05/11/2021
Ho fanatsarana hatrany ny Fiarovana sy ny zon'ny ANKIZY, Centre A.I.C Manakara, Akanin'ny FAMONJENA ary ny Centre d'Education Spécialisée dia notolorana solotsaina (Ordinateur) tsirairay avy ho fanatsarana ny fandraisana an-tanana ny taratasy momba2 ireo ankizy taizana ao aminy, sy hanamorana ny fanofanana en ligne ireo mpitantana sy ireo mpiandraikitra mivantana ireo ankizy ireo...Notolorana Tablette 1 ihany koa ny DRPPSPF hanaraha-maso ny asa mandeha rehetra...Fiaraha-miasa ny MPPSPF izay tarihin'ny Minisitry ny mponina, fiahiana ara-tsosialy sy fampivoarana ny Vehivavy Ramatoa SOAFILIRA Princia t@ zareo avy ao @ SOS Village d'enfants...Notanterahina tao @ AIC Tanambao Manakara ny lanonana...Nisaotra ny fikarakarana izay hataon'ny Rtoa Minisitra ireo mpahazo tombon-tsoa...Hitohy any Mananjary ny hetsika...MISAOTRA E!