22/04/2026
Tsapanay sy hitanay fa sahirana be ianareo rehefa ilay misy fety karakaraina iny 🥹
Anefa io andro io natokana ho anareo io dia mbola hampijaly tena ihany ve ? 🤔
Izany no nahatonga ny Akany Soafonenako hikarakara ny rehetra satria mendrika ho anareo izany 🥰
Afaka sahaninay avokoa ny sakafo , animation , décoration , Sono , ..
📲Antsoy ary ny : +261 33 37 268 14 / +261 33 37 268 18
📍 1 207 MC Bis Mandrosoa Ivato