Solofon'i Dada

Solofon'i Dada Faly mandray anao tonga soa ato amin'ny pejy Solofon'i Dada 😊,manaingo lanonana isakarazany, toy ny tsingerin-taona, vodiondry, mariage, sy ny izay voatanisa

08/04/2026

6 taona sahady izay no lasa… 😌❤️

06/04/2026

Taiza ianareo anio lundi de Pâques ?

06/04/2026

Misaotra anareo zandary sy police tsy afaka nampifaly vady aman-janaka fa nandamina anay 🙏🙏🥹 misaotra tompoko

06/04/2026

Ianareo koa vé misamadidaka 😁😁, mazahoana fafinaretana daholo ô !

😊😊
02/04/2026

😊😊

Efa hitandry any ankohatra ny marina anaka 🥺, mankahery hatrany ny fianakaviana
26/03/2026

Efa hitandry any ankohatra ny marina anaka 🥺, mankahery hatrany ny fianakaviana

izao mamany stecy dia manao fanambarana eto fa nahavita fihoboana 30jour, dia hamafisiko eto fa tsy misy n'y soritra aretina sy n'y fianakaviko indrindra fa n'y olona nanao bouche a bouche ani zanako princesse keliko, marihiko anefa fa ora iray sy sasany no nanaovako bouche a bouche n'y zanako t@izy Maty Sady tafiditra tany anatiny vavako n'y rà izay mivoaka avy ao anatiny vavany sy ny oriny, izay natonga ana nihiboka nohony fanajako ny lamina arapahasalamana,
conclusion:{ tsy misy n'y soritra aretina} Salama tsara mamany steci,
mankasitraka indrindra tompoko,

25/03/2026
15/03/2026

Ny télé anay ary ve no kely be 😏 ?

06/03/2026

Manja otran'ity Madama ity ihany ny loko amidiny ! Liana vé ianao tia hanana loko amin'ilay mafatifaty mangirana ery 🚙🏍️🛵🚗🚐 🤩🥰 ,, eo amin'ny arrêt Manjakandriana eo Mahazo hiakatra ho any Ambatomaro iny no misy azy ☝️, trano maintso avo amin'ny ankavanana raha hiakatra ho any amin'ny bus 147 iny , tongava fa ho afam-po ianao 🚙🚗🚐🚚

Efa manaraka akaiky hono Madagascar ??vonona raha mila basy vava !! 🤨🤨
01/03/2026

Efa manaraka akaiky hono Madagascar ??vonona raha mila basy vava !! 🤨🤨

Mifankatiava hatrany raha mbola velonaina❤️firaisankina no hery 🤝🤝💪💪Vita ny fidiovana , ho fifaliana indray anie no hiar...
28/02/2026

Mifankatiava hatrany raha mbola velonaina❤️firaisankina no hery 🤝🤝💪💪
Vita ny fidiovana , ho fifaliana indray anie no hiarahan'ny fianakaviana ❤️❤️

26/02/2026

Ny vady hono hatolotra ihany koa fahiny ?
Fanamarihana ny 25 Février 2026 ,ady amin'ny herisetra na ho an'ny lehilahy na vehivavy

Solofon'i Dada

Address

Ambohimangakely
103

Telephone

+261325201976

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Solofon'i Dada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Solofon'i Dada:

Share

Category