Antimo Record FC

Antimo Record FC AR Club de football 🖤❤️⚽
Base à Toliara ✊

🔥⚽ 𝗡𝗘𝗫𝗧 𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 ⚽🔥🏆 YAS Coupe🆚 AS FAJ📅 Dimanche 31 Mai 14h30 📍 Kianja Maître KiraNous ne sommes pas seulement un club… nou...
26/05/2026

🔥⚽ 𝗡𝗘𝗫𝗧 𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 ⚽🔥

🏆 YAS Coupe
🆚 AS FAJ
📅 Dimanche 31 Mai 14h30
📍 Kianja Maître Kira

Nous ne sommes pas seulement un club… nous sommes une 𝗙𝗔𝗠𝗜𝗟𝗟𝗘. » ❤️Unis par la passion, le respect et la détermination, nous avançons ensemble sur le terrain comme en dehors. 💪⚽
“Ensemble pour la victoire !” Team🔥

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, DODA ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny ...
16/05/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, DODA ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux anniversaire à DODA ! 🎂

🇲🇬 En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.



🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, RAOUL ! 🎂🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny...
09/05/2026

🎉 Makalaza ny tsingerintaona nahaterahana, RAOUL ! 🎂

🇲🇬 Amin’izao andro manokana izao dia miara-mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaonao izahay.
Ny namana sy mpiara-miasa rehetra ato amin’ny ANTIMO RECORD dia mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao, na eo amin’ny fiainana andavanandro izany na eo amin’ny sehatry ny asanao.

Enga anie ity taona vaovao iainanao ity hitondra fandresena, fahombiazana maro ary zavatra-tsara ho anao.
🎂 Mirary soa indrindra ho anao ! 🎂

🎉 Joyeux anniversaire à RAOUL ! 🎂

🇲🇬 En ce jour spécial, nous célébrons avec joie ton anniversaire.
Toute l’équipe, tes amis et tes collègues au sein de ANTIMO RECORD te souhaitent beaucoup de bonheur, une excellente santé et plein de succès, aussi bien dans ta carrière que dans ta vie personnelle.

Que cette nouvelle année t’apporte encore plus de victoires, de projets réussis et de belles surprises.


ANTIMO RECORD FC: VITA NY ADY, TOLIARA RAIKY AVAO! ⚽️🔥Voalohany indrindra dia fisaorana bevata no atolotra ny vahoakan'i...
26/04/2026

ANTIMO RECORD FC: VITA NY ADY, TOLIARA RAIKY AVAO! ⚽️🔥
Voalohany indrindra dia fisaorana bevata no atolotra ny vahoakan'i Toliara iray manontolo: niray fo, niray saina, ary niray hery nanohana sy ny vavaka ho an'ny ekipa ary na dia tsy nanohana aram-bola dia nanohana ara-kevitra🙏
Ho an'ireo mpanakiana, mpanaratsy, ary ireo niezaka nanakorontana (déstabilisation) sy nampisaraka anay kosa: lasa hery nanosika anay ireny, ary vao maika nampitombo ny firaisankinanay. Tsy hanaiky ho rava velively izahay! 💪
✅ Vita ny ady, nifarana ny taom-pilalaovana, ary nifarana tamin'ny fandresena izany! Ny tena zava-dehibe: TSY LATSAKA (relégué) ao amin'ny D2 isika! Marina fa maro ny lesoka tokony harenina, maro ny sedra sy ny sompatra nolalovana, fa tsy natao handavo iaby raha iaby izay!
Manao fisaorana bevata manokana ho an'ny Président-nay izahay. 👏
Miady raiky iha Président hanasoavana sy hanandratana an'i Toliara. Na dia fantatra aza fa tsy hampidi-bola aminao ny baolina kitra, ny fitiavanao an'i Toliara sy ny fanatanjahantena ary tanora eto amintsika no nibaiko anao hitraka. Na teo aza ireo nanao izay fomba rehetra hanakiviana anao, mbola nitsangana avao iha! Tsy nilavo lefona ianao fa nitady vahaolana hatrany ary nijoro ho an'ny ekipa. Misaotra betsaka PrésidentTafit'anbinintsoa Avotsiniaina!!!
Fankasitrahana ihany koa ho an'ireo Coach (Mpanazatra) 🧠: niaritra teny mahery, nanampy, nanoro ary niafy ho an'ny ekipa. Nataonareo hery ireny rehetra ireny mba hitondrana fahaizana sy hikitrahana ny fandresena!
Ary farany, misaotra betsaka an'ireo Mpilalao (Joueurs) mahery fo 🏃‍♂️: niezaka, niady na tamin'ny sarotra, nifankatia, ary niray hina nahazoana izao vokatra izao!
Zanak'i Toliara izahay! Toliara raiky avao! Voninahitr'i Toliara ty ialianay! Nataonay hery ny fanakianana, ary mbola hitohy ny dia.
Vokan-dalao J14 :
COSPN 0_1 ANTIMO RECORD FC

Misaotra tompoko! 🌊🖤❤️

26/04/2026

Fotoana famangiana ny Antimo Record an’i Maître Kira 🎶📲 — araho mivantana eto!

NEXT GAME 🏟️⚽ 📅 ALAROBIA 22 APRILY 2026 🆚️ DISCIPLES FC🕛 14H00 🏟️ STADE VÉLODROME Mbola mijoro, mbola vonona hiady hatra...
19/04/2026

NEXT GAME 🏟️⚽



📅 ALAROBIA 22 APRILY 2026
🆚️ DISCIPLES FC
🕛 14H00
🏟️ STADE VÉLODROME
Mbola mijoro, mbola vonona hiady hatrany ary Fantanay fa tsy misy
toerana ho an'ny filavona lefona.


⚫🔴

⚔️⚽𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 𝗔𝗠𝗜𝗖𝗔𝗟⚽⚔️Antimo Record FC 🆚 ASUF - Université de Fianarantsoa- Football Club 📆 SAMEDI 18 AVRIL 2026🕒 15H00🏟️Sta...
15/04/2026

⚔️⚽𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 𝗔𝗠𝗜𝗖𝗔𝗟⚽⚔️

Antimo Record FC 🆚 ASUF - Université de Fianarantsoa- Football Club

📆 SAMEDI 18 AVRIL 2026
🕒 15H00
🏟️Stade Modernes | Ampasambazaha

Vidim-pidirana : 2 000Ariary





NEXT GAME 🏟️⚽ 📅 LAHADY 12 APRILY 2026 🆚️ CFFFA Andoharanofotsy 🕛 14H30 🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA   ⚫🔴
06/04/2026

NEXT GAME 🏟️⚽



📅 LAHADY 12 APRILY 2026
🆚️ CFFFA Andoharanofotsy
🕛 14H30
🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA


⚫🔴

⚽ NEXT GAME ⚽ 🔥 ANTIMO RECORD FC vs MAMA FC 🔥📅 ALAKAMISY 02 AVRIL 2026🕛 14H30🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA⚠️ Fanamarihana : Ny m...
24/03/2026

⚽ NEXT GAME ⚽

🔥 ANTIMO RECORD FC vs MAMA FC 🔥

📅 ALAKAMISY 02 AVRIL 2026🕛 14H30🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA

⚠️ Fanamarihana : Ny match izay saika ho natao ny 29 Mars dia nahemotra ho amin’ny 02 Avril, noho ny fiovana voaray avy amin’ny mpitantana PFL.

💪 Vonona hiady ny isa telo ny ekipantsika!Tongava maro hanohana 🔴⚫

NEXT GAME 🏟️⚽ 📅 LAHADY 29 MARS 2026 🆚️ MAMA FC🕛 14H30 🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA   ⚫🔴
23/03/2026

NEXT GAME 🏟️⚽



📅 LAHADY 29 MARS 2026
🆚️ MAMA FC
🕛 14H30
🏟️ KIANJA MAÎTRE KIRA


⚫🔴

PFL : Fandresena no azo tsika❤️🖤Isa telo 🙏 Any lahady indray ny fotoana manaraka 😉Misaotra ny mpanohana sy team AR🔥
22/03/2026

PFL : Fandresena no azo tsika❤️🖤
Isa telo 🙏

Any lahady indray ny fotoana manaraka 😉

Misaotra ny mpanohana sy team AR🔥

Address

Anketas
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antimo Record FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share