Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankadindravola Ivato - Foibe Ankorondrano

Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankadindravola Ivato - Foibe Ankorondrano Pejy natao hanapariahana ny Filazantsara sy hifampaherezana

14/09/2026
Fizarana valisoa ho an ny sekoly alahady sy ny tanora.Ny ben ny Tanana an Ivato sy ny ankohonany nanatrika ny fotoana.
31/08/2026

Fizarana valisoa ho an ny sekoly alahady sy ny tanora.

Ny ben ny Tanana an Ivato sy ny ankohonany nanatrika ny fotoana.

🔥Fivoriam-bavaka🔥Androany 23 Aogositra 2026☝️Lohahevitra noentin'ny Mpitandrina Christian, mpitandrina eto Ankadindravol...
23/08/2026

🔥Fivoriam-bavaka🔥
Androany 23 Aogositra 2026

☝️Lohahevitra noentin'ny Mpitandrina Christian, mpitandrina eto Ankadindravola, ny mahakasika ny "Fikomiana amin'Andriamanitra"

☝️Nampiavaka ny fivoriana natao androany kosa ny fandalovan'ireo misionera avy ao amin'ny fikambanana Gideona eto Madagasikara.

💕Ho an'Andriamanitra irery anie ny Voninahitra💕

Faly manasa anao izahay.Tongava soa tompoko.
13/08/2026

Faly manasa anao izahay.
Tongava soa tompoko.

Address

Lalana Makany Amin Ny Aéroport Ivato
Ivato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankadindravola Ivato - Foibe Ankorondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category