Dada'S FOODS 2.0

Dada'S FOODS  2.0 Mandray ny commande nao rehetra :gateaux,petit four,dessert,sns....

Sosisy poulet fumé 😋❤Ny sosisy poulet voahendy efa tsara tsiro raha teo,  raha fumé otran'izao tsy vao maika matsiro bee...
17/01/2026

Sosisy poulet fumé 😋❤
Ny sosisy poulet voahendy efa tsara tsiro raha teo, raha fumé otran'izao tsy vao maika matsiro bee? 😍

📌Prix
18 000Ar 1 paquet de 20 pièces
17 000Ar (3 paquets no miotra)
28 000Ar 1kg (30 pièces)

📌Livraison
-Antananarivo
-Faritra

Alefa ary ny commande🙏
Ao amin'ny message privé na antsoy ny
034 48 165 64📲

📷 Tsaroana

Cochon de lait😋❤          280 000Ar entier de 4kgAsio  sakafo miavaka ny fiarahana miaraka amin'ny havana, olon-tiana,.....
15/01/2026

Cochon de lait😋❤
280 000Ar entier de 4kg

Asio sakafo miavaka ny fiarahana miaraka amin'ny havana, olon-tiana,... 🥰

Asio chochon de lait mikarepoka ny fety, sady malemy tsara anie ny hena ee! 😋

📌Commande 1 andro mialoha

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message Privé (MP) na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲

📷 Tsaroana

Sosisy poulet tsy misy kisoa😋                     (90% poulet) Inona avy ireo karazana "sosisy poulet ato aminay? 🤔Ireto...
13/01/2026

Sosisy poulet tsy misy kisoa😋
(90% poulet)
Inona avy ireo karazana "sosisy poulet ato aminay? 🤔
Ireto avy ary izy ireo:
-Voahendy (misy "sauce")
-Fotsy (tsy misy " sauce")
-Fumé

Samy efa masaka tonga dia azo hoanina avy hatrany! 😋

📌prix
-Voahendy/ fotsy
17 000Ar 1 paquet de 20 pièces (750g eo)
16 000Ar ( 3 paquets no miotra)
26 000Ar 1kg (30 pièces)

-Fumé
18 000Ar 1 paquet de 20 pièces
17 000Ar (3 paquets no miotra)
28 000Ar 1kg

📌 Livraison
-Antananarivo
- Faritra

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message Privé na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲

📷Tsaroana


Mini hot dog😋🌭                  1000Ar/unitéAo anaty carte menu "petits Fours" nay ihany ko izy ity!✨Ravao an'ireto "Min...
11/01/2026

Mini hot dog😋🌭
1000Ar/unité

Ao anaty carte menu "petits Fours" nay ihany ko izy ity!✨

Ravao an'ireto "Mini hot dog" matsiro be ireto ary ny fetinao: Mariage, fiançaille,...sns.🎊

📌Commande
_"5 jours" mialoha no tsara indrindra raha hanao commande!
_ 100 pièces minimum de commande ( 25 par variété)

⬛ prix mitokana ny "Carton"

Ao amin'ny "Message privé" ianareo mahazo ny liste petits fours rehetra!😊

📌Livraison
Antananarivo

Alefaso ary ny commande ao amin'ny "Message privé" na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲

📷 Tsaroana

Poulet Rôti 🍗😋65 000Ar entier ( 1kg  environ) Matsiro ery no sady mafilotra,✨☑️Afaka atao sakafo miaraka amin'ny mpianak...
09/01/2026

Poulet Rôti 🍗😋
65 000Ar entier ( 1kg environ)
Matsiro ery no sady mafilotra,✨

☑️Afaka atao sakafo miaraka amin'ny mpianakavy
☑️ Afaka atao sakafo ho amin'ny fetinao rehetra🎊

📌Commande
1 andro mialoha

Alefaso ary ny commande, ao amin'ny message Privé (MP) na antsoy avy hatrany ny laharana
034 48 165 64📲

📷Tsaroana

Cochon de lait matsiro be🐷😋                280 000Ar entierHafa ihany anie zany fiarahana miaraka amin'ny namana na fian...
05/01/2026

Cochon de lait matsiro be🐷😋
280 000Ar entier

Hafa ihany anie zany fiarahana miaraka amin'ny namana na fianakaviana misy cochon de lait izany ee! 🤭❤

☑️ Mikarepoka tsara ny hodiny
☑️ Malemy tsara ny hena
☑️ Misy assaisonnement mampatsiro sy mampiavaka azy

📌Commande
Iray andro mialoha

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message Privé (MP) na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲
📷Tsaroana

Tratrin'ny taona daholo avy aty amin'ny équipe-an'ny Dada'S FOODS  2.0    ! ❤Ireto sombin'ny commande "Petits fours" tam...
02/01/2026

Tratrin'ny taona daholo avy aty amin'ny équipe-an'ny Dada'S FOODS 2.0 ! ❤

Ireto sombin'ny commande "Petits fours" tamin'ny 31 décembre ! Mahafatifaty ery anie ireto izy no sady matsiro ee! 😋

Asio petits fours ary ny fiarahabana tratrin'ny taona anareo mpianakavy!

1200Ar/ pièce

🔴100 pièces minimum de commande ( 25 par variété)
🔴 50 pièces minimum de commande si une variété

✅Mety amin'ny fety rehetra

📌Commande
5 andro mialoha

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message Privé (MP) na antsoy ny
034 48 165 64📲

Cup cake 🧁😋Ataovy miavaka indray ny m**o mamy ho zaraina amin'ny invité ary! 🤩 Ireto "Cup Cake" nay mafatifaty ireto ind...
28/12/2025

Cup cake 🧁😋
Ataovy miavaka indray ny m**o mamy ho zaraina amin'ny invité ary! 🤩 Ireto "Cup Cake" nay mafatifaty ireto indray ary atolotra azy ireo! Tsy mila misahirana mandidy mizara intsony fa tonga dia efa natao individuel ilay izy! 😍

📌prix
4000Ar/ unité

☑️ Mety tsara ho amin'ny fetinao rehetra

🔴Manao tête de gâteau ihany ko izahay

Aza misalasala ary mandefa ny commande ao amin'ny message privé na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲

📷Tsaroana

Côtes fumée🥩😋                65 000Ar/ kgIza daholo ireo team fumé ? 😍 identifie-o ao amin'ny commentaire ary izy hividy...
24/12/2025

Côtes fumée🥩😋
65 000Ar/ kg
Iza daholo ireo team fumé ? 😍 identifie-o ao amin'ny commentaire ary izy hividy an'ireto côte fumé matsiro be anay ireto! 🤭😄

Hafa mihintsy kosa anie oa izany tsirona hena fumé izany ee! ✨

☑️ Atao tsaky rehefa ilay misy fiarahana amin'ny havana na namana
☑️ Afaka atao laoka ihany koa

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message privé na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲
📷 Tsaroana

"Sosisy poulet Charcutière"                   ( 90% poulet ) ✅Tsy misy kisoa☑️ Afaka hanaovana grillade☑️ Atao loka, tsa...
22/12/2025

"Sosisy poulet Charcutière"
( 90% poulet )
✅Tsy misy kisoa

☑️ Afaka hanaovana grillade
☑️ Atao loka, tsaky,...
☑️ Mety tsara ko ho anareo izay mbola hivarotra

◾️PRIX

📌Sosisy poulet voahendy / Fotsy
- 17 000Ar 1 paquet de 20 pièces (750g)
- 16 000Ar prix de gros ( + de 3 paquets)
- 26 000Ar / kg (30pièces)

📌 Sosisy poulet Fumé
- 18 000Ar 1 paquet de 20 pièces
- 17 000Ar prix de gros (+ de 3 paquets)
- 28 000Ar/ kg (30 pièces)

📌Sosisy poisson ( même prix)

◾COMMANDE : iray andro mialoha ny fanaovana commande

◾️ LIVRAISON
-Antananarivo
-Faritra

Alefaso ary ny commande ao amin'ny Message privé( MP) na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲



Gâteau mahafatifaty kely❤🍰Ampifalio ny zanakao rehefa anniversaire-any ary! 😁 Dessin animé izay tiany no ataotsika décor...
18/12/2025

Gâteau mahafatifaty kely❤🍰
Ampifalio ny zanakao rehefa anniversaire-any ary! 😁 Dessin animé izay tiany no ataotsika décoration an'ilay gâteau !

Ity modèle ity izao dia anniversaire-na zaza-vavy kely!❤
📌8000Ar portion ( arakarakin'ny modèle ny prix)

Inona ary no andrasana? 😁
Alefaso ny commande ato amin'ny Message Privé (MP) na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲

Te hihinana hena matsiro be?😋🍖🍗Ato amin'nay  misy karazany azonao isafidianana tsara!😊😋 🔱 Cochon de lait 280 000Ar(entie...
13/12/2025

Te hihinana hena matsiro be?😋🍖🍗
Ato amin'nay misy karazany azonao isafidianana tsara!😊😋

🔱 Cochon de lait 280 000Ar(entier 4kg)
🔱 Côte fumée 65 000Ar 1kg
🔱 Côte caramélisée 65 000Ar 1kg
🔱 Poulet laqué ou rôti 65 000Ar entier ( 1kg eo eo)
🔱 Tsatsiou 60 000Ar 1kg

Omeo fahafaham-po ary ireo " invités" anao amin'izay karazana fety ataonao!😋

Mety tsara koa raha atao tsakitsaky rehefa mirevirevy miaraka amin'ireo namana🍻🍺 😁

📦 2 andro mialoha ny fandefasana "commande" an😊

Alefaso ary izany ao amin'ny "Message Privé" na antsoy avy hatrany ny
034 48 165 64📲
📷Tsaroana

Address

Antananarivo

Telephone

+261344816564

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dada'S FOODS 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category