23/07/2026
Manaja ny fandaminana isika! Ary tena miaraka miombom-po tanteraka amin'ireo tra-pahoriana!!
Hinoana fa efa misy andro voatendrin'i Tompo tsara hahafahantsika manantanteraka ny fotoana!!
Mankasitraka anareo rehetra niara-nisalahy taminy fanomanana!!
Mivavaka hatrany ho any Firenentsika!!