Amiral Karaoké-Bar

Amiral Karaoké-Bar Karaoké -Bar

Aza adigno ho an'izay tia revy HH( Hip-Hop) jiaby eto Tamatave niany 😍, hafana ambiance 🔥🔥,tongava alolo sao tsy ahazo p...
23/08/2024

Aza adigno ho an'izay tia revy HH( Hip-Hop) jiaby eto Tamatave niany 😍, hafana ambiance 🔥🔥,tongava alolo sao tsy ahazo plasy ee. Entrée gratuite,cons obligatoire🍻🥃.

Weekend festival HIP-HOP , atombokantsika ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar ny zoma izao🔥🔥hafana be live izay iarahana amin'i ZAR sy # K-JI BASS😎, tongava maro, entreee gratuite, connexion wifi koa mbola gratuit😍 RDV izany zoma 23 aout izo, en face Anjel moto Tnambao 5. , Kenny Adonis Jay, Annãh Bëllåh, Manuel Eluardi, Jij'elle Alexandra.

Weekend festival HIP-HOP , atombokantsika ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar ny zoma izao🔥🔥hafana be live izay iarahana amin...
17/08/2024

Weekend festival HIP-HOP , atombokantsika ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar ny zoma izao🔥🔥hafana be live izay iarahana amin'i ZAR sy # K-JI BASS😎, tongava maro, entreee gratuite, connexion wifi koa mbola gratuit😍 RDV izany zoma 23 aout izo, en face Anjel moto Tnambao 5. , Kenny Adonis Jay, Annãh Bëllåh, Manuel Eluardi, Jij'elle Alexandra.

ZOMA MAGNIFIQUE ❤️, ity indray ambiance antsika e, cabaret iarahana amin'i  ny zoma izao ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar ...
14/08/2024

ZOMA MAGNIFIQUE ❤️, ity indray ambiance antsika e, cabaret iarahana amin'i ny zoma izao ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar en face Anjel moto Tanambao 5. Tongava maro fa ambiance miaraka amin'io zoky io zay zalah tsara ee🤩🥰🔥🔥. Afaka manao karaoké ihany koa 16h à 18h.KennKenny Adonis JaynuManuel EluardiãAnnãh Bëllåh'Jij'elle Alexandra@super fans

Ouiiiiii!!! Vive les vacances ❤️, ity ary programme antsika ny alahady izao, live masaka be iarahana amin'ireto tanorant...
08/08/2024

Ouiiiiii!!! Vive les vacances ❤️, ity ary programme antsika ny alahady izao, live masaka be iarahana amin'ireto tanorantsika aketo Tamaga,💥💥💥🤩, tongava maro, ambiance assurée, hisy koa animation DJ izay tena aoraka be amin'io🔥🔥hafanain'ny DJ ManuelManuel Eluardinny Kenny Jaynexion Wi-Fi gratuite🥰,tsiary nisy Bar nagnano rahabkara zany taketo ee🥳, Annãh BëllAnnãh Bëllåh AJij'elle AlexandraarAmiral Karaoké-Barnjel moto Tanambao 5.

Mafy fianaragna zay nandritry taogne ee!! Andao ary hanalazy vita BACC ato Amiral Karaoké-Bar en face Anjel moto Tanamba...
20/07/2024

Mafy fianaragna zay nandritry taogne ee!! Andao ary hanalazy vita BACC ato Amiral Karaoké-Bar en face Anjel moto Tanambao 5, revy miavaka💯😍, ambiance assurée, iarahana amin'ireto tanorantsika aketo Tamatave izay efa tena mavita azy ary milay be✌️💪tongava maro ary, amin'ny sabotsy zao e, connexion Wi-Fi gratuite koa aa😜KennKenny JaynuManuel Eluardij'Jij'elle AlexandranãAnnãh Bëllåh

Tongava mijery baolina ato aminay fa sady afaka mi connect amin"ny WiFi gratuit 😍anao no mbola afaka mihira manao karaok...
10/07/2024

Tongava mijery baolina ato aminay fa sady afaka mi connect amin"ny WiFi gratuit 😍anao no mbola afaka mihira manao karaoké alohany fanomboan'ny match❤️ AAmiral Karaoké-Baren face Anjel moto Tanambao 5 mitsofoka kely fotsiny. Consommation obligatoire.

Weeeee!!! Vita BEPC ee❤️, ity ary gram ho antsika tanora jiaby aketo Tamatave🔥 Live akato amin'ny AAmiral Karaoké-Bariza...
04/07/2024

Weeeee!!! Vita BEPC ee❤️, ity ary gram ho antsika tanora jiaby aketo Tamatave🔥 Live akato amin'ny AAmiral Karaoké-Barizay iarahana amin'ny MAN SY Super Star 501. Ny alahady izao manomboka amin'ny 4 Ora( 16h). Tsy misy vidim-pidirana fa kosa mividy boisson. Tongava maro ary ento akama jiiiaby🫵✌️ connexion Wi-Fi gratuite🤩😍.

Fisaorana maventy be no atolotray ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar🙏❤️🩷🧡tamin'ny nahatontosana ny fifaninana karaoke 1e edi...
27/06/2024

Fisaorana maventy be no atolotray ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar🙏❤️🩷🧡tamin'ny nahatontosana ny fifaninana karaoke 1e edition izay nokarakarainay, isoarana ianareo rehetra nandray anjara, miarahaba an' i izay nandrobaka ny fandresena. misaotra ireo mpiara-miasa sy ny nanampy rehetra, ny Jyry , , LUC , ny mpanakanto nanafana , MAN, sonorisation TAMATAVE , isaorana manokana ihany koa mpiara miasa rehetra ato aminay, indrindra ianareo izay tonga maro be. ho anareo maro be izay tsy nahatratra nisoratra anarana dia mbola ho avy ny andiany faha roa tsy ho ela, koa arahao ny pejy.🙏

ALLO ALLO olo-jiaby à Tamatave💥❤️, Finale concours karaoké 1er Edition izay nokarakarainay rahampitso 25 juin a partir d...
24/06/2024

ALLO ALLO olo-jiaby à Tamatave💥❤️, Finale concours karaoké 1er Edition izay nokarakarainay rahampitso 25 juin a partir de 19h, tongava maro anohana ireo candidat sady hanala azy isika ny andro koa moa fety; hisy animation maro samy hafa anisan'izany ny seho iarahana amin'ny sy MAN🔥🔥animation DJ iarahana amin'i DJ Kenny Jay .koa tongava maro, tsy adino connexion WIFI GRATOOOSSS EEEE❗️❗️Ambiance hafa mihitsy ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar en face Anjel moto Tanambao 5😍😍

ALLO ALLO olo-jiaby à Tamatave💥❤️, Finale concours karaoké 1er Edition izay nokarakarainay rahampitso 25 juin, tongava m...
24/06/2024

ALLO ALLO olo-jiaby à Tamatave💥❤️, Finale concours karaoké 1er Edition izay nokarakarainay rahampitso 25 juin, tongava maro anohana ireo candidat sady hanala azy isika ny andro koa moa fety; hisy animation maro samy hafa anisan'izany ny seho iarahana amin'ny sy MAN🔥🔥animation DJ iarahana amin'i DJ Kenny Jay.koa tongava maro tsy adino connexion WIFI GRATOOOSSS EEEE❗️❗️Ambiance hafa mihitsy ao ato amin'ny Amiral Karaoké-Bar en face Anjel moto Tanambao 5😍😍

Hiatrika ny dingana manasa-dalana (demi finale) ny zoma 21 jona izao ireo mpifaninana izay tafiakatra amin'ity fifaninan...
18/06/2024

Hiatrika ny dingana manasa-dalana (demi finale) ny zoma 21 jona izao ireo mpifaninana izay tafiakatra amin'ity fifaninana Karaoke🎤🎼 andiany voaloany izay karakarain'ny Amiral Karaoké-Bar😍 , tongava maro ianareo mpanohana ny candidat tsirairay, isika rehetra izay te-anatrika na hirevirevy satria sady misy ny ambiance DJ mafana ato aminay amin'io fotoana io, koa tongava maro, ny trano efa nisy fanavaozana ka malalaka be. Connexion gratuite🤳

Misaotra betsaka ireo izay nandray anjara tamin'ny fifaninan-kira Karaoké andiany voaloany( 1er édition),dingana voaloan...
15/06/2024

Misaotra betsaka ireo izay nandray anjara tamin'ny fifaninan-kira Karaoké andiany voaloany( 1er édition),dingana voaloany🙏❤️, ny zoma 21 mai izao ny dingana manasa-dalana( demi finale) ho an'ireo izay tafiakatra 👏. Tongava maro isika na tsy naman'ireo mpandray anjara fa mahoraka ny ambiance, Amiral Karaoké-Bararn face Anjel moto Tanambao 5 mitsofoka 15m eo.MyMyrrha RazAdAdrien Raz

Address

En Face Anjel Moto Tanambao 5( 10m Mitsofoka Arabe)
Toamasina
501

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 22:00
Wednesday 10:00 - 22:00
Thursday 10:00 - 22:00
Friday 10:00 - 23:00
Saturday 10:00 - 02:00
Sunday 14:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amiral Karaoké-Bar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share