09/09/2024
Aket'o Restaurant dia afaka mikarakara sakafo ho anareo izay mikasa ny hanao voayge d'études/ Conferance/ DIABE aty Toamasina ireto avy ny sakafo hita amizany:
✅Sakafo Maraina:
- Vienoiserie (Pain choco,Croissant, Pain au raisin,....) + Café, Thé, Lait
- Vary@anana + kitoza+Saucisse
- Hanin-kotrana ( Katsaka au coco, Mangahazo....)
✅Sakafo Atoandro/ Hariva:
- Akoho gasy tsara ketrika/Vary+ Achard / 4.000ar
-Trondro/Vary + Achard /5.000ar
Izay Sakafo tinareo ho anina dia afaka ataonay avokoa,
✅Menu à Partir de 15.000ar
-Entrée
-Plat
-Dessert
-Jus Naturel
✅Afaka mikarara ny zavatra ho ataonareo izahay, Aza misalasa ary miantso raha mila fanazavana fanampiny,
Contact: 0372713184 /0385581316
🔥AKET'O RESTAURANT, AKET'O TSIKA JIABY🔥