Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana

Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana Piscine - Aire de repos - Billard - Babyfoot - Terrain synthétique - Pétanque - Picnic - Camping - Karaoke - Salle de spectacle et d'événement

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tato amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  mankasitraka antsika rehetra tonga. ...
08/04/2026

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tato amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana mankasitraka antsika rehetra tonga. 🙏

❤️ Hoan'izay mbola manana sary tamin'io fotoana io dia alefaso ao amin'ny commentaire hojeretsika miaraka e ! Milay hoa ianareo. 👊

❤️ Ho an'ireo izay andalo amity herinandro ity kosa dia amin'ny Zoma Sabotsy Alahady izao indray izahay vao misokatra.
☎️ 0341085790

Joyeuses pâques 2026 daholo isika rehetra ❤️ Misokatra foana ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  na anio na rahampi...
05/04/2026

Joyeuses pâques 2026 daholo isika rehetra ❤️
Misokatra foana ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana na anio na rahampitso lundi de Pâques 🍀

Activités : Karaoke / Piscine / Foot terrain synthétique / Billard / Pétanque.

Misy tsakitsaky sy zava pisotro ety an toerana. Fa afaka mitondra sakafo ihany koa ❤️ Mandefasa Mp ho an'ny mila fanazavana fanampiny na miantsoa ny laharana eo ambany.

☎️ 0341085790

Rahampitso 21 et 22 Mars sisa no week end hisokafan' ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  farany amity volana Mars i...
20/03/2026

Rahampitso 21 et 22 Mars sisa no week end hisokafan' ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana farany amity volana Mars ity . 🍀

27 -28 - 29 Mars tsy dispo intsony fa efa privatisé ny toerana ❤️. Ho an'izay anao réservation salle na privatisation toerana MOIS D'AVRIL dia afaka miantso mialoha .

☎️0341085790

Andao mba hivoboka kely miaraka amin'ny namana sy fianakaviana aty amin'ny  Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  e ! Ho...
22/02/2026

Andao mba hivoboka kely miaraka amin'ny namana sy fianakaviana aty amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana e !

Homano dieny izao ny pro weekend ary.
☎️ 034 10 857 90

Ho an'ny Olona rehetra izay tonga ety amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  amin'ny 14 fevrier ho avy izao dia 5...
07/02/2026

Ho an'ny Olona rehetra izay tonga ety amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana amin'ny 14 fevrier ho avy izao dia 5000 Ar daholo ny fidirana sy ny manao piscine.

Fotoana fifampizarana fitiavana ny andron'ny saint Valentin. Izao dia efa amboaro ny programme ary e . 🌿
☎️0341085790

Bonne Année 2026 🎊 efa misokatra ho an'ny be sy ny maro ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana    Manomboka androany 2 ...
02/01/2026

Bonne Année 2026 🎊 efa misokatra ho an'ny be sy ny maro ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana
Manomboka androany 2 Janvier.

Ho an'izay hanao réservation fifampiarahabana tratry ny taona dia afaka miantso dieny izao. 😊

☎️ 0341085790

Tsy misokatra ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  ny Alarobia 31 décembre sy ny Alakamisy 1er Janvier.  Ho anizay a...
29/12/2025

Tsy misokatra ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana ny Alarobia 31 décembre sy ny Alakamisy 1er Janvier.

Ho anizay anao fihaonana taom-baovao manomboka 2 Décembre kosa dia afaka miantso mialoha.

☎️0341085790

Heritaona sahady izay no nisokafan'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  🎂❤️ Faly izahay nifampizara fifaliana tamina...
09/11/2025

Heritaona sahady izay no nisokafan'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana 🎂❤️ Faly izahay nifampizara fifaliana taminareo nandritran'izay heritaona izay ary mbola vonona ny hanome fahafam-po anareo hatrany ❤️

Mankasitra be dia be tompoko ❤️ zarao ao amin'ny commentaire ny souvenir tsara .na tahirin tsary any aminareo hiarahana mijery e !

☎️0341085790

Misokatra izahay androany sy rahampitso ann 🫶 Araraoty ny fotoana tsy hiasana hialana sasatra e ! Miandry anareo ny ekip...
01/11/2025

Misokatra izahay androany sy rahampitso ann 🫶
Araraoty ny fotoana tsy hiasana hialana sasatra e !

Miandry anareo ny ekipan'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana . Raha maromaro dia tsara miantso mialoha foana hi reservena place 💌

☎️ 034 10 857 90

🍀 NOS TARIFS Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  ---------------------------------------------------------------------...
08/10/2025

🍀 NOS TARIFS Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana
------------------------------------------------------------------------------------
ACCÈS & LOISIRS

· 📍 𝙀𝙣𝙩𝙧é𝙚 𝙖𝙫𝙚𝙘 𝙉𝙤𝙪𝙧𝙧𝙞𝙩𝙪𝙧𝙚 𝙚𝙩 𝙗𝙤𝙞𝙨𝙨𝙤𝙣𝙨 𝙖𝙥𝙥𝙤𝙧𝙩é𝙚𝙨 : 5 000 Ar

· 📍 Entrée Accès Piscine : 7 000 Ar
· 📍 Terrain synthétique (foot à 5) : 40 000 Ar / heure

Moins de 3 ans ➡️ Entrée gratuite

-----------------------------------------------------------------------------------

BAR & RESTAURATION

· 📍 𝘽𝙖𝙧 à 𝙠𝙖𝙧𝙖𝙤𝙠é : consommation obligatoire. Tout les vendredi samedi et dimanche.
· 📍 𝘿𝙧𝙤𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙗𝙤𝙪𝙘𝙝𝙤𝙣 :
· 500 Ar à 10 000 Ar par bouteille apportée (Appliqué selon le type de boisson)

-----------------------------------------------------------------------------------

ÉVÉNEMENTS & PRIVATISATION

· 𝙈𝙖𝙧𝙞𝙖𝙜𝙚 • 𝙁𝙞𝙖𝙣ç𝙖𝙞𝙡𝙡𝙚𝙨 • 𝙍é𝙘𝙚𝙥𝙩𝙞𝙤𝙣𝙨 • 𝙇𝙤𝙘𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚 𝙨𝙖𝙡𝙡𝙚
· 📞 Contactez-nous pour un devis personnalisé :
☎️ 034 10 857 90

-----------------------------------------------------------------------------------
🍀 HEURE D'OUVERTURE

𝙈𝘼𝙍𝘿𝙄 - 𝙈𝙀𝙍𝘾𝙍𝙀𝘿𝙄 - 𝙅𝙀𝙐𝘿𝙄 ➡️ 09H00 à 19H00 𝙑𝙀𝙉𝘿𝙍𝙀𝘿𝙄 - 𝙎𝘼𝙈𝙀𝘿𝙄 - 𝘿𝙄𝙈𝘼𝙉𝘾𝙃𝙀 ➡️ 09H00 à 21H00

20/09/2025

Indro ary ny valin'ny lalao antsika e !
Mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra dia araho tsy tapaka foana ny pejy .

Izahay dia misokatra ny Talata hatramin'ny Alahady . Manomboka amin'ny 9 ora .

Andao hanao jeu kely eh! Andao hoe mba ampiseo sary teto amin'ny piscine Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  ❤️ Izay c...
14/09/2025

Andao hanao jeu kely eh!

Andao hoe mba ampiseo sary teto amin'ny piscine Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana ❤️
Izay commentaire voasarika dia manao piscine gratuit mitondra namana iray aty amin'ny Anoka village.

Condition jeu :

✅ Araho ny page. Asio j'aime ity publication ity.

✅ Mentionneo eo amilay sary alefanao anaty commentaire ny namanao mihoatra ny 2 hanaraka ny page.

✅ Partageo en mode public ao anaty muranao ity publication ity.

❤️ Fisarihana 20 septembre.

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share