AJSI - Association des Jeunes Sportifs d'Ihorombe

AJSI - Association des Jeunes Sportifs d'Ihorombe L'AJSI est le rassemblement des jeunes visant à aider les sportifs et artistes ressortissants de l

31/12/2025
✋ Ihorombe MihisaAo @ le glacier Analakely ny 26 décembre 2025 izao manomboka aminy 8 Ora alina.Tongava maro.
10/12/2025

✋ Ihorombe Mihisa
Ao @ le glacier Analakely ny 26 décembre 2025 izao manomboka aminy 8 Ora alina.
Tongava maro.

25/11/2025
20/06/2025

Mila manatona ny ligy ireo klioba momba ny andinindininy, efa any avokoa ireo taratasy rehetra momba an'io.

20/05/2025
27/04/2025
🏉🇲🇬 𝐊𝐑𝐀𝐊𝐎𝐖-𝐏𝐎𝐋𝐎𝐆𝐍𝐄 : 𝗠𝗔𝗞𝗜𝗦 𝟳'𝗦 "𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗖𝗨𝗣 𝗛𝗦𝗖𝗕 𝗖𝗛𝗔𝗟𝗟𝗘𝗡𝗚𝗘𝗥 𝗦𝗘𝗥𝗜𝗘𝗦, " Nanainga anio hariva teto Madagasikara ny delegasion...
06/04/2025

🏉🇲🇬 𝐊𝐑𝐀𝐊𝐎𝐖-𝐏𝐎𝐋𝐎𝐆𝐍𝐄 : 𝗠𝗔𝗞𝗜𝗦 𝟳'𝗦 "𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗖𝗨𝗣 𝗛𝗦𝗖𝗕 𝗖𝗛𝗔𝗟𝗟𝗘𝗡𝗚𝗘𝗥 𝗦𝗘𝗥𝗜𝗘𝗦, "
Nanainga anio hariva teto Madagasikara ny delegasiona malagasy hiatrika ny "World Cup HSCB Challenger Series 2025" dingana fahatelo izay ho tanterahina ny 11 sy 12 Aprily 2025 an'i Pologne "Krakow " izay handraisan'ny Makis an'i Madagasikara lehilahy 7's anjara.

Alefa Makis 🏉🇲🇬
Alefa Malagasy Rugby 🏈🇲🇬
Alefa Madagasikara 🇲🇬

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Telephone

+261341929290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJSI - Association des Jeunes Sportifs d'Ihorombe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category