Wifi Zone Majunga

Wifi Zone Majunga Majunga connecté😉

Eh Majunga!!!2jrs sisa einn🥳🥳alefaso au max sondage sao dia @ Quartier nareo ao fona aa😁😁😁Coms ny suggestions⬇️⬇️⬇️
13/12/2025

Eh Majunga!!!
2jrs sisa einn🥳🥳
alefaso au max sondage sao dia @ Quartier nareo ao fona aa😁😁😁
Coms ny suggestions⬇️⬇️⬇️

Fa io zany na hoetinareo call center mifindra ao mihintsy ny rezimanta dia tsy misy maha perte anareo mihintsy ee😎🤣🤣🤣🤣Ts...
10/12/2025

Fa io zany na hoetinareo call center mifindra ao mihintsy ny rezimanta dia tsy misy maha perte anareo mihintsy ee😎🤣🤣🤣🤣
Tsy mety zao manome hevitra zao ry wifi zone aa🙄🙄😅
fa toizo ihany aloha le e

Aiza tsika jiaby Majunga🫵Ho avy  eto wifi zone tiky🎉🎉500ar/h io baba ata frais Bus mbo lafo🙄🙄Hanao sondage kely antsika😁...
09/12/2025

Aiza tsika jiaby Majunga🫵
Ho avy eto wifi zone tiky🎉🎉
500ar/h io baba ata frais Bus mbo lafo🙄🙄
Hanao sondage kely antsika😁😁
Aiza toerana tianareo asina anazy eto Majunga???
Go Coms!!!....

04/09/2024

Address

Mahajanga Be
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wifi Zone Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share