Korotam-bolo

Korotam-bolo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Korotam-bolo, Event, CFM Anosy, Mahamasina.

KOROTAM-BOLO est un événement qui a pour objectif de PROMOUVOIR les acteurs, experts et entrepreneurs de la beauté dans le domaine des soins capillaires à Madagascar 🇲🇬.

🤝 Nous croyons en la COLLABORATION et non en la CONCURRENCE 🍃

🌸 Mbola tsara eee ! Vonona ve ianareo hiaraka aminay indray amin’ity andiany manaraka ity ⁉️——————————————————————-Ho an...
16/09/2024

🌸 Mbola tsara eee !

Vonona ve ianareo hiaraka aminay indray amin’ity andiany manaraka ity ⁉️

——————————————————————-
Ho anareo rehetra izay liana na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manontany mivantana anay 😇✅

‘Ndao indray any Tamatave no hiaona e ‼️😎

🌹 MISAOTRA TOMPOKO 🌹 Eto izahay dia manolotra ny fisaorana anareo rehetra izay nahatoky anay hatrany, ireo mpandray anja...
11/08/2024

🌹 MISAOTRA TOMPOKO 🌹

Eto izahay dia manolotra ny fisaorana anareo rehetra izay nahatoky anay hatrany, ireo mpandray anjara rehetra, zava-poana tokoa ny ezaka ataonay raha tsy misy anareo 🌹

🥰 Misaotra manokana ny équipe ao amin’ny Hamac, manohana hatrany hatrany 👌🥰

Manome toky anareo rehetra kosa izahay fa hiezaka hanolotra ny tsara indrindra ary hanarina ireo izay tsy nifanaraka tamin’ny hetahetanareo mba hahatsara sy hampiavaka hatrany ny hetsika 💐

Manome fotoana anareo indray tsy ho ela fa aza misaraka amin’ny pejy 🌼

Ny mpikarakara ~ Korotam-bolo Édition 5 💋

😇 fihaonana - fizarana torohevitra manokana…🥰 Fotoana toy izao tokoa no anararaotana hafantarana be be kokoa momban’ny f...
11/08/2024

😇 fihaonana - fizarana torohevitra manokana…🥰

Fotoana toy izao tokoa no anararaotana hafantarana be be kokoa momban’ny fikarakarana ny volo… na olioly, malama, fohy, lava 🥰 Tsisy diso anjara fa dia samy nahazo izay sahaza azy daholo 💐

🌹Misaotra ihany koa ireo izay tonga nanatrika

🌹Mankasitraka Henintsoa Herilala , by Valimbavaka COSMETICS, La Classe Maman L.C.M , Kalie Haircare , SOA.mg , 𝔸𝕞𝕡𝕚𝕤𝕒𝕗𝕪 ...
11/08/2024

🌹Mankasitraka Henintsoa Herilala , by Valimbavaka COSMETICS, La Classe Maman L.C.M , Kalie Haircare , SOA.mg , 𝔸𝕞𝕡𝕚𝕤𝕒𝕗𝕪 , Natur'Ally Mdg tamin’ny torohevitra maro samihafa nandritry ny tontolo andro omaly 10 aogositra 2024 🥰🌹

Mino izahay fa nanampy anareo nanafatra zavatra maro mahakasika ny fikarakarana ny volo ireo fotoana izay niarahana tamin’ireto matianina Ireto 🥰

Misaotra indrindra anareo 💐

Mankasitraka By Petachou & Dago's.Corporation ihany koa tamin’ny fizarana androany tolakandro 🌹💐 ✅ Niresaka momban’ny ´É...
09/08/2024

Mankasitraka By Petachou & Dago's.Corporation ihany koa tamin’ny fizarana androany tolakandro 🌹💐

✅ Niresaka momban’ny ´ÉPILATION’ sy ny ´ COLORATION ´ 🥰

🙋‍♀️ Rahampitso indray ny fotoana miaraka amin’ireo matianina momban’ny volo hatrany

🙋‍♀️ Mbola ato daholo ihany koa ireo mpandray anjara amin’ny varotra fampirantiana 🥰 Maro be ny tolotra izay nomanin’izy...
09/08/2024

🙋‍♀️ Mbola ato daholo ihany koa ireo mpandray anjara amin’ny varotra fampirantiana 🥰

Maro be ny tolotra izay nomanin’izy ireo koa Tongava maro 🥰

💐 Mankasitraka ny équipe Anosibe Mandihy Company-AMC ihany koa nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ity hetsika Korotam-bol...
09/08/2024

💐 Mankasitraka ny équipe Anosibe Mandihy Company-AMC ihany koa nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ity hetsika Korotam-bolo andian’ny faha 5 ity 🥰🌹

🌹Day 1 🎉 Mankasitraka Blush by Jam , 𝔸𝕞𝕡𝕚𝕤𝕒𝕗𝕪 , Zazasoa Randra , 𝘗𝘦𝘭𝘢𝘴𝘰𝘢 🥰🌹 tamin’ny fizarana 🥰🥰 Mbola mandray antsika h...
09/08/2024

🌹Day 1 🎉

Mankasitraka Blush by Jam , 𝔸𝕞𝕡𝕚𝕤𝕒𝕗𝕪 , Zazasoa Randra , 𝘗𝘦𝘭𝘢𝘴𝘰𝘢 🥰🌹 tamin’ny fizarana 🥰

🥰 Mbola mandray antsika hatrany izy ireo hatramin’ny rahampitso ka araraoty ny fotoana toy izao hiresahana sy hafantarana ireo tokony hatao rehetra momban’ny fikarakarana ny volo

🎉 Gagnez un bon d'achat de 100 000 Ar ! 🎉À l'occasion de l'événement KOROTAM-BOLO, participez à notre tombola et tentez ...
09/08/2024

🎉 Gagnez un bon d'achat de 100 000 Ar ! 🎉

À l'occasion de l'événement KOROTAM-BOLO, participez à notre tombola et tentez de remporter un bon d'achat de 100 000 Ar valable auprès de nos exposants !

Pour seulement 2000 Ar le ticket, vous pouvez tenter votre chance et repartir avec ce super lot ! 🎁

Tirage : demain 10 août 2024

📅 Dates : 9 & 10 août 2024
📍 Lieu : Skate Park Antanimena, Antananarivo

💐 Efa vonona izahay 🥰 ianareo sisa no andrasana 🌹 Surprise & cadeaux maro be ho zaraina 🥰 Rahampitso mihaona e ! 🥰🌹
08/08/2024

💐 Efa vonona izahay 🥰 ianareo sisa no andrasana 🌹

Surprise & cadeaux maro be ho zaraina 🥰

Rahampitso mihaona e ! 🥰🌹

🌟 Dans le cadre de notre événement Korotam-bolo où nous explorons tout ce qui touche aux cheveux et poils, nous sommes r...
08/08/2024

🌟 Dans le cadre de notre événement Korotam-bolo où nous explorons tout ce qui touche aux cheveux et poils, nous sommes ravis d'annoncer la participation de By Petachou !

PETACHOU vous proposera une sélection de produits naturels pour l'épilation, ainsi que des conseils et des astuces pour les soins gommage et la protection de votre peau.

Préparez-vous à découvrir comment prendre soin de votre peau de manière douce et naturelle ! 🌿✨

📍 Rendez-vous les 9 & 10 août 2024 au Skate Park Antanimena, Antananarivo 📣

Ne manquez pas l'opportunité d'apprendre des techniques de soin efficaces et d'explorer des produits qui sublimeront votre peau ! 🧴

🌟 L'événement Korotam-bolo 🌟Le rendez-vous incontournable des acteurs, experts, professionnels et entrepreneurs dans le ...
07/08/2024

🌟 L'événement Korotam-bolo 🌟

Le rendez-vous incontournable des acteurs, experts, professionnels et entrepreneurs dans le domaine des soins capillaires à Madagascar 🇲🇬🇲🇬

Nous sommes ravis de vous présenter nos intervenantes pour cette édition :

🌼 Valimbavaka - by Valimbavaka COSMETICS
🌼 Jamih - Blush by Jam
🌼 Elvina - Kalie Haircare
🌼 Rasazy Henintsoa - La Classe Maman L.C.M
🌼 Henintsoa Herilala (Créatrice digitale)

Elles partageront leurs expériences, expertises et savoir-faire dans le domaine des soins capillaires. Que vous ayez les cheveux bouclés, lisses, crépus ou ondulés, colorés, notre objectif commun est de vous aider à en prendre soin de la meilleure façon possible.

📍 Rendez-vous les 9 & 10 août 2024 au SKATE PARK Antanimena, Antananarivo 📣

Préparez-vous à une expérience enrichissante et à des échanges passionnants ! 🎉✨

Address

CFM Anosy
Mahamasina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Korotam-bolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Korotam-bolo:

Share

Category

Korotam-bolo

- Valoriser les produits capillaires malgaches à travers un événement entièrement dédié à tous ceux qui aiment prendre soin de leurs cheveux.

- Assurer une conférence sur l'acceptation de soit ou les identités capillaires

Nos cheveux font partie de notre identité. Nous, Malagasy, présentons une certaine diversité de par nos cheveux. Si certaines personnes ont de beaux cheveux, d'autres souffrent et ne savent plus comment se coiffer...

Nous essayerons de voir ensemble chaque spécificité et caractéristique de cheveux durant cet événement, et n'oubliez pas qu'une équipe de spécialistes dans le domaine capillaire : grands salons de coiffures, experts en cuir chevelu, artistes, Natural Hair Influencers… seront présents.