoko, jerevo ampitiavan bรฉ tompoko de mankasitrak de mirarisoaa antsika rehetra ,๐Ÿ™
โ™จ Araho tsy tapaka ny pages tsika ๐Ÿ’ฏ
--------------------sรธurรงรซ SQNQ Fรฆรปstฤซรฑ---------------โ˜ฏ

Tsy tsara raha toa ka tsy manam-pahalalana ny fanahy ๐Ÿ™CQFD๐Ÿ˜…Attention ๐ŸšญSรธรผrรงรจ,SQNQ, Fรฆรบstรฎn                    โ˜ฏMandresy ...
03/09/2023

Tsy tsara raha toa ka tsy manam-pahalalana ny fanahy ๐Ÿ™CQFD๐Ÿ˜…

Attention ๐Ÿšญ

Sรธรผrรงรจ,SQNQ, Fรฆรบstรฎn
โ˜ฏMandresy aho noho i izay Nahary โ˜ฏ

18/08/2023

Kely sisa de manao VATO en POCHE iaby ny afaka bacc TOLIARA Meilleur malalatsika ๐Ÿคฃ

๐Ÿ˜‚Raha zao zaka ๐Ÿ’ช
Hoy SQNQ ๐Ÿคฃ

Manaja antsika rehetra tsy ankanavaka โ˜ฏ        Vaovao hoantsika eto toliara ity kung fu wisa ity        Hoantsika mpiana...
05/08/2023

Manaja antsika rehetra tsy ankanavaka โ˜ฏ
Vaovao hoantsika eto toliara ity kung fu wisa ity
Hoantsika mpianatra mandrato fianarana ety @ anjerimanontolo ety @ iniveresite, TOLIARA koa ety Maninday koa misy
hararaoty fa saody ity no hanampy anao @ fianana ankoatry ny fianarana.
Mp hoany izay liana na miantso io laharana io. โ˜ฏ
Misaotsy mialoha tompoko SAR, SAR IAH๐Ÿ”ฅ

Miarahaba atsika rehetra manaraka ity page  ity.     Ndao tsika hiresake ny momba momba ny kung fu wisa๐Ÿ˜… Ny kung fu wisa...
01/08/2023

Miarahaba atsika rehetra manaraka ity page ity.
Ndao tsika hiresake ny momba momba ny kung fu wisa๐Ÿ˜…
Ny kung fu wisa ve! Manompy sampy ve? Ny kung fu wisa ๐Ÿคฅ
Tsiaaaaaโ˜ โ˜ 
Abonnez les pages tsika

Address

Maninday
Faliarivo
601

Telephone

+261344570647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wisa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wisa:

Share

Category