22/03/2025
manolotra ho anao
🏀 **Mora'Game 3×3 - Tournoi de Basket à Moramanga** 🏀
🎉 Rehefa avy nampifaly an'ireo ankizy isika dia andao mba omena sehatra indray ireo efa zokiny😁👊
🔥Vonona ve Zoky be?😁
🔥Aona Madama?😁
🔥Iza avy ianareo?🤔
🔥Efa feno telo ve any? 3🏀3
🤝Ndao fa raikitra io Gonaaaaaaa !!!🔔🏀🔥
🏀Faly izahay manambara ny tournoi de basket Mora'Game 3×3 izay ho tanterahina ny **sabotsy 03 Mey 2025** izao ao Moramanga !
📅 Farany Fisoratana Anarana : 19 Avril 2025
📍 Voafetra ny toerana ka amboaro dieny izao ny ekipanao🤝
⏰ Ora : Manomboka amin'ny 07ora Maraina ka hatramin'ny 6ora hariva
🫵Vita iray andro ny match rehetra hatramin'ny Final🔥
🔔Aza hadino ny mandray anjara sy manohana ny ekipana tianao.
🔔Hilazao daholo ireo efa Zoky fantatrao mba hilalao 😁
🔔Andao indray mba hijery an'ireo efa zoky be milalao isika🏀
🔖 Sokajy🔥 :
✓ Veteran : 50.000 Ariary
🔶Lehilahy +35 ans CIN Obligatoire🤝
🔶Vehivavy +30 ans CIN Obligatoire 🤝
👉50.000 Ariary
✓ Open : 40.000 Ariary
🔶Lehilahy
🔶Vehivavy
🔗 Fisoratana anarana : Tsy maintsy manana Compte playfiba3x3 avokoa ireo mpilalao rehetra mandray anjara.
👉Sokafy ny Comptenao playfiba anao ao amin'ny https://play.fiba3x3.com/signup.
👉Mila adresse mail mandeha tsara satria ilaina amin'ny fanokafana Compte playfiba izany.
🔔Ny Droit dia aloa 50% na feno 100% rehefa manao Fisoratana anarana ny Mpandray anjara.
🔔Ny anaranareo 4 (ekipa iray) ao amin'ny compte playfiba3×3 dia alefa aty aminay mpikarakara afahana mampiditra anao ao anaty plateforme Eventmaker 3×3 rehefa vita ny fanokafanao an'ilay Compte.
🫵Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala mifandray.
Fifandraisana: 034.95.601.48
🤗🏀Andao hiara-hilalao sy hifaly miaraka aminay, aza adino ny fotoana fa hafana ny lalao miaraka amin'ireo Mpilalao ! 🙌