RDJ Mozika

RDJ Mozika 🎶RDJ MOZIKA🎶
ireo Mozika sy Mpanakanto Malagasy mendrika indrindra eto amin'ny onjampeo RDJ FM 96.6
(3)

Alefaso ny safidinao amin’ny SMS Orange 032 32 00 766 na amin’ny SMS 033 56 00 766 sy ny 034 34 00 766, +code

🎂 HAFANA BE NY FANKALAZÀNA NY 23 TAONAN’NY RDJ 96.6 FM ⭐️🔥Taorian’i SHYN & DENISE… dia i LJO sy CEASAR indray no hanatev...
05/07/2026

🎂 HAFANA BE NY FANKALAZÀNA NY 23 TAONAN’NY RDJ 96.6 FM ⭐️🔥

Taorian’i SHYN & DENISE… dia i LJO sy CEASAR indray no hanatevin-daharana amin’ity seho lehibe ity ! ✨🎤

👀Mbola hisy surprise hafa ihany koa ho avy ! 🤫🔥

📅 Alahady 02 Aogositra
📍 Palais des Sports Mahamasina

🎧 Manomboka amin’ny 10 ora maraina, dia efa hampiakatra ny Ambiance ao amin’ny Palais ny RDJ's Team 🥳🎶

🎟️ EFA AZONAO ATAO NY MAMANDRIKA NY TAPAKILANAO AO AMIN’NY KITAZA.MG !
https://kitaza.mg/events/shyndenise

✨ SHYN & DENISE
🔥 LJO
🔥 CEASAR
🎧 RDJ’S TEAM
➕ Ary surprise hafa ho avy…

🔥 ILAY DUO NOFIDINAREO MPIHAINO! 🔥Ho fankalazana ny faha-23 taonan’ny RDJ, dia hiaraka aminareo ao amin’ny Palais des Sp...
24/06/2026

🔥 ILAY DUO NOFIDINAREO MPIHAINO! 🔥

Ho fankalazana ny faha-23 taonan’ny RDJ, dia hiaraka aminareo ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina i SHYN & DENISE, amin’ny seho goavana iray tsy manam-paharoa!

Ary tsy izay ihany… Hisy Mpanakanto maro hiara-dia amin’izy ireo eny an-tsehatra. Iza avy ary ny eritreritrareo? 👀
Ho avy ihany koa ireo DJ sy Mpanentana avy amin’ny RDJ’s Team, hampihetsika ny lanonana. 🎧🔥

📅 Alahady 02 Aogositra
Mariho dieny izao ao anaty fandaharam-potoanareo fa fotoana tokana ity!

Alefaso ny safidinareo amin'ireo Couple d'Artiste tianareo hanao fampisehoana feno entina hankazàna ny 23 ans an'ny RDJ ...
22/06/2026

Alefaso ny safidinareo amin'ireo Couple d'Artiste tianareo hanao fampisehoana feno entina hankazàna ny 23 ans an'ny RDJ 96.6 FM

Hankalaza ny faha 23 taona, ny RDJ 96.6 FM ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny Alahady 02 août ✨

🤩Toy ny fanaontsika hatrizay, dia ianareo MPANKAFY no avelanay hisafidy amin'ny commentaire, izay "COUPLE d’Artistes" tianareo handray anjara feno amin’io SHOW goavana be miaraka amin’ny RDJ's Team io 📣

📌Ho avokantsika amin’ny Alakamisy ho avy izao, izay ARTISTE VAVY sy LAHY safidinareo‼️

08/05/2026

Famerenana ho fanomanana ny hetsika rahariva
Kakakaka Kaimba 💛 Honorat 08 Mai La City

Tongava maro hiray fo ho an'i HONORAT isika :)

09/04/2026

Hafatra kely avy amin'i Mirado ✈️
Efa akaiky ny fotoana satria ao amin'ny La City 19 Avril🎙️, andro Alahady io, manomboka amin'ny 4 ora tolakandro :)
Vaovao farany, efa lany avokoa ny tapakila Bronze 25.000ariary, ka malakilaky daholo isika te hijery ô 💙

14/03/2026

Ambiance niaraka tamin’ny Tarika AMBONDRONA tao La City Ivandry 🤘🏼
Arahabaina nahatratra ny 25 taona 😍
Inona ilay lohateny izy Hira izay izay mahalala?
Siora foana e…

Tonga naka ny Trophée RDJ Mozika Accoustique 2025 tato amin’ny RDJ 96.6 FM i Rootsman 🎶Mamerina ny fiarahabàna ho azy e ...
04/03/2026

Tonga naka ny Trophée RDJ Mozika Accoustique 2025 tato amin’ny RDJ 96.6 FM i Rootsman 🎶
Mamerina ny fiarahabàna ho azy e 😍🇲🇬

21/02/2026

Rendez-vous antsika Mpanakanto rehetra : RDJ Mozika 🤩
Manomboka amin’ny 6 ora sy sasany ety Novotel Convention and Spa Antananarivo ✨

Ho arahanao mivantana ao amin’ny TVM sy RDJ 96.6 FM ny RDJ MOZIKA 2025 🔥Misaotra antsika mpanohana sy mpankafia ny hira ...
20/02/2026

Ho arahanao mivantana ao amin’ny TVM sy RDJ 96.6 FM ny RDJ MOZIKA 2025 🔥

Misaotra antsika mpanohana sy mpankafia ny hira Malagasy 🎶

Address

Immeuble Vitasoa 1B Tsaralalàna
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RDJ Mozika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category