Hakuna matata

Hakuna matata Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hakuna matata, Event, Antananarivo.

27/04/2026

Nilaza ny ministra Gascar Fenosoa nandritra ny fandraisam_pitenenany tamin'ny fankalazana ny andro iraisam_pirenena ho an'ny fahalalahana ny amin'ny asa fanaovan_gazety, fa rehefa miala amin'ny toerany izy dia hiverina hanao Gazety indray

OMBAY MITADY OHH!!!
22/04/2026

OMBAY MITADY OHH!!!

🆘🆘🚨OMBAY MITADY MAIKA 🚨

Izahay dia mitady ny zandrinay Ny Kaloina, izay tsy hita nanomboka ny Alatsinainy 20 Aprily 2026. Fotsy fiodirana izy Ary mirefy 1m75.

🔹Taona: 20 taona
🔹Akanjo nanaovana farany: T-shirt mitsipitsipika menamena, kapa mitovy @ crocs vert fluo sy kitapo grenat
🔹Nahitana azy farany: t@ 12 ora tany ho any, nivoaka ny trano ipetrahany any Andrefandrova (La Haute)

Tsy naharenesana vaovao izy taorin'izay

🙏🏼Koa mangataka aminareo izay mahita azy, na mahare vaovao momba azy mba hiantso avy hatrany ireto laharana ireto:
📞 034 00 349 40 / 034 31 597 77 / 038 42 787 12 / 038 81 116 74

Na hampandre ny polisy ao amin'ny boriboritany faharoa

Misaotra betsaka anareo @ fiaraha-miasa🙏🏼

ZARAZARAO MBA HO HITAN'NY HAFA TOMPOKO

The reality 😭😢
18/04/2026

The reality 😭😢

Koto Lilahimahitsoambo

Ny fety tsy maintsy atao‼️
Sady mbola nanolotra vola 50 tapitrisa ho an'ny Fokontany ao

Raha eto Madagascar dia 1mn ihany dia tonga ny FORCES maro be haka anlah, tsiafahy directe+ Herisetra!F**k!! 😂😭😭
18/04/2026

Raha eto Madagascar dia 1mn ihany dia tonga ny FORCES maro be haka anlah, tsiafahy directe+ Herisetra!

F**k!! 😂😭😭

💥 Mpanakanto malaza any ivelany
🇺🇲🎤 Nandritra ny fampisehoana(concert) nataon'i EMINEM tamin' ny Reading festival tany Angleterre dia naniratsira(insulter) an' i Donald Trump izy.

🖍️Hoy i Eminem teo anatrehan'ireo mpijery miisa 90000 olona; " tsy te hiteny zavatra maro aho, ary tsy te hanonona ny anarany, fa ity "fils de p**e de Donald Trump" ity tsy reveko".
⚡Nanomboka nihorakoraka ny mpijery, tampotampoka teo: " F**k Donald Trump".
🖍️Nampanao "Call-and-response" i EMINEM, izany hoe niteny tamin' ny mpijery izy hoe "izaho manao hoe f**k(putain), dia nareo mamaly hoe Trump", niverimberina noho izany ny hoe F**k... Trump.

✴️Teny am-pamaranana moa dia nilaza i Eminem fa manova endrika an' i Amerika i TRUMP ary tsy mendrika ny hitondra.

©️ Vaky B'antsilana

Hafatra mafonja hoan'ny sipa kely...!!AZA variana manenjika lehilahy sy manao Lamody be loatra koa fa ny fianarana ataov...
18/04/2026

Hafatra mafonja hoan'ny sipa kely...!!

AZA variana manenjika lehilahy sy manao Lamody be loatra koa fa ny fianarana ataovy ambony indrindra❤️👍

Am-pitiavana be🥹❤️

06/04/2026

Ataovy am-pamendrehana ny fety.... Alaviro ny ady!

02/04/2026

Chaque grand rêve commence par un rêveur !

01/04/2026

Vous êtes le créateur de votre propre destin !

31/03/2026

Chaque jour est une nouvelle chance de changer votre vie. Croyez en vous ! 💪

30/03/2026

Dieu a dit : « Je ne te laisserai point, je ne t'abandonnerai point.» - Hébreux 13:5

27/03/2026

📌 Tapitra ny 21 andro fihibohana napetraky ny tompon'andraikitra ara-pahasalamana tamin'i maman'i Stecy, ilay zaza voalaza fa maty noho ny aretina ny fiandohan'ny volana marsa teo.

Nanambara izy fa " salama tsara " taorian'izany, toy izany ireo niaraka taminy teny amin'ny hopitaly, raha ny resaka nifanaovanay taminy.

Araka ny fanazavana, napetraka ho fepetra fisorohana ny fiparitahan’ny aretina ny fihibohana amin’ny olona nifampikasoka tamin'ny marary.

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hakuna matata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category