VL6H

VL6H 327196664

28/06/2020

Mon LABEL πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ🏼πŸ’ͺ🏼πŸ’ͺπŸΌπŸ‡²πŸ‡¬

26/09/2019

Rahampitso vao mangiran-dratsy no handao an'i Madagasikara ry ThΓ©odin sy ny Fosa Juniors FC izay ahitana mpilalao miisq 20 ary mpanaradia 6 miaraka amin'ny mpanazatra.
Ny tolakandron'io ihany ,amin'ny 2ora30 no higadona ao Lubumbashi izy ireo ka hifantoka tanteraka amin'ny lalao miverina amin'ny TP Mazembe.
Ireto farany izay manatena fatratra ho afaka mora,ny Malagasy izay efa nanamboatra ny sainy ary tsy hikosy maso mena eo anatrehan'ireto Congolais ireto.

Ny Asabotsy amin'ny 3ora30 any an-toerana izany hoe ora mitovy amin'ny hanombohan'ny lalao ny Alahady ao amin'ny kianjan'ny Frederik Kibasa no hitsapa kianja ny mpilalao Malagasy.
Tsara moa ny ahafantarana fa tara ora 1 amin'ny eto Madagasikara ny ora any an-toerana.

26/09/2019

Address

Www. Villa6heuRue Com
Nosy-Be

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VL6H posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VL6H:

Share

Category