105 BOOM BAP

105 BOOM BAP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 105 BOOM BAP, Performance & Event Venue, Antananarivo.

Yo, ireo MC na ireo Mpandihy Tranainy izay Haka Certificat dia eo am' Haro Moto Ivato no vidiana ny Ticket.
25/11/2025

Yo, ireo MC na ireo Mpandihy Tranainy izay Haka Certificat dia eo am' Haro Moto Ivato no vidiana ny Ticket.

19/11/2025
Yo, Any Ivato Aéroport ny Fotoana amin'ny 05 Décembre 2025 Ho avy izao Old School Night, ao amin'ny New Para Resto Manom...
19/11/2025

Yo, Any Ivato Aéroport ny Fotoana amin'ny 05 Décembre 2025 Ho avy izao Old School Night, ao amin'ny New Para Resto Manomboka Am' 08h Hariva. Manasa anao Ho Tonga Maro be , Boom Select, Open Mic, MC sur Place, Fizarana Certificat Ho an'ireo RAD Sekoly Fahagolan' Dihy sy Hira ao am' Distrikan' Ambohidratrimo 105. Peace avy oh

19/11/2025
Yo, 105 Old school Life Miroso Hatrany isika.miangavy Partage Maximum avy any amintsika rehetra. Peace
15/10/2025

Yo, 105 Old school Life Miroso Hatrany isika.miangavy Partage Maximum avy any amintsika rehetra. Peace

22/07/2025

Aiza moa i CARPE DIEM ?
Valava Andraharo, ilay vao hiditra ny Zone Galaxy, Ankavia, ao anaty tamboho biriky. Raha vao hivoaka ny zone kosa dia ankavanana.
Aza adinoina, am Sabotsy 02 Aogositra, @ 5 Ora hariva.

Ndao ary !




Address

Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 105 BOOM BAP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share