05/05/2026
π ππππππ«π π‘π¨ ππ§βπ§π² ππ¨ π«ππ‘πππ«π π
πβIzay miantra ny malahelo dia mampisambotra an'i Jehovah, Ary izay nomeny dia honerany kosa.β β ππ‘πππ¨π₯ππ§π ππ:ππ
π€Mety hieritreritra ianao hoe kely loatra ny anananaoβ¦Fa ho anβAndriamanitra, tsy refesina aminβny habeny ny fanomezana, fa aminβny fo.
β¨Tsarovy fa rehefa manampy ny malahelo ianao, tsy olona fotsiny no raisinaoβ¦
π fa ππ§ππ«π’ππ¦ππ§π’ππ«π π¦π’π‘π’ππ¬π² π§π¨ βππ¦π©π’π§ππ«ππ¦π’π§ππ¨β.
π Rehefa mahita olona sahirana ianao, aza mandalo fotsiny. Aza miandry ho ampy be vao hanampy. Indraindray, tsiky iray βΊπ, teny iray, na fanampiana kely dia afaka manova fiainana.
β¨Aoka ho tΓ nana manampy, fo mahatsapa, ary fiainana mitondra hazavana....Satria rehefa manome ianao, dia :
π Andriamanitra mihitsy no hamaly.
π₯ Hafatra androany :
π Aza mitahiry fitiavana.
π Aza miandry fotoana tonga lafatra.
π Ataovy izaoβ¦ aminβny fo feno fiantrana.