Résidence Loharano

Résidence Loharano Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Résidence Loharano, Performance & Event Venue, IIR 105 Bis Ambohitrakely, Antananarivo.

📍Ambohitrakely ( Betongolo )

Salle de réception pour vos événements 🎉et location de voiture pour vos déplacements 🚗

Réservez par message ou appelez le 📞034 67 988 24

Misaotra mankasitraka antsika rehetra izay nadalo tato aminay nandritra iny volana febroary iny.Samy ho salama sy feno f...
03/03/2026

Misaotra mankasitraka antsika rehetra izay nadalo tato aminay nandritra iny volana febroary iny.
Samy ho salama sy feno fahombiazana daholo e.
Manasa antsika hijery sary vitsivitsy izay azonay afaka mandefa sary ihany koa izay mañana hifampizarana e.
Misaotra e....

19/02/2026

Ity kosa aloha a. Dia tsara e....
Afaka manao décoration miavaka koa ianareo izay Tonga ato aminay a.

Manasa antsika ho Tonga maro. Aza adino ny famandrian-toerana fa voafetra ny toerana
17/02/2026

Manasa antsika ho Tonga maro. Aza adino ny famandrian-toerana fa voafetra ny toerana

Mankasitraka any Coach DN Evariste officiel. Manasa  antsika anaraka ny pejy eo aminy sary. Manatena fiverenena mahafina...
15/02/2026

Mankasitraka any Coach DN Evariste officiel. Manasa antsika anaraka ny pejy eo aminy sary.
Manatena fiverenena mahafinaritra izahay ato aminy Résidence Loharano.

Mbola tsy taraiky n'y cadeau ho an'ny saint Valentin aAlefaso n'y commande izay mbola tsy nahazo ho an'ny Valentin sy Va...
11/02/2026

Mbola tsy taraiky n'y cadeau ho an'ny saint Valentin a

Alefaso n'y commande izay mbola tsy nahazo ho an'ny Valentin sy Valentine e.

Ny Résidence Loharano koa dia miaraka miasa aminy Mr Bruno artiste manamboatra tableau aminy alalany kofehy.Manasa anare...
10/02/2026

Ny Résidence Loharano koa dia miaraka miasa aminy Mr Bruno artiste manamboatra tableau aminy alalany kofehy.
Manasa anareo anaraka ny pejy eo aminy sary.
Mandray commande ihany koa.
Tel 0346738378

Tena tsara atao fanomezana amin'ny fety rehetra.

Mankasitraka tompoko.

09/02/2026
19/01/2026

Niverina ny famandrian-toerana antsika ny daty.

8 février
15 février
28 février

Mandray ihany koa izahay ny andavanandro.

Tongava ary izay mbola tsy nahita toerana e.

Mankasitraka tompoko.

Mirary alahady mahafinaritra antsika izahay ato aminy Résidence Loharano.Ny omaly tato aminay dia nafinaritra loatra nah...
18/01/2026

Mirary alahady mahafinaritra antsika izahay ato aminy Résidence Loharano.

Ny omaly tato aminay dia nafinaritra loatra nahita ireto mpandihy.

Vonona foana izahay anome fahafaham-po anareo e.

Sary indray mipika.Mirary alahady sambatra ho antsika rehetra izahay ato aminy Résidence Loharano.
11/01/2026

Sary indray mipika.
Mirary alahady sambatra ho antsika rehetra izahay ato aminy Résidence Loharano.

Mariazy voalohany tamin'ity taona 2026 tato aminy Résidence Loharano Efa afaka mandray hatramin'ny 120 olona izahay misy...
10/01/2026

Mariazy voalohany tamin'ity taona 2026 tato aminy Résidence Loharano Efa afaka mandray hatramin'ny 120 olona izahay misy piste malalaka, misy ny couvert , ny décoration, ny sono....
Mbola manana toerana malalaka izahay ny 24 janvier sy ny 21 février ho an'izay mbola mitady.

Address

IIR 105 Bis Ambohitrakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Résidence Loharano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share