Mada VTT

Mada VTT ๐Ÿ‘‰๐Ÿšด" LE PLAISIR DE SE Rร‰UNIR POUR ROULER ENSEMBLE SUR DES CHEMINS MAGIQUES... "๐Ÿšด๐Ÿ‘ˆ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšด ยฉMADA VTT OFFICIEL ๐Ÿšด๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐ŸŒฟ Miarahaba antsika rehetra ๐ŸŒฟHo antsika mpikambana rehetra, ireo namana akaiky sy lavitra, ary ireo mpankafy ity taranja...
05/04/2026

๐ŸŒฟ Miarahaba antsika rehetra ๐ŸŒฟ

Ho antsika mpikambana rehetra, ireo namana akaiky sy lavitra, ary ireo mpankafy ity taranja mahafinaritra ity ๐Ÿšดโ€โ™‚๏ธ,

Aminโ€™izao ankalazana ny P***a izao โœ๏ธ, dia mirary ho anareo tsirairay avy fety sambatra sy feno fifaliana ๐Ÿ˜Š,
ary indrindra koa fiadanam-po lalina sy fahasoavana ho antsika rehetra ๐Ÿคโœจ.

Enga anie ity fotoana manokana ity hitondra hery vaovao sy fandresena eo aminโ€™ny fiainantsika ๐Ÿ™Œ๐Ÿ”ฅ

SAMY SAMADA DAHOLO EH!! ๐Ÿšดโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ’™

ยฉ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšต๐Ÿ’•

๐Ÿ“ธ PARTIE 3๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC...
30/03/2026

๐Ÿ“ธ PARTIE 3

๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ€” lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโ€™ny tanjona.๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

ยฉ S'art Antsa Photography ๐Ÿ“ธ

๐Ÿ“ธ PARTIE 2๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC...
30/03/2026

๐Ÿ“ธ PARTIE 2
๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ€” lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโ€™ny tanjona.๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

ยฉ S'art Antsa Photography ๐Ÿ“ธ

๐Ÿ“ธ PARTIE 1.๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT X...
30/03/2026

๐Ÿ“ธ PARTIE 1.๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿšต๐Ÿšต Sombin-tsary mitahiry ireo fotoana mamy teo anivonโ€™ny natiora, nanamarika ny hazakazaka bisikileta VTT XC/ENDURO " BIG CHALLENGE " teny Ambohimanga ny 29 Martsa 2026 โ€” lร lana sy havoana niarahantsika nizara ezaka, rivotra madio nanome aina, ary finiavana nitondra hatrany aminโ€™ny tanjona.๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

ยฉ S'art Antsa Photography ๐Ÿ“ธ

Challenge acceptรฉ ๐Ÿšต๐Ÿšต๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š  ๐Ÿšต๐Ÿšต ๐Ÿ‘Š ยฉ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
30/03/2026

Challenge acceptรฉ ๐Ÿšต๐Ÿšต๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š

๐Ÿšต๐Ÿšต
๐Ÿ‘Š
ยฉ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Taomy daholo ny tapaka sy namana rehetra eh ๐Ÿšต๐Ÿšต๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ BIG CHALLENGE eny AMBOHIMANGA ny fotoana amin'ny Alahady ho avy Zao ๐Ÿšต๐ŸšตS...
25/03/2026

Taomy daholo ny tapaka sy namana rehetra eh ๐Ÿšต๐Ÿšต๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ BIG CHALLENGE eny AMBOHIMANGA ny fotoana amin'ny Alahady ho avy Zao ๐Ÿšต๐Ÿšต

SAMADA BE io sao taraiky ah๐Ÿšต๐Ÿšต๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š



ยฉ

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ FIFAMPIARAHABANA NOHO NY TAONA VAOVAO 2026 ๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰Ho anโ€™ny mpikambana MADA VTT rehetra sy ny vady aman-janany,dia faly iz...
27/01/2026

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ FIFAMPIARAHABANA NOHO NY TAONA VAOVAO 2026 ๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰

Ho anโ€™ny mpikambana MADA VTT rehetra sy ny vady aman-janany,
dia faly izahay manasa anareo hanatrika ny fifampiarahabana ho fandraisana ny taona vaovao, izay hotanterahina:

๐Ÿ“… Alahady 01 Fรฉvrier
๐Ÿ“ Anosisoa Ambohimanarina (eo akaikinโ€™ny BNI)
โฐ Manomboka aminโ€™ny 9 ora maraina

๐Ÿค๐Ÿค— ENTANINA ISIKA REHETRA MPIKAMBANA MBA HO AVY DAHOLO,
satria hisy resaka sy dinika manan-danja hoentina hanombohana tsara ity taona vaovao ity

๐Ÿฝ๏ธ Momba ny sakafo

โžก๏ธ Hisy fandraisanโ€™anjaranโ€™ny tsirairay aminโ€™ny sakafo, 5.000 Ariary isanโ€™olona.
โžก๏ธ Ho anโ€™izay afaka tonga dia mangataka mba hanoratra anarana sy handoa vola mialoha any aminโ€™i:

๐Ÿ‘ค Antsa Fifaliana Rafanomezantsoa
๐Ÿ“ž 034 86 812 23

Izany dia hoentina hikarakarana mialoha sy handaminana tsara ny hetsika.

๐Ÿ‘‰ Raha misy koa manana zavatra azo entina (tsakitsaky, snsโ€ฆ), tsy ferana mihitsy ary raisina am-pifaliana ๐Ÿค—๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ™ Maneho fankasitrahana sahady ho anโ€™ny tsirairay izahay aminโ€™ny
fandraisana anjara, fiaraha-miasa ary ny firaisankina
aminโ€™izao fiatombohanโ€™ny taona vaovao izao.

๐Ÿšตโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ SAMY SAMADA DAHOLO EH ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšตโ€โ™€๏ธ
๐ŸŽ‰๐Ÿค— Mirary fihaonana am-pifaliana ๐Ÿค—๐ŸŽ‰

ยฉ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿšต ๐Ÿ’•

๐Ÿšด๐Ÿšด๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ Andao fa isika rehetra sisa no andrasana eh ๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ๐Ÿšด๐Ÿšดโœด๏ธRAIKITRA ITY RY ZALAH AHโœด๏ธ  ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšด
20/03/2025

๐Ÿšด๐Ÿšด๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ Andao fa isika rehetra sisa no andrasana eh ๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ๐Ÿšด๐Ÿšด

โœด๏ธRAIKITRA ITY RY ZALAH AHโœด๏ธ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšด

๐Ÿ‘‰ FIVORIANA NO ANTONY ANDEHANAN TSIKA ANY ARY REHEFA VITA FIVORIANA DIA ANAO RECONNAISSANCE  COURSE XC ANJEVA ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿšด๐Ÿšด๐Ÿšด๐ŸšดEntan...
12/03/2025

๐Ÿ‘‰ FIVORIANA NO ANTONY ANDEHANAN TSIKA ANY ARY REHEFA VITA FIVORIANA DIA ANAO RECONNAISSANCE COURSE XC ANJEVA ๐Ÿ‘ˆ

๐Ÿšด๐Ÿšด๐Ÿšด๐Ÿšด

Entanina ny mpikambana MADA VTT rehetra ho avy fa ilaina isika hivory any ๐Ÿ‘‰Anjeva ao amin 'i Tafita Tafita Ramasivolakasitraka sahady ny amn fandavan tena ny tsirairay ๐Ÿค—

: Rond point Ambohimanambola ho an'izay tara Manenjika fa akaiky kely io

: Samy mitondra sakafo sahaza azy ny tsirairay ๐Ÿ™Œ

๐Ÿ‘Aza adino ny rano-casque Chambre ร  air Ary ny Rakitra๐Ÿ‘

ยฉ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿšดโ™ฅ๏ธ

๐Ÿ—“๏ธ๐Ÿ””Dimanche 23 Fรฉvrier 2025๐Ÿ””๐Ÿ—“๏ธ๐Ÿšด๐ŸšดNy Fikambanana MADA VTT miara miasa amin'ny MUSEE DU NORD Route 33 Dia manasa antsika mp...
14/02/2025

๐Ÿ—“๏ธ๐Ÿ””Dimanche 23 Fรฉvrier 2025๐Ÿ””๐Ÿ—“๏ธ

๐Ÿšด๐ŸšดNy Fikambanana MADA VTT miara miasa amin'ny MUSEE DU NORD Route 33 Dia manasa antsika mpivohy,mpankafy sy ireo misehatra amin'ny "BISIKILETA" Mba ho Tonga hanatanteraka ny fambolen-kazo.๐Ÿ™Œ๐ŸŒฑ๐ŸŒฒ

๐Ÿ‘‰(Mamboly hazo fa tsy manatsatoka hazo)๐Ÿ‘Œ

- Hisy ny fiaraha miainga ho an rehetra na itondra BISIKILETA,FIARA,MOTO Hanao "Fil indien" isika rehetra ho any antoerana
Ny FIARA SY NY MOTO Dia anao Cadrage eny andalana โค๏ธ

: Jovena Marais Masay amin'ny 07H30 Tsy diso๐Ÿ™Œ

๐ŸŒฒ Hazo hovolena : 500 Isa ๐ŸŒฑ

- Raha misy vonona hitondra zanakazo manokana ho amboleny dia raisina an-tanandroa ihany koa๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ

- Samia mitondra Aro orana,Chambre ร  air,Rano, Casque Obligatoire,Sakafo maivana Sahaza๐Ÿ‘Œ
Raha manana fahafahana Dia mitondra ihany angady ๐Ÿ™Œ

๐ŸŒฑ๐ŸŒฒโค๏ธ MANARINA TONTOLO IAINANA,MAMELON'AINAโค๏ธ๐ŸŒฒ๐ŸŒฑ

ยฉโค๏ธ๐Ÿšด๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿšด๐Ÿšดโค๏ธโค๏ธ

๐Ÿ™Œ SAMY SAMADA EH! ๐Ÿ™Œ

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada VTT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category