Mada-Europe Shop

Mada-Europe Shop Organisation de foires de tous produits et services 100% malagasy, européens ou cértifiés européens.

20/06/2025

Alefaso Sayda😍😍😍

Tongava daholo ao des Sports Mahamasina mamonjy ny foire Mada-Europe Shop ny samedi 21 juin, fa sady miantsena isika no miala voly 🥳 🥁🎸🎺🎷👗👝👠💄

Ho hita ao daholo ny entana tsara qualité avy eto an-toerana sy avy any ivelany.

Ambiance be miaraka Sayda arahan'ny tsakitsaky, grillades sy boissons erak'ireo stand de restauration rehetra.🎊🍗🍺🍸🍤🍜 🎶

Tongava maraina ary fa fête de la musique sabotsy io ka sady manala azy miaraka avo lenta tsika no misakafo mandrapiakatr'i Mr Sayda


🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺

📣🔔🔔ANTSO FARANY HO AN'NY EXPOSANTS    🇲🇬 MADA-EUROPE SHOP édition hiver 2025                     Foaran'ny Fahalevoanten...
02/06/2025

📣🔔🔔ANTSO FARANY HO AN'NY EXPOSANTS

🇲🇬 MADA-EUROPE SHOP édition hiver 2025
Foaran'ny Fahalevoantena

⚪️ Daty: 18 - 19 - 20 - 21 Juin 2025
🟢 Toerana: Palais Des Sports Mahamasina
🔴 Mpanakanto: ▪︎ LJo ny 20 Jona
▪︎ Mr Sayda ny 21 Jona
🎶 Fanentanana isan-karazany ( DJ, orchestre, mpihira, ....) ny 18 sy 19 Jona.

❌❌ ️️ANDRO VITSY SISA NO AHAFAHANAO MISORATRA ANARANA, KOA AZA TARAIKY.

Foara ny entana sy tolotra rehetra malagasy, eoropeana, na voamarika eoropeana ( CE) izany hoe vita erak'izao tontolo izao (Chine, Inde, Vietnam, Phillipines, ...) fa manaraka ny fepetra eoropeana.

‼️‼️ EFA TAPITRA NY STAND SAKAFO
🔺️ Mbola misy kosa ho an'ny stand hafa ankoatry ny sakafo
🚩 Remise 10% raha maka stand 2

✔️ Marihina fa misy vidim-pidirana ny foara mba hisorohana ny gaboraraka, izay mitentina 1000Ar monja ny 18 sy 19 Jona, ary 2000Ar ny 20 sy 21 Jona. Ny tapa-kila dia afaka jifaina eny an-toerana ihany.

☎️ Fanazavana sy famandrihana toerana amin'ny 0343657083

🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺

📣🔔🔔 DERNIÈRE LIGNE DROITE POUR LES EXPOSANTS.

🇪🇺 MADA-EUROPE SHOP édition hiver 2025
Foire de l'indépendance

🔵 Date: 18 - 19 - 20 - 21 Juin 2025
🟠 Lieu: Palais Des Sports Mahamasina
🔵 Artistes: ▪︎ LJo le 20 Juin
▪︎ Mr Sayda le 21 Juin
🥁 Divers animations ( DJ, orchestre, intérpretations ....) le 18 et 19 Juin.

❌️❌ ️IL NE VOUS RESTE QUE QUELQUES JOURS POUR VOUS INSCRIRE, ALORS NE TARDEZ PAS

Foire de tous produits et services malagasy, européens, ou cértifiés européens (CE) qui sont tous les produits venant du monde entier (Chine, Inde, Vietnam, Phillipines...) mais suivant le standard européen.

‼️‼️LES STANDS DE RESTAURATION SONT DÉJÀ ÉPUISÉS
🔺️ Il reste des stands disponibles pour les autres activités.
🚩 Remise de 10% si location de 2stands.

✔️Notons que MADA-EUROPE Shop sera une foire payante pour éviter toutes bavures, moyennant la modeste somme de 1000Ar le 18 et 19 juin, et 2000Ar le 20 et 21 juin. Les tickets seront disponibles sur place.

☎️ Renseignements et réservation au 0343657083

26/05/2025

🇲🇬 MADA-EUROPE Shop dia manolotra anao Foaran'ny fahaleovantena 🥳 🎊🎉
🎀 Daty: 18- 19- 20- 21 Jona 2025
🎁 Toerana: Palais des Sports Mahamasina

⚪️ Ahitana ireo tolotra sy entana rehetra tsara kalitao vita malagasy 100%, eoropeana na voamarika eoropeana (CE), izany hoe vita avy hafa maneran-tany (Chine, Inde, Vietnam...) fa tsara kalitao manaraka ny fepetra eoropeana ka afaka amidy tsara any aminy. 👠👚🛍👔👖👒👜👢


🔴 Foara tena miavaka izy ity satria sady miantsena isika no miala voly hafanain'ny fanentanana isan-karazany ny 18 sy 19, ary miaraka fanta-daza LJo ny 20 sy Mr Sayda ny 21 Jona. 🎵🎸🎷🥁🎶📯🎤🪘🎺


🟢 Izany rehetra izany dia arahin'ireo sakafo matsiro sy matihanina, tsakitsaky sy zava-pisotro isan-karazany eny fisakafoanana rehetra eny.🍜🍗🥗🍨🍟🥩🍺🍸🍾🍷

‼️‼️Marihina fa misy vidim-pidirana ny foara mba hisorohana ny gaboraraka, izay mitentina 1000Ar monja ny 18 sy 19 Jona, ary 2000Ar ny 20 sy 21 Jona. Ny tapa-kila dia afaka jifaina eny an-toerana.

🔺️🔺️ MBOLA MISY STANDS MALALAKA HO AN'NY EXPOSANTS.
☎️ Manasa anao ary handefa mp na iantso avy hatrany ny 0343657083 hamandrihana ny stand-nao.
❌️ Voafetra ny toerana.

🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬

🇪🇺 MADA-EUROPE Shop vous présente sa foire de l'indépendance 🥳🎊🎉
🎀 Date: 18- 19- 20- 21 Juin 2025
🎁 Lieu: Palais des Sports Mahamasina

🔵 comprenant tous les produits et services 100% malagasy, européens ou cértifiés européens (CE), c'est à dire fabriqués partout dans le monde (Chine, Inde, Vietnam, ...) mais conformes aux standards européens. 👠👟🛍👖👔👜👒🎒

🔵 Cette foire sera unique en son genre car elle alliera shopping, détente et divertissement avec des animations le 18 et 19 juin, et des artistes célèbres le 20 (LJo) et 21(Mr Sayda) juin .🎵🎷🎸🥁🎶🎤🥁📯🎺


🔵 Cette ambiance festive sera accompagné de mets de qualité, divers snacks et boissons partout dans les stands de restaurations. 🍜🍗🥗🍟🍕🍨🍸🍺🍾🍹🍷


‼️‼️Notons que MADA-EUROPE Shop sera une foire payante pour éviter toutes bavures, moyennant la modeste somme de 1000Ar le 18 et 19 juin, et de 2000Ar le 20 et 21 juin. Les tickets seront disponibles sur place.

🔺️🔺️ DES STANDS SONT ENCORES DISPONIBLES POUR LES EXPOSANTS
☎️ Veuillez réserver votre stand en mp ou contactez de suite le 0343657083.
❌️ Places limitées.

📣🔔 ILAZANA ISIKA EXPOSANTS, MPANARAKA NY PEJY, NA IREO IZAY NIKASA HANAO RÉSERVATION  ÉDITION HIVER 2025 FA NISY NI PIRA...
26/05/2025

📣🔔 ILAZANA ISIKA EXPOSANTS, MPANARAKA NY PEJY, NA IREO IZAY NIKASA HANAO RÉSERVATION ÉDITION HIVER 2025 FA NISY NI PIRATER NY PEJY NY MADA-EUROPE SHOP, koa iangaviana isika izay niharana tranga hafahafa toy ny fitakiana na fampandefasana vola amin'ny laharana hafa mba hiantso ny laharana 0343657083.
📵 Marihina fa laharana tokana ihany no miasa ato -Europe Shop na antso, na fanazavana, WhatsApp, INDRINDRA FA NY FANDEFASANA ACOMPTE DE RÉSERVATION Mvola, dia ny laharana 0343657083.

‼️‼️Ka izay laharana hafa mampandefa vola dia MPISOLOKY izany, ary mampitandrina anareo izay manao, na mikasa hanao izany fa efa eny anivon'ny manampahefana ny raharaha ary TSY MAINTSY ho tratra ianareo.

❌️❌️ HO ANTSIKA EXPOSANTS EFA NISORATRA ANARANA KOSA DIA AFAKA MIFANDRAY AVY HATRANY AN'ITY PEJY VAOVAO ITY, SY NY LAHARANA TOKANA 0343657083. TSINDRINA ETO KOA FA ITY IRERY NO PEJY NY MADA-EUROPE SHOP KA IZAY PEJY HAFA MAMPITONDRA IO ANARANA IO MILAZA FA MPIKARAKARA FOIRE DIA MPISOLOKY IZANY.

🔺 ️MBOLA MITOHY NY FISORATANA ANARANA AMIN'NY FOIRE SY FAMANDRIHANA STAND TOMPOKO MANDRA-PAHA TAPITRY NY TOERANA.
☎️ AFAKA MANDEFA MP NA MIANTSO MIVANTANA NY 0343657083.
MISAOTRA TOMPOKO.

🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺 🇲🇬 🇪🇺

📣 📣🔔 NOUS AVISONS NOS EXPOSANTS, NOS ABONNÉS, ET TOUS CEUX QUI ONT PRÉVU DE S'INSCRIRE POUR LA FOIRE ÉDITION HIVER 2025 QUE NOTRE PAGE PROFESSIONNELLE MADA-EUROPE SHOP A ÉTÉ PIRATÉ, de ce fait nous prions tous ceux qui ont été victimes de faits étranges comme la réclamation d'argent ou le consigne d'envoi d'acompte sur un autre numero de nous contacter directement au 0343657083.
📵 Nous tenons à préciser que Mada-Europe Shop dispose d'un numero unique, qui est le 0343657083 pour tout appel, renseignements, WhatApp, SURTOUT POUR TRANSFERER SON ACOMPTE DE RÉSERVATION.

‼️‼️Tous les autres numeros qui intérfèrent ou demande l'envoi d'acompte sont DES ESCROTS, et nous avertissons ceux qui l'ont fait, ou essayé de le faire que cette affaire EST DÉJÀ au niveau des autorités compétentes, et qu'ils en subiront les conséquences.

❌️❌️ LES EXPOSANTS QUI ONT DÉJÀ FAIT LEUR RÉSERVATION PEUVENT NOUS CONTACTER DE SUITE PAR MP SUR CETTE NOUVELLE PAGE OU APPELER SUR LE NUMERO UNIQUE 0343657083.
SOULIGNONS QUE CETTE PAGE EST LA SEULE PAGE LÉGALE DE MADA-EUROPE SHOP, ET QUE TOUTES AUTRES PAGES PORTANT CE NOM ET SE PRÉSENTANT COMME ORGANISATEURS DE FOIRE SONT DES ESCROTS.

🔺️ DES STANDS SONT ENCORES DISPONIBLES. ☎️ VEUILLEZ FAIRE VOTRE RÉSERVATION PAR MP OU CONTACTEZ DIRECTEMENT LE 0343657083.
MERCI POUR VOTRE COMPRÉHENSION.

Address

Lot ITV 53 Bis Andrefatsena Andranonahoatra Itaosy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada-Europe Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category