YouthConnekt DIANA

YouthConnekt DIANA Ho an’ny tanora Malagasy

Ho atsika tanora rehetra ato amin’ny faritra DIANA
06/01/2026

Ho atsika tanora rehetra ato amin’ny faritra DIANA

18/12/2025
🔊𝗦𝗢𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗥𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 📢👉Tanora malagasy ve ianao?Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo?Vonona hampiasa...
17/12/2025

🔊𝗦𝗢𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗥𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 📢

👉Tanora malagasy ve ianao?
Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo?
Vonona hampiasa ny fahaizamanao anananao ho an'ny fandrosoana maharitra sady lovainjafy?

🪄Ity ary misy firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra izay fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amin’ny alalan’ny Fitaleavan’ny Tanora sy ny Famirapiratana Iraisam-pirenena, ary miaraka amin’ny Programmes de Volontaires des Nations Unies Madagascar.

▶️Misy karazany 2 izany ary efa misokatra ny fisoratana anarana:

- Fanangonana ny tantaran’ireo tanora Malagasy, hampahafantarina ny momba azy ireo sy ny talenta hananany. Tanora lahy sy vavy 25 no ho raisina ka ny fanazavana fanampiny sy ny fisoratana anarana dia ao amin’ny https://app.unv.org/opportunities/1784888021265626

- "Promotion des droits humains" kosa ny iray ho fampahafantarana ny zon'olombelona sy ho fikirakirana sy fanaparitahana ireo soa fanararaotra. Tanora lahy sy vavy 300 no ho raisina hanatanteraka izany. Ny fanazavana fanampiny sy ny fisoratana anarana dia ao amin’ny https://app.unv.org/api/doa/doa/1784888021265625/social.html

🔗Raha mbola tsy manana kaonty ianao dia manasa anao hanokatra izany amin'ity rohy ity: https://app.unv.org

✨Ny fahazainao, ny talentanao sy ny fahavononao no antoka hampandroso ity Madagasikarantsika ity.🇲🇬

Programme VNU Madagascar

Ministère de la Jeunesse et des Sports

  in May 2025🎙️
16/12/2025

in May 2025🎙️

Afafi,Ela ela atsika zay tsy nitrotro sy nikorana e.Allo ndreky fa nimpody izy ty e.Ny fiainana anaty fikambanana dia ef...
16/12/2025

Afafi,
Ela ela atsika zay tsy nitrotro sy nikorana e.
Allo ndreky fa nimpody izy ty e.

Ny fiainana anaty fikambanana dia efa fanaovana asa antsitrapo ary mandray anjara amin'ny fampandrosoana sy maha olompirenena anao.

Tongava ary hifampizara miaraka amintsika i Maminirina Vanessa izay isan'n tanora nisitra fiofanana amin'ny maha ACAMA izy ka nahatonga izy lasa mpandray anjara mavitrika amin'ny maha olompirenena.

Aza adino ary fotoana ntsika:
📅 Asabotsy 20 Desambra 2025
⏰ manomboka @ 9 ora
📍 Centre Lucien Botovasoa, Antsiranana
🎟️ Tsy misy vidim-pidirana

🔁 ZARAO amin’ny manodidina anao fa indrindra ny tanora!

♦️♦️♦️♦️♦️♦️♦️♦️♦️♦️

Ny Tetikasa Olombanona dia tetikasa natsangan’ny fikambana Afafi-fet Diosezy Antsiranana , taorian’ny fiofanana noraisin’ireo mpikambana vitsivitsy tamin’ny alalan’ireo tetikasa nisy teo anivon'ny Centre Arrupe Madagascar sy (YLS), izay mikendry ny fanamafisana ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin'ny maha olom-pirenena sy fampiroboroboana ny fikambanana mba havitrika, handray andraikitra ary hanolo-tena amin’ny fanorenana demokrasia, fandriampahalemana ary fitantanana mangarahara eny ifotony.

🔥 APPEL À SOLIDARITÉ – URGENCE ÉTUDIANTS SINISTRÉS 🔥‎‎Suite aux incendies tragiques du 2 novembre à l'Université d'Antsi...
04/11/2025

🔥 APPEL À SOLIDARITÉ – URGENCE ÉTUDIANTS SINISTRÉS 🔥

‎Suite aux incendies tragiques du 2 novembre à l'Université d'Antsiranana, des centaines d’étudiants ont tout perdu : logement, effets personnels, matériel scolaire…
‎Aujourd’hui, ils ont besoin de notre aide pour se relever.

‎🤝 Faisons preuve de solidarité !
‎Chaque geste compte - petit ou grand - pour redonner espoir à ces jeunes.

‎🧺 DONS POSSIBLE :

‎👕🥣 Matériels : matelas, vêtements, couvertures, ustensiles de cuisine (marmites, casseroles, assiettes, etc.)

‎🍲 Nourritures : riz, produits de premiers nécessités, etc.

‎💵 Aide financière

‎📍 Point de collecte : Bureau OSC-R
‎(Enceinte AJFACE, près de la JIRAMA)

‎📞 Contact pour les dons : LEVA André José – Président de l’OSC-R
‎📱 MVOLA au 038 22 196 44 (ALBERTO Stopira, Trésorier de l’OSC-R)

‎🙏 Ensemble, montrons que la solidarité est plus forte que les flammes.

COMMUNIQUÉ Le YouthConnekt Summit 2025 à Madagascar est suspendu, impactant plusieurs secteurs et milliers de participan...
17/10/2025

COMMUNIQUÉ
Le YouthConnekt Summit 2025 à Madagascar est suspendu, impactant plusieurs secteurs et milliers de participants prévus. Malgré la déception, l’auteur garde espoir que le sommet se tiendra un jour dans le pays, soulignant l’importance de valoriser ses atouts pour la jeunesse.

10/10/2025
𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹𝘀 𝗮̀ 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 𝗲𝘁 𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀𝗲𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟱-𝟮𝟬𝟮𝟲1️⃣ Formation EFH en éducationDates : 21 octobre – 21 novembre 2025Objectif :...
29/09/2025

𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹𝘀 𝗮̀ 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 𝗲𝘁 𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀𝗲𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟱-𝟮𝟬𝟮𝟲

1️⃣ Formation EFH en éducation
Dates : 21 octobre – 21 novembre 2025
Objectif : Approfondir la compréhension de l’égalité femmes-hommes et acquérir des outils pratiques pour vos projets éducatifs
Date limite : 12 octobre 2025

2️⃣ Bourses Erasmus+ Université Cadi Ayyad
Profils éligibles : Tous niveaux, staff, Master/Doctorat, personnel enseignant
Destinations : Hongrie, Lituanie, Italie, Roumanie
Objectif : Mobilité académique et renforcement des compétences professionnelles

3️⃣ Bourses de recherche - Fresque de la démocratie
Nombre de bourses : 25
Montant : 3 800 € (≈ 2,5 millions FCFA)
Objectif : Collecte et analyse de données sur les expérimentations démocratiques en Afrique
Date limite : 30 novembre 2025

⏳ Le moment tant attendu arrive enfin : la grande rencontre des jeunes en échange et en action !📅 Du 25 au 27 septembre ...
24/09/2025

⏳ Le moment tant attendu arrive enfin : la grande rencontre des jeunes en échange et en action !

📅 Du 25 au 27 septembre 2025, la ville d’Ambilobe vibrera au rythme du Forum des Associations de Jeunes et de l’Entrepreneuriat Mifanohagna.

✨ Placé sous l’organisation du Réseau des Jeunes Masoandron’ny Avaratra Diana, cet événement unique sera une véritable plateforme de partage, d’inspiration et d’opportunités. C’est l’occasion rêvée pour nous, jeunes, de nous rencontrer, de confronter nos idées et de renforcer notre esprit entrepreneurial.

👉 Rendez-vous à Ambilobe pour écrire ensemble une nouvelle page de notre avenir 🇲🇬🌍

DRJS DIANA
Youthconnektmada
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Vahatra- Centre de coworking
Yas Madagascar
Fanainga
CCJ Antsiranana I
YouthConnekt Africa

04/09/2025

Elimination Coupe du monde 2026
Barea 1- 0 Centre Afrique

MI-TEMPS

Address

Diego

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YouthConnekt DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category