26/12/2022
โฝ๏ธ ๐ง๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ผ๐ถ ๐ฑ๐ฒ ๐ก๐ผ๐ฒฬ๐น ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ โฝ๏ธ
Tontosa ny sabotsy lasa teo tetsy amin'ny Analakely Stadium ny tournoi de Noรซl izay nokarakarain'ny SMJ Sport โ
Hetsika iray tafiditra anatin'ny fankalazana an'Andriamanitra nohon'ny fahafolo taonan'ny SMJ izy io.
๐ Hisaorana avokoa ireo ekipa rehetra nandray anjara sy ireo rehetra izay nifanohana tao anatin'ny fikarakarana iny tournoi iny.
๐Nandrombaka ny amboara moa ny ekipan'ny ๐๐ฆ ๐ฃ๐ฅ๐ข๐ ๐ rehefa nandresy ny ekipan'ny ๐๐ฆ ๐๐๐ฅ tamin'ny isa 3 noho 2 nandritra ny lalao famaranana.
Ho avy ny andiany manaraka amin'ny tournoi antsika ka araho tsy tapaka ny pejy ๐
๐ธ Famintinana an-tsary ny tamin'ny sabotsy lasa teo