Setra Niaina

Setra Niaina Jakoba 1: 22. Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo.

04/05/2026

Matio 5: 14.
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.

Jeremia 17: 9. Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mah...
29/04/2026

Jeremia 17: 9. Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy? 10. Izaho Jehovah no Mpandinika ny fo sy Mpamantatra ny voa, mba hanome ny olona rehetra araka ny alehany avy, dia araka ny vokatry ny asany

Romana 8: 28. Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso a...
28/04/2026

Romana 8: 28. Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo

27/04/2026

Romana 8: 18. Fa ataoko fa ny fahoriana amin'izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin'ny voninahitra izay haseho amintsika

24/04/2026

Ohabolana 4: 13.
Tano mafy ny fananarana, ka aza avela hiala; Hazony izy, fa ainao.

23/04/2026

Jeremia 31 : 3b
Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao.[Na: Tamin'ny fahiny]

21/04/2026

Jaona 10: 11.
Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry

19/04/2026

Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

🙏🏻😍
19/04/2026

🙏🏻😍

😍🙏🏻
16/06/2025

😍🙏🏻

14/06/2025

Habakoka 3: 17. Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Setra Niaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category