15/09/2026
Tsy ho andinonay ny asa soa vitan'i JOCELYN, Filoha mpanorina ny GROUPE NINO. Very olo manga tokoa ny tontolon'ny fanatanjahantena, indrindra fa ny Ligue de Football DIANA , izay norakofany fitiavana tamin'ny alalan'ny fitaovana sy ny haingo tamin'ireo hetsika maro samihafa.
Tsy ny " Ligue de Football DIANA " ihany fa maro ireo tanora sy klioba no nisitraka ny fitiavany sy ny fanohanany.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo."