Commune Rurale Anivorano-Avaratra

Commune Rurale Anivorano-Avaratra Pour partager et communiquer nos actualités et nos événements voire nos programmes socio-politique

Fanjava raika teo niasany ty Groupe vao2 ity teto amintsika   , ts oe tss ek ny fahatapahana fa olana afa koa donc aii
11/05/2026

Fanjava raika teo niasany ty Groupe vao2 ity teto amintsika , ts oe tss ek ny fahatapahana fa olana afa koa donc aii

11/05/2026

Koezy koezy antsika jiaby atoo, akory nanintsika agny? ato Fifidianana Chef Fonkontany fo raha malaza zio aiii

03/05/2026

Teny diso tsy mba kabary eee,
Ry Andrinirina Michaël ooo😂😥😥

Naiditra eny amin'ny fonjaben'i Tsiafahy avy hatrany i Kolonely Rakotomamonjy Patrick izao alina izao.Ny hariva teo izy ...
17/04/2026

Naiditra eny amin'ny fonjaben'i Tsiafahy avy hatrany i Kolonely Rakotomamonjy Patrick izao alina izao.

Ny hariva teo izy no voasambotry ny zandarin'Ankadilalana teny Amoronankona By-pass.

Vazaha Frantsay iray sy Malagasy miisa 4 no efa nosamborina omaly ary nitohy tamin'ny fahatratrarana an'i Kolonely Rakotomamonjy Patrick androany.

Anisan'ireo fandikan-dalàna hanenjehana azy ireo sy Kolonely ny fikasana hamono ny Filohan'ny Fanavaozana.
Skispass Atm

𝐉𝐄𝐍𝐄𝐑𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐋𝐎𝐔𝐈𝐒 𝐅𝐑𝐀𝐍𝐂𝐈𝐎Manamboninahitra Jeneraly eo anivon'ny Zandarimaria Izy no Voatendry ho Lehiben'ny Faritr...
09/04/2026

𝐉𝐄𝐍𝐄𝐑𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐋𝐎𝐔𝐈𝐒 𝐅𝐑𝐀𝐍𝐂𝐈𝐎
Manamboninahitra Jeneraly eo anivon'ny Zandarimaria Izy no Voatendry ho Lehiben'ny Faritra DIANA, Miaraha azy isika no sady hirary soa izy aleo alasana eto Faritra Diana. 🤝🤝🤝

03/04/2026

Comique zandry ty aii,mahay mivarotro marina,navy fanojo za indraiky aaa tegna oe Bravo zandry eee

Marina ma   ty koa magnekitry nifinazy zegny fa matsoaka tavela amraha kifariny eo zegn?Mba amezanareo hoabolagna mikasi...
30/03/2026

Marina ma ty koa magnekitry nifinazy zegny fa matsoaka tavela amraha kifariny eo zegn?
Mba amezanareo hoabolagna mikasika izio edii,
Bon début de semaine aby ee,👇👇👇👇👇👇

Izy no Madame  'diaye Minisitry ny raharaham-bahiny Vaovao Zanatsika avy eto   avy ao AmpandranaMiarahaba azy isika ary ...
26/03/2026

Izy no Madame 'diaye Minisitry ny raharaham-bahiny Vaovao Zanatsika avy eto avy ao Ampandrana
Miarahaba azy isika ary aleo mba samy hirary soa hoazy ahaleo alasana aminy andraikitra iantsorohany,
au Clavier jiaby

Miarahaba ny Governemanta vaovao!!🫲🫲🫲Manantena vokatra vaovao sy fanovana tena izy ny vahoaka fa tsy fanovana ambava fot...
26/03/2026

Miarahaba ny Governemanta vaovao!!🫲🫲🫲
Manantena vokatra vaovao sy fanovana tena izy ny vahoaka fa tsy fanovana ambava fotsiny👀👀🫵🫵

mba misy Tia Tanidrazana toa azy koa ve eto amintsika𝗩𝗼𝗮𝘀𝗼𝗸𝗮𝗷𝘆 𝗵𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻...
25/03/2026

mba misy Tia Tanidrazana toa azy koa ve eto amintsika
𝗩𝗼𝗮𝘀𝗼𝗸𝗮𝗷𝘆 𝗵𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗶 , 𝘀𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝗻𝘆 90% 𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮.

✴️ Ny taona 2010-2015 dia i José Mujica no filoham-pirenena tao Uruguay, izay fantatra ho "filoha mahantra indrindra eran-tany" noho ny fomba fiainany tsotra dia tsotra.

✴️ Ireo tena nampalaza azy tamin'izany:
• Nanome ny 90% ny karamany ho amin'ny asa fiantrana izy, indrindra ho an'ny fananganana trano ho an'ny olona mahantra. Ny ambiny kely sisa no nampiasainy hivelomana.

• Ny fonenany: Tsy nety nipetraka tao amin'ny lapan'ny filoham-pirenena izy. Nifidy ny hitoetra tao amin'ny toeram-pambolena keliny tany ambanivohitra izy, niaraka tamin'ny vadiny.

• Ny fiara noentiny dia ny Volkswagen Beetle (Coccinelle) izay efa tamin'ny taona 1987, efa tonta nefa saingy mbola mandeha tsara.

✴️ Ankehitriny, na dia efa tsy eo amin'ny fitondrana intsony aza izy, dia mbola mibahan-toerana eo amin'ny tantara ny anarany ho ohatra amin'ny fanetren-tena sy ny fahafoizan-tena ho an'ny firenena.

Address

Anivorano-Avaratra
Diégo-Suarez
202

Telephone

+261329032101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Anivorano-Avaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share