04/07/2025
🇲🇬❤️Aza ariana intsony tompoko korana atody ‼️‼️
Fa tena manampy anao , fahasalamanao , maro manary azy fahatany mihevitra azy ho tsisy ilaivana azy intsony rehefa avy alaina n'y ao anatiny ,
Izy ity tena calcium naturelle efficace bé hoanareo marary nify lava ,misy nisy goka ,miepaka tanana lava, mararirary vanitaolana ‼️
Sasaina hadio tsara lay korana atody iny de Tenehina mandritra adiny 2ora , avela mangatsika(tsy tapohinarano mangatsika) ,de misotro 2kopy isanadro ,mandritra herinandro fotsiny fa tena Salama Enao , ❤️ ampy calcium tsara 💓
Lay korany avy Tenehina iny apetraka am vonikazo fa tena zezika bé 100%
Izay no mba Kely hay de zaraiko aminareo rehetra, Mirary fahasalamana daholo❤️❤️
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉
♥️♥️ FAHASALAMANA ♥️♥️♥️
CALCIUM NATORALY 🇲🇬❤️
Manomboka izao, dia aza ariana intsony ny akoran'atody fa tena mahasoa izy ireny hoan 'ny olona mora mi-decalcifié, ny olona marary nify lava, ny olona rera-dava satria misy calcium 90% ao anaty akoran' atody 1 !!
Misy Fer, Zinc, Manganese, Fluor, Phosphore, Chrome, Molybdène !
Tsara kokoa raha atody bio no ampiasaina, atody gasy atao madio tsara, esorina ilay fotsifotsy manify kely ao anatiny dia somary hamainina avy eo totoina arak'izay afaka Totoina amin'ny retraretra Zay afaka itotoina azy ♥️♥️
Tehirizo ataovy anaty bocale, boîte ny vovony azo dia afafy amin'ny sakafo hoanina isanandro!!
Mety daholo rehefa sakafo, yaourt, salade, ronono, vary etc...♥️♥️♥️
1,5 ka hatramin'ny 3 gramme isanandro
Fomba anankiray hafa koa : sasana madio tsara ihany ilay akoran'atody🥚🥚🥚 dia alona ao anaty rano :
🏵️🏵️🏵️🏵️ Zavatra ilaina 🏵️🏵️🏵️🏵️
- akoran'atody 5
- rano💦💦💦 3 litatra
Avela hilona 7 andro an
TSY MANAO RAHA RATY