10/09/2026
🎉 TORO-HEVITRA MAHASOA HO ANAREO MANOMANA LANONANA 🤎
Raha mikarakara anniversaire, baptême, fety kely miaraka amin’ny fianakaviana na événement ianao, ireto misy zavatra zava-dehibe tokony hojerena 👇
✨ 1. Farito aloha ny isan’ny olona
👉 Izany no hanampy anao hisafidy ny toerana sy ny quantité de repas ilaina.
✨ 2. Farito ny budget
👉 Aza ny décoration ihany no jerena, fa ampidiro ao koa ny toerana, sakafo, zava-pisotro, animation, décoration, sns.
✨ 3. Misafidiana toerana mifanaraka amin’ny isan’ny vahiny
👉 Tokony hisy toerana ahafahan’ny olona mipetraka tsara, misakafo, milalao ary mivezivezy tsara.
✨ 4. Eritrereto mialoha ny sakafo 🍽️
👉 Buffet sa service à table? Misy ankizy ve? Misy olona manana régime particulier ve?
✨ 5. Aza adino ny animation sy ny ambiance 🎶
👉 Ny mozika, jeux, danse na activités dia manampy betsaka amin’ny fahafinaretan’ny vahiny.
✨ 6. Ataovy pratique ny toerana
👉 Parking, cuisine, toilettes, espace enfants, électricité… ireo zavatra madinika ireo no tena ilaina rehefa tonga ny andro.
✨ 7. Réservez mialoha 📅
👉 Indrindra raha weekend na période be événement, aza miandry ny fotoana farany.
🤎 Ary raha mitady toerana ahitana ireo ilainao ireo ianao…
📍 Ato amin’ny Villa Finoana, By Pass Amoronakona, dia efa misy ireo zavatra ilaina amin’ny lanonanao: espace, tables & chaises, cuisine, jardin, espace enfants, vidéoprojecteur, électricité + groupe électrogène, gardiennage, sns.
✨ Misy koa ny formules Sakafo arakaraka ny zavatra ilainareo.
📩 Contactez-nous pour visiter la Villa et préparer ensemble votre événement.
Villa Finoana — toerana iray, fotoana iray, fahatsiarovana tsara maro. 🤎