Club des supporteurs Makis de Madagascar

Club des supporteurs Makis de Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club des supporteurs Makis de Madagascar, Sports Event, AMBOHIMANARINA, Antananarivo.
(1)

AROI 2024๐ŸˆEfa vonona hiatrika PHASE FINALE ireo makis lahy sy vavy U-18 .    ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿˆ
28/04/2024

AROI 2024๐Ÿˆ
Efa vonona hiatrika PHASE FINALE ireo makis lahy sy vavy U-18 .
๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿˆ

Izy no Petit Franck Silvain mpikambana ato @ SUPPORTEURS MAKIS sady izy no Mpanentana (ANIMATEUR)ato amin'i FIKAMBANANA ...
31/05/2023

Izy no Petit Franck Silvain mpikambana ato @ SUPPORTEURS MAKIS sady izy no Mpanentana (ANIMATEUR)ato amin'i FIKAMBANANA MPANOHANA MAKIS ๐Ÿˆ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ’

Hilazana isika mpikambana ato @ CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS fa RAHAPITSO @ 1 Ora tolakandro eo vavahady ny fotoana ntsika...
27/05/2023

Hilazana isika mpikambana ato @ CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS fa RAHAPITSO @ 1 Ora tolakandro eo vavahady ny fotoana ntsika โ™ฅ๏ธ๐Ÿ’๐Ÿˆ
Aza adino manao akanjo FOTSY,MENA, MAINTSO ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
AOKA TSY HO TARA FA MBA HO TONGA ALOHA ๐Ÿ™

Izahay CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS Dia manohana makis foana. ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸˆANDAO MAKIS ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
22/05/2023

Izahay CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS Dia manohana makis foana. ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿˆ
ANDAO MAKIS ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

J-1 ๐Ÿˆ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ    Aza adino mijery ilay lalao MAKIS DE MADAGASCAR rapitso ooo๐ŸˆManentana antsika Mpankafy RUGBY sy TIA RUGBY re...
19/05/2023

J-1 ๐Ÿˆ๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Aza adino mijery ilay lalao MAKIS DE MADAGASCAR rapitso ooo๐Ÿˆ
Manentana antsika Mpankafy RUGBY sy TIA RUGBY rehetra mba ho Tonga hanohana oo๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
IZAHAY CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR EFA VONONA HANOHANA H@ FARANY ๐ŸŽ‰
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿˆ๐Ÿ’

Women's Rugby Africa Cup 2023 !   Ho tanterahina aty MADAGASIKARA manomboka 18 Mai h@ 29 ho avy zao ao @ KIANJA MAKIS AN...
05/05/2023

Women's Rugby Africa Cup 2023 !
Ho tanterahina aty MADAGASIKARA manomboka 18 Mai h@ 29 ho avy zao ao @ KIANJA MAKIS ANDOHATAPENAKA.
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ’

FILAZANA MANJOAmin'ny fo feno alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa natsoiny Ray nody any Aminy anio maraina, ny za...
13/03/2023

FILAZANA MANJO
Amin'ny fo feno alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa natsoiny Ray nody any Aminy anio maraina, ny zana-tsika izay mpilalao ao aminโ€™ny ekipa nasionaly MAKIS U20 ary mpilalao ao aminโ€™ny Klioba USIKOPA Andohatapenaka, Ny CLUB DES SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR dia mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana sy ny Klioba misy azy. Mandria ampiadanana LANJA

Breaking News โ€“ MALAGASY RUGBYEn programme ร  Antananarivo, Madagascar18-29 mai 2023Tournoi qualificatif pour le WOMENโ€™S ...
07/03/2023

Breaking News โ€“ MALAGASY RUGBY
En programme ร  Antananarivo, Madagascar
18-29 mai 2023
Tournoi qualificatif pour le WOMENโ€™S XV, la nouvelle compรฉtition internationale de WORLD RUGBY.
๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Source : MALAGASY RUGBY

Misokatra androany ny Fiarahana Miasa  anay CLUB DE SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR    miaraka  amin'i Prรฉsident MAZAVA ...
22/02/2023

Misokatra androany ny Fiarahana Miasa anay CLUB DE SUPPORTEURS MAKIS DE MADAGASCAR miaraka amin'i Prรฉsident MAZAVA LOHA .๐Ÿˆ
๐Ÿ’๐Ÿˆ

FILAZANA๐Ÿ‘‰Ilazana isika  ,  (5),  ,  fa hisy ny fampivondronana ireo ankizy lahy latsaka ny 20 taona na (U20) ny ๐Ÿ“…Sabotsy...
23/01/2023

FILAZANA
๐Ÿ‘‰Ilazana isika , (5), , fa hisy ny fampivondronana ireo ankizy lahy latsaka ny 20 taona na (U20) ny ๐Ÿ“…Sabotsy 28 Janoary 2023 manomboka amin'ny โŒš08ora maraina eny amin'ny ๐ŸŸKianja Makis Andohatapenaka.
๐Ÿ‘‰U20: (2003-2004-2005)
๐Ÿ‘‰Aza adino ny mitondra kara-panondrompirenena sy kara-pilalaovana ho an'ireo izay efa manana

Felicitation  MAKIS DE MADAGASCAR ๐Ÿ’Mankasitraka t@ ireo lalao izay natao nareo zahay mpankafy sy mpanohana.โค   Zahay man...
23/10/2022

Felicitation MAKIS DE MADAGASCAR ๐Ÿ’
Mankasitraka t@ ireo lalao izay natao nareo zahay mpankafy sy mpanohana.โค
Zahay manohana nareo foana ๐Ÿˆ
ANDAO MAKIS๐Ÿ’๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

AMBOHIMANARINA
Antananarivo
101

Telephone

+261341218194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club des supporteurs Makis de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Club des supporteurs Makis de Madagascar:

Share

Category