23/01/2026
... Io Fiegnana io a zandry an ...
Ya , maro me zany ny Mbola nagnontany hoe "Nagnino me fiegnana ?"😏
De nivaliako tsotra fogna hoe ny fiegnana de iegnana 😌
Zandry a !!! Za tsy mizaka hoe tsy mety le ataon'la, nefa tsy izaka koa za hoe mety
Fa tsy ho zandry fogna elah mandrakizay fa Mbola ho zokin'ny fiarahamonina,
Mety tsy ho azonao le tiako zakena atreto fa magnasa anô hamaky atraminy farany ra Mbola vognona.
Ya! Tsy de mahay mikorana za fa mety hoe mahay mizaka/
Fa ny fiaignana raha bataina, raha tsy mikotrana tsy zaka/
Raha tsy manomboka tsy zatra Ary ra tsy mi risque de Vaka/...
Ka tiako zakena !!
Efa tsy Zaza koza anô matoa mahay mandeha tsy midongy ho batena/
Mila mi risque aminy fiegnana fa aza mandigny zakena/
Taona miha mitombo fa ny Andro iegnanô miaigna/
Ka aza mandry a zandry, hatomboy fa aza andrasana amaregna/.
Fa tsisy olo niainga t@ zato (100) fa tsimaintsy départ zéro (0)/
Aza mataotra ny handeha raika fa meteza ho héro/
Satria raha Maty de tsy anareo fa anô reka no agnaty vata-paty/
Raha tsy magnisy casque anô ka accident, tsy loha nareo fa nenô no vaky/...
Bref : Ny fiegnana de leçon fa tsy punition,
Tsy aiko na azonao fa tsy mitovy mintsy ny Terminale sy ny petit section.
Mbola tsy Ary nisy mintsy hoe nahay bé anô t@ T2 de najanogna takô fa tsy nasondrotra T3 ...
Sur za fa azonô am'zay !!! .