24/06/2019
Hors foot de fenerive est
I Abel Anicet dia
-mpilalao gasy voalohany ny niatrika ny UEFA champions league ary nifanandrana t@ reo ekipa mavesatra tao eropa
-mpilalao gasy voalohany izay nipingotra any CR7
-mpilalao gasy voalohany nahatafiditra bolina t@ CAN 2019
-mpilalao izay anisany manana traikefa ao
Alefa BAREA
Gasy miara mirona