PRO BAREA

PRO BAREA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PRO BAREA, Sports Event, Alexandria.

Misaotra anareo tany alexandrie eee
08/07/2019

Misaotra anareo tany alexandrie eee

Pro Barea,isika efa mpandresy
06/07/2019

Pro Barea,isika efa mpandresy

26/06/2019
23/06/2019
Anomboka tsy ho ela ny lalao Can ahitantsika ny fandraisana anjara i BAREA. Alefa barea!!!!!
22/06/2019

Anomboka tsy ho ela ny lalao Can ahitantsika ny fandraisana anjara i BAREA. Alefa barea!!!!!

19/06/2019


Antsoina isika rehetra Mpanohana ny Barea.
Ho tonga @ ilay TOURNAGE CLIP VIDEO.
Ny ZOMA 21 Jona 2019 hoavy izao.

Aza adino:
-Manao Maillot Barea na akanjo Maitso na Fotsy na Mena
-Mitondrà Drapeau Malagasy sy baolina
-Manaova déguisement

ALEFASO NY ANARANAO RAHA VONONA (ao @ commentaire)

Info: 034 93 006 22

17/06/2019


Ho Fiaraha-mientana sy Famporisihina ny Ekipatsika "Barea de Madagascar" @ ireo Lalao hatrehany < Ny Association PRO BAREA dia manainga ireo rehetra vonona: Hanao Tournage Clip Hira Fanohanana ny Barea < Mba samy hiomana <
Filankevitra: 034 93 006 22 . (aza adino ny m' Like ny Page) ;-)

Address

Alexandria

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRO BAREA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category