Coupe du Président de Madagasikara-Basketball

Coupe du Président de Madagasikara-Basketball Fifaninanana ara-panatanjahantena eo amin'ny taranja basketball tanterahina eto Madagasikara
Tournoi

AMBOARAN'NY FILOHAMPIRENENA
Fifaninanana ara-panatanjahantena Goavana eo amin'ny Taranja Basketball, atolotry ny Federasiona Malagasin'ny Basketball
Tanterahina manerana ny Faritra maro eto Madagasikara; ka andraisan'ireo Klioba Zazalahy avy amin'ireo Ligim-paritra maro anjara izay voazara ao anaty sokajim-paritra 04 :
DINGANA FIFANINTSANANA ISAM-PARITRA:
07 hatramin'ny 15Martsa 2015 : FIANARATSOA

- DIEGO
14 hatramin'ny 22Martsa 2015 : TOAMASINA - ANTSIRABE
DINGANA FAMARANANA :
28Martsa hatramin'ny 12Aprily - ANTANANARIVO (Kianja mitafo Mahamasina sy Lapan'ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina Mahamasina)

COUPE DU PRÉSIDENT DE LA RÉPUBLIQUE
Un Grand Tournoi de Basketball, présenté par la Fédération Malagasy de Basketball. Un tournoi sportif pour les Clubs issus des différentes Ligues Régionaux à Madagascar, dans la catégorie Homme; ce tournoi se déroule dans les différentes Régions de Madagascar. PHASES PRÉLIMINAIRES dans 04 Zones:
07 au 15Mars 2015 : FIANARATSOA - DIEGO
14 au 22Mars 2015 : TOAMASINA - ANTSIRABE
PHASES FINALES:
28Mars au 12Avril - ANTANANARIVO (Gymnase de Mahamasina et Palais des Sports et de la Culture à Mahamasina)

Atolotry ny Filoham-pirenena Malagasy miaraka amin'ny Federasiona Malagasy Basketball (FMBB)"KIANJA FIRAISANKINA" (Kianj...
11/04/2016

Atolotry ny Filoham-pirenena Malagasy miaraka amin'ny Federasiona Malagasy Basketball (FMBB)
"KIANJA FIRAISANKINA" (Kianja BASKETY eo 67Ha Avaratra Andrefana)
Ho fisantarana ny fanamboarana "Kianja BASKETY" amin'ny Faritra maro manerana an'i Madagasikara,ao anatin'ny fampiroboroboana ny taranja Basketball
Nahazo ny anjarany i 67Ha sy ny mponina ao aminy!
Hoavy ny anjaran'ny Faritra maro hafa.
Ahitana ihany koa: Trano Famakiam-boky/Kianja Tsipy kanetibe/Toeram-pilalaovan'ny zazakely sns..
Mpiara-miasa: IBF/FIBA (International Basketball Foundation/Fédération Internationale de Basketball); SEPA (Sport et Éducation pour l'Avenir); Association 6.7 One (Fikambanan'ny mponinana 67Ha Avaratra Andrefana/secteur1)
Lanonam-pitokanana amin'ny fomba ofisialy: Zoma 15Aprily 2016 maraina.
communication by:Fédération Malagasy de Basketball-FMBB

06/04/2016

SIGA ON THE STREET
avy amin' i Alain Sneil
(Finale Coupe du Président Basketball 2016/ 26Mars 2016 - Palais des Sports Mahamasina)

MANKASITRAKA E!"Tanàna miara-milalao , mifandray, mandroso"ARAHABAINA ny Ekipa GN BC Vakinankaratra, Tompon-daka teo ami...
01/04/2016

MANKASITRAKA E!
"Tanàna miara-milalao , mifandray, mandroso"
ARAHABAINA ny Ekipa GN BC Vakinankaratra, Tompon-daka teo amin'ny sokajy Lehilahy!
ARAHABAINA ny Ekipa MB2ALL Analamanga, Tompon-daka teo amin'ny sokajy Vehivavy!
FISAORANA LEHIBE hoan'ireo rehetra TSY AN-KANAVAKA nifanome tanana, nahafahana nanatontosa hatramin'ny farany ny COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
Isaorana manokana ianao mpijery sy mpitia ny taranja Basketball, tonga namaly ny antso.
Misaotra Tompoko!
We are Basketball

FAMPITAOVANA avy amin'ny Fédération Malagasy de Basketball - FMBB hoan' ny Ligy Basket Notolorana baolina baskety miisa ...
31/03/2016

FAMPITAOVANA avy amin'ny Fédération Malagasy de Basketball - FMBB hoan' ny Ligy Basket
Notolorana baolina baskety miisa 15 avy ny Ligy Basket ATSIMO ATSINANANA sy Ligy Basket VATOVAVY FITO VINANY ; SOLAITRABE ELEKTRONIKA kosa hoan'ny Ligy Basket BONGOLAVA
Notoloran'ny Fédération Malagasy de Basketball - FMBB FANKASITRAHANA MANOKANA ihany koa Andriamatoa RAJAONAH Mbola J. izay angady nananana sy vy nahitana ny hetsika basket nasionaly "COUPE DU PRÉSIDENT Basketball"!
(nandritry ny LALAO FAMARANANA)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

teny oeny!
31/03/2016

teny oeny!

Ankafizo an-tsary (DUEL DE DUNK : JOHN le "powerman" vs ANTSA le "superman"; nandritry ny LALAO FAMARANANA)"Tanàna miara...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary (DUEL DE DUNK : JOHN le "powerman" vs ANTSA le "superman"; nandritry ny LALAO FAMARANANA)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

Ankafizo an-tsary (HETSIKA MAROLOKO nandritry ny LALAO FAMARANANA)"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"COUPE DU PR...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary (HETSIKA MAROLOKO nandritry ny LALAO FAMARANANA)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

Ankafizo an-tsary (LALAO FAMARANANA LEHILAHY: GN BC vs COSPN)"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"COUPE DU PRÉSIDE...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary (LALAO FAMARANANA LEHILAHY: GN BC vs COSPN)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

Ankafizo an-tsary"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016photos: communication FMBB...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

Ankafizo an-tsary (LALAO FAMARANANA VEHIVAVY: MB2ALL vs FANDREFIALA)"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"COUPE DU ...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary (LALAO FAMARANANA VEHIVAVY: MB2ALL vs FANDREFIALA)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA

Ankafizo an-tsary (TIR à 3points)"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016photos: co...
31/03/2016

Ankafizo an-tsary (TIR à 3points)
"Tanàna miara-milalao, mifandray, mandroso"
COUPE DU PRÉSIDENT Basketball 2016
photos: communication FMBB/Haja RAKOTONIRINA & Rivo RASOLOFOMANANA

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coupe du Président de Madagasikara-Basketball posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category