Tänorâ Soa

Tänorâ Soa Ohabolana 16:3
''Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao''

Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay sady miezaka manakaiky anareo hat...
06/05/2026

Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay sady miezaka manakaiky anareo hatrany amin'ny fampitomboana ireo points de vente ❤️‍🔥❤️.
‎Tonga indray ny,''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' amin'ny tahony vaovao,mafy, matanjaka sy tsy misy tonony ary vita amin'ny hazo kininina

‎Ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN" moa izay efa haintsika fa:

‎👉 Vita plastika
‎👉 Azo amafàna ny fako ao an-trano, tokontany, goudron, beton, pavé, gazon, fasika tapis, moquette ...
‎👉 Azo amafana tranom-biby fiompy, fotaka,canal...
‎👉 Mahazaka rano, azo sasana tsara
‎💪MAFY sy MATEZA amataonany

‎👉Vidiny : détail,9000ar
‎ Gros,7000ar (à partir de 10 balais)

‎Maro ireo efa nanjifa no afa-po, koa manasa anao koa hampiasa sy hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬

‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎🧹Andoharanofotsy : 0347759060/0329524895

‎🧹ANDOHALO : LAPASOA (zaridaina andohalo eo amin'ny PMU) : 0344810203 / 0346845688

‎🧹 Analakely:
‎Tana meuble Analakely. Box 101. Ambadiky ny pavillon. Akaikin ny mpivarotra tavoahangy
‎Tel:0320778711.

‎🧹ANTSAKAVIRO : Entreprise Soa
‎ Tel:0340992270

‎🧹Ankazotokana ambony : boutique OrE, Lalana Razafimahefa Ankazotokana Ambony, Lot VR 6 Bis
‎Tél : 034 11 075 87.

‎🧹Ankadikely Ilafy: 034 06 035 89,
‎Près Paris Brest, 1ère étage TELMA SHOP

‎🧹 Ambohimangakely :Ny Nosy Market
‎ tel :0320778711

‎🧹 Ankandimbaoka : QUINCAILLERIE. SANDY Tel:0344149623

‎🧹ANTSIRABE :

‎*Green Park tsarasaotra
‎Tel: +261345524529

‎*EST Gare/Mandikanamana
‎akaiky ny " quincaillerie soa prix" akaiky ny hôtel Prisme
‎Tel:0340772150

‎*Tsenan vakinankaratra Face Jovena Vatofotsy Antsirabe
‎Tel:+261340212924

‎🧹TOAMASINA

‎*Bazar kely (anaty tsena @ lalany manasaraka ny tsena ambony sy ambany oe juste en face wc public)
‎Contact :034 15 450 58

‎🧹FORT-DAUPHINS
‎Tranombarotra Toky Ampamakiambato en face Hôtel Victoria akaikin'ny Toby Nenilava tel 0345762070

‎🧹SAMBAVA : +261 32 16 231 93 .
‎Boutique I.Mahasoa Analamandrorofo box taloha.

‎🧹PORT-BERGER :+261341791728

‎🧹 Tuléar : 034 46 807 61

‎🚛Manao livraison ary mandefa any @ faritra.
‎🏠Récupération :Andoharanofotsy
‎☎️Contact :0347759060/ 0329524895

‎Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay❤️‍🔥❤️.‎Tonga indray ny,''KIFAFA ...
16/04/2026

‎Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay❤️‍🔥❤️.
‎Tonga indray ny,''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' amin'ny tahony vaovao,mafy, matanjaka sy tsy misy tonony ary vita amin'ny hazo kininina

‎Ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN" moa izay efa haintsika fa:

‎👉 Vita plastika
‎👉 Azo amafàna ny fako ao an-trano, tokontany, goudron, beton, pavé, gazon, fasika tapis, moquette ...
‎👉 Azo amafana tranom-biby fiompy, fotaka,canal...
‎👉 Mahazaka rano, azo sasana tsara
‎💪MAFY sy MATEZA amataonany

‎👉Vidiny : détail,9000ar
‎ Gros,7000ar

‎Maro ireo efa nanjifa no afa-po, koa manasa anao koa hampiasa sy hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬

‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎🧹Andoharanofotsy : 0347759060/0329524895

‎🧹ANDOHALO : LAPASOA (zaridaina andohalo eo amin'ny PMU) : 0344810203 / 0346845688

‎🧹ANTSAKAVIRO : Entreprise Soa
‎ Tel:0340992270

‎🧹Ankadikely Ilafy: 034 06 035 89,
‎Près Paris Brest, 1ère étage TELMA SHOP

‎🧹 Ambohimangakely :Ny Nisy Market
‎ tel :0320778711

‎🧹 Ankandimbaoka : QUINCAILLERIE. SANDY Tel:0344149623

‎🧹ANTSIRABE :

‎*Green Park tsarasaotra
‎Tel: +261345524529

‎*EST Gare/Mandikanamana
‎akaiky ny " quincaillerie soa prix" akaiky ny hôtel Prisme
‎Tel:0340772150

‎*Tsenan vakinankaratra Face Jovena Vatofotsy Antsirabe
‎Tel:+261340212924

‎🧹TOAMASINA

‎*Bazar kely (anaty tsena @ lalany manasaraka ny tsena ambony sy ambany oe juste en face wc public)
‎Contact :034 15 450 58

‎🧹FORT-DAUPHINS
‎Tranombarotra Toky Ampamakiambato en face Hôtel Victoria akaikin'ny Toby Nenilava tel 0345762070

‎🧹SAMBAVA : +261 32 16 231 93 .
‎Boutique I.Mahasoa Analamandrorofo box taloha.

‎🧹PORT-BERGER :+261341791728

‎🧹 Tuléar : 034 46 807 61

‎🚛Manao livraison ary mandefa @ faritra.
‎🏠Récupération :Andoharanofotsy
‎☎️Contact :0347759060/ 0329524895

26/02/2026

Matokia Azy ❤️‍🔥🙏

FILAZANA Ilazana isika mpanjifa fa ny ''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' dia tsymaintsy misy ÉTIQUETTE misy ny logo an'ny ''KIFAFA...
23/02/2026

FILAZANA

Ilazana isika mpanjifa fa ny ''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' dia tsymaintsy misy ÉTIQUETTE misy ny logo an'ny ''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' mba hanavahana raha sendra sanatria misy ny manao hosoka. Koa tsy tompon'antoka izahay amin'ny KALITAON'izay kifafa tsy misy ny étiquette.
Misaotra tompoko.

19/12/2025

Efa maro pahafantatra ny'' kifafa tout-terrain ''🥰♥️

Ny ekipan'ny♥️ ''Tânorä soa '' :♥️‎             💐KIFAFA TOUT-TERRAIN             💐 ARINA EKÔLÔJIKA‎dia maneho entoana ny...
13/12/2025

Ny ekipan'ny♥️ ''Tânorä soa '' :♥️

‎ 💐KIFAFA TOUT-TERRAIN
💐 ARINA EKÔLÔJIKA

‎dia maneho entoana ny Fankasitrahana eram-po sy heran-tsaina tamin'ny fanarahanareo tsy tapaka sy ny fanohananareo anay hatrany nandritra ity taona 2025 ity. Ary Mbola maniry koa izahay ny hiaraka aminareo indray mandritra iny taona vaovao 2026 iny.

‎Tapitra indray ity ny taona koa ilazana isika fa miditra amin'ny '' CONGÉ ANNUEL '' izahay ny

‎Alatsinainy 15 desambra 2025 hatramin'ny Alatsinainy 5 janoary 2026.

‎Mankasitraka indrindra tompoko, Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie handrotsaka ny FahasoavaNy aminareo.

‎Mirary KRISMASY SY TAOMBAOVAO feno hasambarana ho antsika rehetra

‎NIVERINA INDRAY NY KIFAFATSIKASADY NATSARAINA SY NAMAFISINA NY TAHONY NATAO KINININA FA TSY PIN INTSONY NO TSY MISY TON...
08/10/2025

‎NIVERINA INDRAY NY KIFAFATSIKASADY NATSARAINA SY NAMAFISINA NY TAHONY NATAO KINININA FA TSY PIN INTSONY NO TSY MISY TONONY OOO❤️❤️

‎ Tonga indray ny kifafatsika "KIFAFA TOUT-TERRAIN" rehefa nandalo rupture nandritry ny fotoana MAROMARO ooo‼️.

‎ Maro ny fitarainana voaray mikasika ny tahon'ny kifafa teo aloha ka niova fournisseur vaovao izahay mba hamaliana ny hetahetanareo sy hanatsarana ny vokatra. Nohon'ny fiakaran'ny charge sy ny vidin'ny matières premières anefa(hazo, jirama, main d'œuvre, Impôts,...) dia tsÿ afa-manoatra izahay fa nampiakatra kely ny vidiny nefa kosa natsaraina be ny hazo nanaovana azy:

‎Maka maro (+10):7.000ar
‎Maka antsinjarany :9.000ar ( vidiny ato @ Tänorâ Soa fa manana ny vidiny ny revendeurs)

‎Ny kifafa moa izay efa fantatsika fa:

‎👉 Vita plastika
‎👉 Azo amafàna ny fako ao an-trano, tokontany, goudron, beton, pavé, tapis ...
‎👉 Azo amafana tranom-biby fiompy
‎👉 Mahazaka rano, azo anasana terrasse ...
‎💪MAFY sy MATEZA

‎Maro ireo efa nanjifa no afa-po, koa manasa anao koa hampiasa ny vita malagasy 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬

‎Noho izany indrindra izahay dia miezaka ny manakaiky anareo Mpanjifa hatrany ary miezaka mamaly ny hetahetanareo Mpanjifa amin'ny fanamparitahana ny vokatra.

‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎🧹Andoharanofotsy : 0347759060

‎🧹ANDOHALO (zaridaina andohalo eo amin'ny PMU) : 0344810203 / 0346845688

‎🧹ANTSAKAVIRO : 0340992270

‎🧹Ankadikely Ilafy: 034 06 035 89,
‎ Près Paris Brest, 1ère étage TELMA SHOP

‎🧹ANTSIRABE :

‎*Green Park tsarasaotra +261345524529

‎*EST Gare/Mandikanamana
‎akaiky ny " quincaillerie soa prix" akaiky ny hôtel Prisme
‎ 0340772150

‎🧹TOAMASINA

‎*Bazar kely (anaty tsena @ lalany manasaraka ny tsena ambony sy ambany oe juste en face wc public)
‎Contact :034 15 450 58

‎🧹FORT-DAUPHINS
‎ Tranombarotra Toky Ampamakiambato en face Hôtel Victoria akaikin'ny Toby Nenilava tel 0345762070

‎🧹SAMBAVA : +261 32 16 231 93 .
‎Boutique I.Mahasoa Analamandrorofo box taloha.

‎🧹PORT-BERGER :+261341791728

‎🚛Manao livraison ary mandefa @ faritra.
‎🏠Récupération :Andoharanofotsy
‎☎️Contact :0347759060/ 0329524895

https://www.facebook.com/profile.php?id=100093137984185&mibextid=ZbWKw

07/10/2025

Mahafafa vovoka madinika ihany koa ny kifafantsika ❤️

Address

Antananarivo
Andoharanofotsy

Telephone

+261347759060

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tänorâ Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share