Église JEFIH - Jesosy Fihavanantsika Ivato

Église JEFIH - Jesosy Fihavanantsika Ivato Ny vaha olan'ny fahafatesana dia mila manana an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainanao. Fiangonana Jesosy Fihavanantsika Atanjona

Androany ianao no tahaka an'izao fa tsy rahampitsoAndroany ny fiainanao no tahaka an'izao fa tsy rahampitso. Tsy ny alin...
04/08/2026

Androany ianao no tahaka an'izao fa tsy rahampitso

Androany ny fiainanao no tahaka an'izao fa tsy rahampitso.

Tsy ny alina ihany no misy fa misy koa ny maraina.

Mino a fa marainanao zao.

Fotoananao izao. Anjaranao indray izao ny hiaina ny fahatsaran'Andriamanitra

Tia anao Jesosy Kristy

Voninahitra ho an’i Jesosy Kristy irery ihany.Fitsangatsanganana niarahana tamin’ny Fiangonana JEFIH Atanjona
03/08/2026

Voninahitra ho an’i Jesosy Kristy irery ihany.
Fitsangatsanganana niarahana tamin’ny Fiangonana JEFIH Atanjona

Ny fiangonana tena mikaonty eo anatrehan’Andriamanitra dia ny Fiangonana mitory ny filazantsara. Vonjeo ireo zay veryAry...
03/08/2026

Ny fiangonana tena mikaonty eo anatrehan’Andriamanitra dia ny Fiangonana mitory ny filazantsara.

Vonjeo ireo zay very

Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria.
Daniela 12:3

Rehefa miasa Andriamanitra dia tsy misy mahasakana.Romana 8:31 Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? R...
03/08/2026

Rehefa miasa Andriamanitra dia tsy misy mahasakana.

Romana 8:31 Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika?

Marary 50, 40 nandray fanasitranana teo no eo daholo
Miala maina ny aretina sy ny devoly.
Voninahitra ho an’i Jesosy Kristy irery ihany. Tsy miova heriny sy ny fitiavany te hanasitrana.
Minoa fotsiny ihany dia ho sitrana ianao

Batisa natao teny amin’ny ranon’Andranotapahana Ambohidratrimo. 02 Janvier 2026Izay mino sy atao batisa no hovonjena fa ...
03/08/2026

Batisa natao teny amin’ny ranon’Andranotapahana Ambohidratrimo. 02 Janvier 2026
Izay mino sy atao batisa no hovonjena fa izay tsy mety mino no hohelohina.

03/08/2026

Voninahitra ho an’i Jesosy Kristy
Fiderana niarahana tamin’ny Les Adeline
JEFIH Atanjona

Fitoriana filazantsara teny Miadapon niarahana tamin’ny Fiangonana JEFIH
03/08/2026

Fitoriana filazantsara teny Miadapon niarahana tamin’ny Fiangonana JEFIH

Miasa ho an’ny Tompo. Fanamboarana Tambohon’ny Fiangonana JEFIH Atanjona
03/08/2026

Miasa ho an’ny Tompo.
Fanamboarana Tambohon’ny Fiangonana JEFIH Atanjona

03/08/2026

Fitoriana filazantsara teo Ambodirano
Ekipa Mpitory ny Filazantsara JEFIH Atanjona
Marka 16:15 Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra

Fitoriana filazantsara teo Ambohijanahary2 Timoty 4:2 mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoa...
03/08/2026

Fitoriana filazantsara teo Ambohijanahary
2 Timoty 4:2 mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra.

Address

Fiangonana JEFIH Atanjona
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349096900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Église JEFIH - Jesosy Fihavanantsika Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category