22/05/2026
FAMPISEHOANA - TALIK'IN BEKO
Mandalo eto Toliara ny mpanakanto Taliké Gellé hanome fampisehoana miavaka. Talik ’in beko dia fampisehoana maneho ireo fomba amam-panao Malagasy.
Fandaharam-potoana :
Daty : Sabotsy 06 jona
Ora : 8 Ora hariva
Toerana : Vakok'Arts Trano
Vidim-pidirana : 10 000 Ar / 7 000 Ar (Mpikambana AF)
Efa afaka jifaina ety amin'ny Alliance Française de Tuléar ny tapakila🎟️. Voafetra ny toerana ka mividiana dieny izao.
Fanazavana fanampiny : 032 05 119 61