Viavy M'saoma Kitra

Viavy M'saoma Kitra Viavy m'saoma Kitra dia hetsika iray fampandraisana andraikitra ny vehivavy eo amin'ny kitra.

Fifaninanana baolina kitra vehivavy :)
06/09/2023

Fifaninanana baolina kitra vehivavy :)

Message de Madame le Secrétaire général, en cette journée du 08 Mars 2023!
08/03/2023

Message de Madame le Secrétaire général, en cette journée du 08 Mars 2023!

Sport féminin
25/01/2023

Sport féminin

        Non transmissible.Nampahafantarina ireo mpilalao ny fisehon'ny homamiadan'ny nono. Ny fisorohana tokony atao mba...
09/01/2023



Non transmissible.

Nampahafantarina ireo mpilalao ny fisehon'ny homamiadan'ny nono.
Ny fisorohana tokony atao mba hahasalama tsara ny mpilalao.

Naneho ny tsara indrindra avokoa izy 4 mirahavavy 😉
04/01/2023

Naneho ny tsara indrindra avokoa izy 4 mirahavavy 😉

31/12/2022
Ho anao inona ny nanamarika ny taona 2022? Ho anay, isany nanamarika ny Viavy M'saoma Kitra  2022 i Vivianne, mpiandry h...
31/12/2022

Ho anao inona ny nanamarika ny taona 2022? Ho anay, isany nanamarika ny Viavy M'saoma Kitra 2022 i Vivianne, mpiandry harato avy ao amin'ny As3A ambositra.

Nankafizin'ny mpijery ny fomba filalaony.

Tsara ny mampahafantatra antsika ny :Mpilalao mendrika : Volanjanahary Prisca   Mpilalao nampidim-baolina be indrindra: ...
29/12/2022

Tsara ny mampahafantatra antsika ny :
Mpilalao mendrika : Volanjanahary Prisca
Mpilalao nampidim-baolina be indrindra: Ratsirimanana Sarah
Mpiandry harato mendrika : Fanomezana Lova
Izy ireo izay notoloran'ny orinasa Ilo Vatosoa fanomezana.

Nahazo loka manokana ihany koa avy any @ Melvin Adrien kosa ireto mpiandry harato 4 voalohany ireto:
Razanajahary Lydia
Viviane Estelah
Ambinintsoa Sarobidy
Andriamaherisoa Tambiniaina

Fankasitrahana feno:
Viavy M'saoma Kitra
Ilo Vatosoa Analakely
Iravina Club d'Enfants de Madagascar
Ambassade de France à Madagascar
LA MAISON DU SPORT DE MADAGASCAR
Tana Ville Section

Ireo ekipa 6 nanome ny tsara indrindra avy aminy.Pic by Andrian Njaka Merci
29/12/2022

Ireo ekipa 6 nanome ny tsara indrindra avy aminy.

Pic by Andrian Njaka Merci

Nandritry ny andro rehetra, tamin'ny fifaninanana Viavy M'saoma Kitra samy nampiseho   avokoa ny mpandray rehetra 😊
29/12/2022

Nandritry ny andro rehetra, tamin'ny fifaninanana Viavy M'saoma Kitra samy nampiseho avokoa ny mpandray rehetra 😊

😊Tontosa soamatsara ny Viavy M'saoma Kitra izay nokarakaraintsika.Mankasitraka anareo mpandray anjara rehetra.😉AC SABNAM...
28/12/2022

😊Tontosa soamatsara ny Viavy M'saoma Kitra izay nokarakaraintsika.
Mankasitraka anareo mpandray anjara rehetra.
😉AC SABNAM
😉FIVE FC
😉AS3A AMBOSITRA
😉ASM MAHITSY
😉IRAVINA CLUB D'ENFANT
😉FC EZAKA AMBOHIDRAPETO

😊Isaorana ny filohan'ny Ligy Analamanga,
Section Tana ville, Ambohidratrimo.
😊Isaorana ireo mpitsara vehivavy
😊Isaorana ireo mpilatsaka an-tsitrapo nanome loko ny fifaninanana, izay nanoro sy nanampy ireo mpilalao rehetra tamin'ny torohay sy torohevitra mahakasika ny fahasalamana momba ny aretina tsy mifindra, mpahazo ny vehivavy. Nandritry ny hetsika izay natao.
😊Isaorana ny mpilatsaka an-tsitrapo avy ao @ Iravina Club d'Enfants de Madagascar nanampy tamin'ny fanatanterahana ny lalao, ny fakana sary, fandrindrana ny kianja.
😊Isaorana Ilo Vatosoa Analakely izay nanampy tamin'ny fikarakarana rehetra.
😊Isaorana ihany koa Melvin Adrien nanohana ny fifaninanana ka nanolotra fanomezana ho an'ireo mpiandry harato mendrika.

Tsongaina manokana ny Ambassade de France à Madagascar sy ny LA MAISON DU SPORT DE MADAGASCAR nanohana ny tetikasanay ka nahafahana nahatontosa ny hetsika rehetra.

Hiezaka ny hanatsara hatrany izahay @ andiany manaraka. Araho tsy tapaka ny pejintsika.

Andro 2 Viavy M'saoma Kitra  Sary vitsivitsy nanamarika ny andro voalohanyViavy M'saoma Kitra   de France à Madagascar I...
27/12/2022

Andro 2 Viavy M'saoma Kitra

Sary vitsivitsy nanamarika ny andro voalohany

Viavy M'saoma Kitra
de France à Madagascar
Ilo Vatosoa Analakely
Tana Ville Section
Si Rhum Arrangé Si Rhum Arrangé
Melvin Adrien
LA MAISON DU SPORT DE MADAGASCAR

Address

Antananarivo

Telephone

+261342519045

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Viavy M'saoma Kitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category