09/04/2026
🚨SÔROGNO CACAO 2026 AMBANJA🚨
𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗦𝗢𝗥𝗢𝗚𝗡𝗢 2026 dia faly manambara fa misy sokajy maromaro ny stand tsika amin ty eee,
Misy natokana hoan'ny zavam-pisotro ary misy koa hoagny tsakitsaky (sary eo ambany)
Vonjivonjeo araka izany, ho antsika izay mbola mieritreritra hiaraka aminay amin'ny 𝗦𝗢𝗥𝗢𝗚𝗡𝗢 2026 tapao amin'izay ny hevitra fa tonga ny fotoana!
📅 𝗗𝗔𝗧𝗘 : 27-28-29-30 𝗔𝗼𝘂̂𝘁 2026
➡️NB:👍misy Karazany 2 STAND BAR:- BAR 4x4m
- BAR 3x3 m
👍STAND BROCHETTE
👍STAND SIROP
🎞️ VIVE LE FESTIVAL SÔROGNO AMBANJA🎞️
🟨𝗦𝗣𝗢𝗡𝗦𝗢𝗥 : 𝗬𝗔𝗦 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥🟦