18/06/2025
Fa maninona no nisaraka sahady?😢😔
💔Mariage Fohy ratra maharitra
Ny andro ny Mariage dia namirapiratra izy Roa💖
Feno tsiky, feon-javamaneno, lamba fotsy, horakoraka, firariantsoa.
Nofinofy tanteraka.....
Fa volana taty aoriana nitsahatra sahady ilay Tantara. Nangina, Tapitra! 😔
Fa nahoana?
Nanao Mariage fa tsy niomana @ fiainam-pitiavany
Nanao "fety" ny vatany fa tsy niomana ny sainy sy ny fo
Fanirina ho itany olona @ sary
Fa tsy niomana hanorona trano iainana sy fazarana
Tsy niresaka momba ny vola, fivavahana, ny ankizy, sy ny faniriana manokana aloany Mariage.
Any ka lasa Mariage kitoatoa no nitranga fa tsy fikasana lalina hanorona fiainana miaraka
Nifankatia t@ toe-jazatra, fa tsy t@ tena maha izy azy.
_tsy nafantatra lalina ny tena toetran'ilay olona niarahana
Tiana fotsiny oe mamy lela, tsara endrika, manambola, olo malaza
Fa rehefa miara monina vao mivoka daholo ny toetra miafina😌
Nanao Mariage njavatra Ray
Felana mbaraka, bevoka, fanerena ara-mpianakavina, tsy te ho tokan- tena intsony, Efa tonga taona ka matahotra ny ho tara, filana ara-mbola sns
tsy fitiavana no nitarika fa fanerena
ka rehefa lany ny hafanam-po sy ny filana ivelany dia miseo ny fahanginan'ny fifandraisana.
_Fahasarotana kely dia tsy tanty, satry tsy nisy firaiketam-po lalina
Tanora maro no manantena Tantara mpitiavana lavorary, nefa ny tena fitiavana dia ady, fifamelana, fifanarahana sy fanekena.
Ny Mariage dia fanombohana fa tsy fiafarana ka tsy ampy ny hoe "vita Mariage" Raha tsy niorona t@ fitiavana matotra, fanajana, fahavononana sy finoana miaraka.
"Ny fitiavana tsy ampy fototra dia trano ambony fasika"
Ny mariage tsy fety fa fiainana ka noho izany tsy ampy fotsiny ny hoe tiko izy de alaiko vady na ho vadiko
💌HAFATRA
Aza maniry ny ho "mpivady tsara sary" fotsiny iany
Fa maniry "mpivady mahay mitazona fitiavana"
Aleo miandry taona maro, fa hahita olona iray maharitra.
Toizay anao Mariage tampoka, nefa angorona lamba mbola tsy maina😔